fanesorana tsy ho namana

21. bozylove ( 01/05/2007 10:13)
xxx:
demande aux formumistes de ne plus répondre ici ....BOYCOTTAGE TOTAL........STOP !!!!!!!!!!


[size=13px]maninona no manao XXX??? tompon'andraikitra matahotra anga no ho fantatra:?::?:, ary maninona no manome consigne tsy hamela ny olona hanome ny heviny izay te hanome :roll: 8O :roll: 8O[/size]

[size=13px]izay ilay hoe didijadona ny eto :roll::oops::P[/size]
22. niryna ( 01/05/2007 12:21)
siks:

MBa manajà tena ry lantobe a (bozylover). @ taonanao zao enao tokony hanaja tena fa tsy handany andro hitabataba sy himenomenona @ zavatra tsy réel ohatr'izao. Ary misy antony matoa nesorina enao fa be menomenona nefa mbola mi insiste tonga eto. Miaiky mintsy aho hoe efa mba betsaka ihany zay renim-pianakaviana ni chate teto @ net zay (gasy io) fa ity raneny be hoe bozylove ty sady soulante no mi ridiculiser ny tenany hatrany @ caramail sy wanadoo. Ary efa malaza ratsy mintsy izy fa @ ilay izy tsisy saina ngambany de tsy mi se rendre compte hoe tokony hipiripirina @ zay fa efa ntaolo

Tsy dia tsara ny mikapoka sain'olona toy izao.Tena masiaka mihitsy ity siks ity a :cry:

23. ftma ( 01/05/2007 18:39)
^:^^:^^:^^:D:^^:^
24. Stretch ( 01/05/2007 18:44)
kiiiiiiiiii , de maninnnn nefa. . .
25. Rasiligaoma ( 02/05/2007 05:26)
niryna> rehefa sarotra anarina kosa dia ilaina ny masiaka ka
26. niryna ( 02/05/2007 05:52)
Rasiligaoma:

niryna> rehefa sarotra anarina kosa dia ilaina ny masiaka ka


Manana rotsakazo kely ao ambany fandriana izany rasily:roll::D dia ataonao ho votsotra ve ny tongony.Fona aho fa tsy anao intsony,fa raha mbola manao dia ho kapohina:cry:
27. bozylove ( 02/05/2007 05:58)
[size=13px]
niryna:
Tsy dia tsara ny mikapoka sain'olona toy izao.Tena masiaka mihitsy ity siks ity a
[/size]


[size=13px]Avelao ny tsy tia sy ny mpialoana hiteny izay tiny lazainy , tsy mahakivy any Bozy izany akory fa mampijoro ahy hatrany 8) 8) .[/size] [size=13px]Adidiko ny mampiseho ny zavamisy eto izay tsy tantin'ny eto ny mahalala ny marina [/size]
28. bozylove ( 02/05/2007 06:04)
[size=13px]
rasiligoma:
niryna> rehefa sarotra anarina kosa dia ilaina ny masiaka ka
[/size]


[size=13px]Anarina @ ny inona aloha aho???8) tsy tantinareo aho fa miteny zavamisy sy tsy mety eto ve :roll::?::roll:8O:?:
Eto mantsy tsy maintsy miteny fa "tout le monde est beau tout le monde est gentil"[/size]:roll:8O:roll:

[size=13px]Hita maso sy hitambahoka fa efa tsy fanaraka @ hevitrareo dia manala baraka sy manompa no atao ary enao mi cautionner ny soratan'ilay siks=naina6 ohatra anao.[/size]:oops:8O:roll:8O:oops::roll:
29. tywa68 ( 02/05/2007 06:22)
avelao any zay mandreraka ry bozylove a !

Tsara mifanaja kosa na dia tsy mitovy hevitra e fa tsy manenjika manalabaraka mitantara vie privée-n'olona ohatran'ny ataon'i siks !
30. kally ( 02/05/2007 07:34)
Tsy tsara kosa ny fanalana baraka ohatr'izao, mba asiana fetrany koa anefa ilay resaka mizizotra be tsy misy fandinihin-tena.Efa hita sy re indray mandeha ny resak'i Bozy dia izay izany...sa ratsiana mifamaly?:lol: Raha marina tokoa fa ratsiana mifamaly i Bozy dia tohizo ihany marina kah!:wink:
31. diamondra27 ( 02/05/2007 08:49)
efa ela ihany aho no nahita le resaka fa tena tsy maharaka e!
raha izao no fandehany de tsy hijanona mihintsy bozylove @ plainte-ny eto

Izay mangataka dia omena hono....


Za wa tsy maharaka dia miala tsiny raha mba mitsatsaingoka @ le resakareo satria forum moa izy ity sady be ny efa leo hoy ry zareo manoratra eto @ forum...ka mba anontaniako bozy raha azo atao hoe: fa inona ny fiatombohan'ilay resaka fa tsy mety vita ilay izy. Ilay histoire tena nahasosotra anao teto izany e!
'zany we raha te-hanome solution manko izahay dia tsy maintsy mahalala ny antsipirihan'ny zava-miseho fa tsy afaka mijapy train fa manjary tsy mety ny toro-hevitra

fa en attendant aloha dia ohatran'ny hitako hoe: toa samy miteny daholo na i bozy na ny mpikarakara na ny namana fa tsy misy mihaino. 'Zany hoe:mihaino ihany fa tsy tafa le tiana lazaina fa samy mihizingizina