Felicitation Sarkozy
101. tslem
(
09/05/2007 11:15)
kelly13:
sakaizakely>klou klou ka, ra ny cout total credit alaindry ohatra 48000 euros a taux 4.5% d ny interet zany = 2160 euros, donc ny totalité alohandry zany lasa 50160 euros. d io 2160 euros io no miala @ impots-ndy, ms ny mba tiko fantatra d oe ra credit pour 5 ans zany d exempté de 432 euros ny impots aloha pendant 5ans? ary ra oul non imposable? zay le fanontaniko tatsy d oe ra kely sosy (karama) d tsy ahazo hanao pret zany, donc ny kely karama zany tsy ahazo trano!ary ny oul retraité kou zany tsy tafiditra. politik pour les riches ty ry zalahy a!
mahay mi-compte an :-D:-D:-D
103. sakaizakely
(
09/05/2007 13:09)
kelly13> mahazo prêt daholo na imposable na tsia fa dia arakaraky ny possibilité de remboursement ihany no omen'ny banky anao.
Izany hoe tsy mahazo mihoatra ny ampahantelon'ny vola miditra ny vola ahefa tous crédits confondus(trano, fiara sns...) sy arakaraky ny durée de remboursement irinao koa no no tokony ho sandan'ny trano azonao vidiana.
Ohatra tsotsotra hoe 2000 euros ny totalin'ny vola miditra, tsisy crédit fiara na zavatra hafa, de 660 euro zany ny possibilités de remboursement-dry. De mifidy indry na 15 ans na 20 ans anefana azy
660*15 ans (180 mois) = 118 800 euros
660*20 ans (240 mois) = 148 400 euros
De entre an'ireo zany valeur-ny trano azondry vidina. Ambonin'ireo anefa dia misy ny frais de notaire : 2% raha vaovao le trano, 10% raha dokazy. En gros moa izany dia izay ilay izy raha araky ny fantatro.
Manaova estimation any @ banky akia dia ho hita mazava eo a ! Fa le calcul omendry ahy io tsy haiko fa za bepc -10 fa tsy mba bac+5 tsinona ;-) fa ny ahy ze kely mba haiko ihany no zaraiko amindry :-*

105. kelly13
(
09/05/2007 13:39)
sakaizakely hihihi za nampiasa masinina a calkilé nefa lalalèreuuu fa miciii @ fanazavana ankia a, le ray ry toa tsy manome fanazavana mihintsiny kou :°)
106. kally
(
09/05/2007 13:41)
tywa68:
... izany hoe ny banques mhitsy no asaina manao effort fa tsy ny olona salariés pauvres.
Dia jereo inona ny an'ingahy sarko.:wink:
Tonga soa amin'ny taonjato faha-21:lol:
Ny banky anie aza adino fa tsy natao hanao asa soa ny nahatongavany eo fa hitady tombony, tsy ho azonao baikoina amin'izany izy, ohatry ny orinasa mpanamboatra fanafody ihany io, tsy mikaroka fanafody ho an'ny aretina misy any @ tany mahantra fa tsy mampidi-bola izany.
Izay ny fiainana hatrizay fa ianareo no rebireben'ny sôsialista any mba hahazoany seza fiaindrianana ambonimbony kokoa hitazanany ny vahoaka mitrosona tsara.:lol:
107. voromailala
(
09/05/2007 19:43)
sakaizakely> Aleo hatao hoe izaho no tsy nahay nanazava fa tsy hoe ianao no tsy nahay nanisa.
Hohitantsika miaraka eo hoe ahoana ny tohiny fa hafa ihany ny homme de terrain.
Hohitantsika miaraka eo hoe ahoana ny tohiny fa hafa ihany ny homme de terrain.
108. voromailala
(
09/05/2007 19:53)
Fantatrareo moa fa Segolene sy ny socialisme dia machine à faire des pauvres.
Hoy DSK hoe casser la machine à faire des pauvres
Hoy DSK hoe casser la machine à faire des pauvres
109. fijo
(
09/05/2007 20:46)
izoa e,hitsangana hono ny antokon'i bayrou,de hojerentsika eo izay fandehany hanombanana ny fifidianana solombavam bahoaka
110. kally
(
10/05/2007 07:59)
fijo:
izoa e,hitsangana hono ny antokon'i bayrou,de hojerentsika eo izay fandehany hanombanana ny fifidianana solombavam bahoaka
Ka i Bayrou aza nitetika ny ho kalabe , nilaozana nihazohazo ka tavela irery ny niafaràny.
111. Samoana
(
10/05/2007 13:54)
ny sôsialista izany tsy ampy sôsy
ny kapitalista mikapa loatra
ny centriste misento kely
Avela kely aloha hifandamina ry vazà isany fa isika koa mba manana ny club "namaniste" antsika e:-D ! Io no mba "tranonkala malagasy hifankahitana sy hifandraisana amin'ny namana malagasy maro amin'ny firenena maro" ka aleo hamafisana :D

112. rush
(
10/05/2007 18:16)
kally:mpamadika!izany azo lazaina an'io e!
Ka i Bayrou aza nitetika ny ho kalabe , nilaozana nihazohazo ka tavela irery ny niafaràny.
113. fijo
(
10/05/2007 21:39)
kally an,eto kosa aloha dia mazava be ny mpamadika syny mpitady toerana fotsiny e.de hoitandry eo,fa tsy adala ny olona nifidy bayrou ka tsy ahatsiahy ny nataon'ireo mpivadika pataloha ireo
115. kally
(
14/05/2007 13:06)
fijo:
kally an,eto kosa aloha dia mazava be ny mpamadika syny mpitady toerana fotsiny e.de hoitandry eo,fa tsy adala ny olona nifidy bayrou ka tsy ahatsiahy ny nataon'ireo mpivadika pataloha ireo
Ka izao koa aza izy malefadefaka ery mandangolango an'i Sarkozy sahady. Tsy adala ny mpifidy fa mbola vao 25.000 no nisoratra anarana erak'i Frantsa hifidy azy..ve dia mba ho ampy?
Ny vahoaka anie no arirariran'ny mpanao pôlitika eo fotsiny fa ny azy ny hamboatra ny sezany no tadiaviny.Ny mahavariana ahy amin'i Bayrou dia manao firesak'i Ségo sahady izy izao, tsy miresaka mazava fa mihodinkodina fotsiny tsy hita hoe ahoana. F'izay tianareo io fa tsy idirako lalina intsony ny aminy..tsy mahakasika ahy loatra mantsy:lol:
117. xxx
(
14/05/2007 14:32)
Fiffi:
heu....firy % moh ny nifidy an'i bayrou nivadika ségo ?
ka 2 sisa no azo hisafidina ka haneha hifidy ny tsy tiany veuh ny oll???
Tsy naleo nifidy an'i sego toy izay i kozy kely be fofon'aina???:lol:
118. fijo
(
14/05/2007 14:41)
40% ny mpifidy bayrou nanohana an'i sego.de ahita eo ireo nivadika pataloha,fa sady tsy hotian'ny taloha no gejain'ny vaovao.akory atao e
119. Fiffi
(
14/05/2007 16:12)
nefa bayrou tsy nilaza hoe ségo fidiana.....saingy zany zao no atao hoe votsodroa ?
120. fijo
(
15/05/2007 21:39)
ka tsy nilaza mivantana izy hoe sego fidiana,fa aza hadino fa nilaza mazava izy fa tsy hifidy sarko.midika inona izay???