fanesorana tsy ho namana
81. xxx
(
07/05/2007 20:29)
anouck78:
bozylove : misaotra anao aloha namerina nanazava tsara ny zava misy fa izaho mantsy vaovao eto nefa de hitako fa tsy tsy mety ny zavatra ataony tomponandraikitra ohatra hoe rehefa mahatsiaro voa @ discusion eto izy de maivava ; izaho moa tsy miteny fa zara aza misy ity site ity mba hanehoana marina ny atao hoe malagasy aty ivelany milaza ho mpiray hina kanefa MPANAVAKAVAKA .Tohizo hatraminy farany bozylove a aza avela hanararaotra hanarampo @ tsy mety ny tompon'andraikitra
de mahaiza aloha mipetraka amin'ny mahavaovao vao mitsabatsabaka resaka toy itony.
ny tomponandraikitra leo toy ny mpiserasera rehetra ny dridrangilan'i bozy fa feno ny redirediny ny sehatra manontolo ary ahodiny ho aminy foana ny resaka n'aiza n'aiza.
mazava ho azy fa raha mitovy fisainana amin'i bozy ianao dia malalaka koa ny varavarana, tsisy mitana anareo eto
82. bozylove
(
08/05/2007 08:09)
anouck78:
[size=13px]bozylove : misaotra anao aloha namerina nanazava tsara ny zava misy fa izaho mantsy vaovao eto nefa de hitako fa tsy tsy mety ny zavatra ataony tomponandraikitra ohatra hoe rehefa mahatsiaro voa @ discusion eto izy de maivava ; izaho moa tsy miteny fa zara aza misy ity site ity mba hanehoana marina ny atao hoe malagasy aty ivelany milaza ho mpiray hina kanefa MPANAVAKAVAKA .Tohizo hatraminy farany bozylove a aza avela hanararaotra hanarampo @ tsy mety ny tompon'andraikitra[/size]
Bozy mampiseho ny zavamisy eto foana ranamana8) 8O 8) fa ny tsy mahantanty ny marina sy ny tsy tia rise tsy mahazaka mahita ny zavamisy eto.
[size=13px]Bozy mamerina foana efa tsy misy fanazavana sy etsika ataon'ireo tompon'andraikitra @ ny zavamisy eto mangataka fanazavana aho nahoana ny :
1) avela eto ny sary feno ompa sy fanalana baraka ampatsiahiviana fa efa te hanala sary ny tompon'andraikitra dia mamafa 8) :?:8O :roll: :?:.
2) tsy misy valiny avy @ n'ireo tompon'andraikitra fangatahana Ip n'olona mpanala baraka sy mpanompa eto.[/size]
[size=13px]Noho tsy firarahin'ireo tompon'andrikitra ireo fanontaniako ireo dia asehoko eto sy averiko lava ny zavamisy mandrapahazo ny fanzazavana avy any @ tompon'andraikitra.[/size] 8) 8O :roll: 8)
83. bozylove
(
08/05/2007 08:30)
xxx:
[size=13px]de mahaiza aloha mipetraka amin'ny mahavaovao vao mitsabatsabaka resaka toy itony.
ny tomponandraikitra leo toy ny mpiserasera rehetra ny dridrangilan'i bozy fa feno ny redirediny ny sehatra manontolo ary ahodiny ho aminy foana ny resaka n'aiza n'aiza.
mazava ho azy fa raha mitovy fisainana amin'i bozy ianao dia malalaka koa ny varavarana, tsisy mitana anareo eto[/size]
[size=13px]Nahona aloha manao XXX enao (anonyme)?? raha miseho manana ny marina maninona no tsy sahy miseho @ ny maha psedo nao. Sa menatra sy matahotra fa mety tompon'andraikitra eto dia aleo miafiana manao anonyme :?: :roll: :?::oops:
tena tsy tantinareo eto mitsy ny mampiseho ny fomba fisainananreo eto sy ny zava misy eto. Ny eto dia ilay mpitambabe e fotsiny hoe mpisolovava sy mpiaro ny mpiserasera mpanala baraka . Tsy misy ny analyse fa mitamba be manohitra ny olona mampiseho ny tsy mety eto
Eto @ n'ity serasera ity tsy maintsy dokafana sy lazaina foana fa eto " tout le monde est beau , tout le monde st gentil" izay tsy eken'i Bozy satria tsy marina[/size]
[size=13px]Ny tompon'andrikitra hoy enao efa leo satria satria tsy tantiny ny hilazako fa zareo mi cautionner ny mpanala baraka sy mpnompa izay mahazo vahana sy falalahana eto anao anizany , ary matoa tsy manome fanazavana zareo dia manaiky anizany fanalana baraka sy ompa izany ry zareo amiko=mi-cautionner.[/size]
[size=13px]Ary tsy miala eto aho fa noho ny addiko dia mitohy mampiseho ny zava misy eto fa tokony ho mailo ireo mitady namana eto[/size] 8O 8O 8O :roll: 8) [size=13px]fa tsy olona mafinaritra sy azo atokisana daolo akory ny olona eto mitady namana eto.[/size]
84. bozylove
(
08/05/2007 08:33)
zina:
ny tompon'andraikitra tsy afaka manatanteraka ny caprice-ny rehtra...
[size=13px]Tsy misy manao caprice eto, fa ny logikn'ity serasera ity no tsy mazava :cry: :wink: :roll: :?: :roll: :?: 8O 8)[/size]
85. raneni
(
08/05/2007 09:12)
bozylove:
zina:
ny tompon'andraikitra tsy afaka manatanteraka ny caprice-ny rehtra...
[size=13px]Tsy misy manao caprice eto, fa ny logikn'ity serasera ity no tsy mazava :cry: :wink: :roll: :?: :roll: :?: 8O 8)[/size]
Ary tsy hitan'ity angah ny zava-doza vitan'ity no eto no mimenomenona be credy mivarotra olona eto ?
Taiza indray no nilaisona ireo sarin'olona ireo ?
Lebiazo aloha io zanak'ity faralahy kely io de ho hita eo ny manaraka
ty tena vehivavy adala misaina !
86. Zina
(
09/05/2007 20:45)
bozy a,
zao fotsiny a hajao izay ataon'ny admin ary mifalia fa mba afaka mifampiresaka @ ny gasy dans le monde entier ianao... dia izay ihany..:wink:
Raneni a mba manana fo tony o:wink:
zao fotsiny a hajao izay ataon'ny admin ary mifalia fa mba afaka mifampiresaka @ ny gasy dans le monde entier ianao... dia izay ihany..:wink:
Raneni a mba manana fo tony o:wink:
87. xxx
(
10/05/2007 08:16)
Zina:
bozy a,
zao fotsiny a hajao izay ataon'ny admin ary mifalia ......
salit salit bozy inona no vaovao ? mananatra an !:-D
88. sympa
(
10/05/2007 12:02)
8-)8-)8-)8-)8O8O8O8O8O ary tounde masika bbbbbb doly ato zany kle :?::?:8-)8-)8-) vao nitsidika de tounde talanjona ao marina :-D:-D:-D aleo tsy hiteny sao voa sody eto ko kle :-D:-D No Comment 8-):!:
89. sympa
(
10/05/2007 12:05)
8-)8-)8-)8-)8O8O8O8O8O ary tounde masika bbbbbb doly ato zany kle :?::?:8-)8-)8-) vao nitsidika de tounde talanjona ao marina :-D:-D:-D aleo tsy hiteny sao voa sody eto ko kle :-D:-D No Comment 8-):!:
91. tarzand
(
10/05/2007 13:26)
faly miharahaba antsika namana rehetra, na ny nesorina na ny vao miditra; Ny zavatra tsikaritro de zao: matoa samy tezitra nareo de samy misy zavatra nahatonga izany, ka ny solution omeko de zao: MIFAMELA ARY MIFANDEFERA. Ny mpiandraikitra tsy tokony hanala namana fa za mahita hoe tena mila namana i bozy; ekeko raha misy tsy nety nataony, fa ny hilana namana dia ny mba hifampiresahana; tsy atoro antsika intsony izany; samy gasy ka tokony hifankatia sy hifanavotra e! ho an'i bozy, mety manana ny rariny enao nefa aza malahelo intsony, efa namako enao manomboka izao na ratsy na tsara ny nataonao, za tsy tonga lafatra ka mila namana! farany: ny namana vaovao tsy tokony hapetraka ho tsy mahafantatra n'inn n'inn ka tsy tokony hiteny (dixit xxx); zara aza tonga namana e!!!
fehiny: za tsy d'accord @ fanesorana namana! mila hifampiresahana ny zavatra rehetra. Misaotra ny tompon'andraikitra @ ireo ezaka nataony ary mankahery azy @ ireo ezaka tokony mbola hataony!
fehiny: za tsy d'accord @ fanesorana namana! mila hifampiresahana ny zavatra rehetra. Misaotra ny tompon'andraikitra @ ireo ezaka nataony ary mankahery azy @ ireo ezaka tokony mbola hataony!
92. xxx
(
10/05/2007 13:50)
tarzand:

merci e :-D mamela anao zany zahay ry bozy , ianao ary mba efa mipipimaso etsy sy eroa :}
93. linarako2
(
10/05/2007 14:46)
tarzand:
fehiny: za tsy d'accord @ fanesorana namana! mila hifampiresahana ny zavatra rehetra. Misaotra ny tompon'andraikitra @ ireo ezaka nataony ary mankahery azy @ ireo ezaka tokony mbola hataony!
Dia misaotra azy niteny ny alahelony.
94. sympa
(
10/05/2007 16:04)
xxx:
merci e :-D mamela anao zany zahay ry bozy , ianao ary mba efa mipipimaso etsy sy eroa :}
:-D:-D:-D:-D:-D:°):°):°):°):°) tsy miteny fa mbola No Comment ihany eeeeeee :!::!::-/:-/:-$:-$:-$=))
95. bozylover
(
10/05/2007 19:33)
XXX:
[size=13px]merci e mamela anao zany zahay ry bozy , ianao ary mba efa mipipimaso etsy sy eroa[/size]
[size=13px]fa nisy ratsy nataoko anga ?? no hoe "mamela ahy" :roll::?::lol:
mamerina foana aho mampiseho ny zava misy eto aho izay anisan'ny adidiko mampitandrina an'ireo mitady namana ho mailo. 8)[/size]
96. bozylove
(
10/05/2007 20:09)
tarzand:
[size=13px]faly miharahaba antsika namana rehetra, na ny nesorina na ny vao miditra; Ny zavatra tsikaritro de zao: matoa samy tezitra nareo de samy misy zavatra nahatonga izany, ka ny solution omeko de zao: MIFAMELA ARY MIFANDEFERA. Ny mpiandraikitra tsy tokony hanala namana fa za mahita hoe tena mila namana i bozy; ekeko raha misy tsy nety nataony, fa ny hilana namana dia ny mba hifampiresahana; tsy atoro antsika intsony izany; samy gasy ka tokony hifankatia sy hifanavotra e! ho an'i bozy, mety manana ny rariny enao nefa aza malahelo intsony, efa namako enao manomboka izao na ratsy na tsara ny nataonao, za tsy tonga lafatra ka mila namana! farany: ny namana vaovao tsy tokony hapetraka ho tsy mahafantatra n'inn n'inn ka tsy tokony hiteny (dixit xxx); zara aza tonga namana e!!!
fehiny: za tsy d'accord @ fanesorana namana! mila hifampiresahana ny zavatra rehetra. Misaotra ny tompon'andraikitra @ ireo ezaka nataony ary mankahery azy @ ireo ezaka tokony mbola hataony[/size]!
[size=13px]misaotra anao ranamana , fa ny zavamisy hitako sy ny nahazo ahy eto, dia aleo mila mailo ihany. Misy eto olona mitady namana nefa miatasaravelatsihy. Amin'ny 1ER miseho ho namanao fa avy eo manala baraka sy manompa anao any sary na eto @ n'ity forum ity.
Ary ny olona manao izany dia mahazo vahana sy fahalahalana tsy misy fanakanana . Ka izany zava misy izany no asehoko eto fa ny tompon'andraikitra eto tsy mivaky loha anizany na hampilazainao par email impiry aza.[/size]
[size=13px]Enao miteny fa te hinamana amiko mafinaritra izany sy isaorako anao fa tsoriko anao fa aoka aloha ho mailo BOZY sao troupen'ny siks=naina6 enao :roll::?:8O:roll::?:[/size]
[size=13px]Izaho tena tsy matoky ny olona eto izay mitambe mpiaro any siks=naina6 mpanala baraka sy mpanompa na ny tompon'andraikitra aza manaiky any siks=naina6 mamela azy manompa eto [/size]
[size=13px]Ary eto koa lazaiko anao fa be koa ny mpisandoka (sao anisan'ireo mpisandoka enao :?::?:)ka aoka ho mailo Bozy sy ireo mitady namana eto. Réalité ihany no mi compte e![/size]8)8O8)
97. Zina
(
11/05/2007 00:25)
xxx [ Valio ] 10-05-2007 10:16:07
Lohateny : Re : fanesorana tsy ho namana
Hoy i Zina:
bozy a,
zao fotsiny a hajao izay ataon'ny admin ary mifalia ......
salit salit bozy inona no vaovao ? mananatra an !
8O
inn no maharatsy ny mananatra???? fitenenena io zay tia maka, izay tsy tia manary.. mba mivoa ao @ xxx aza kanosa otran'io:wink: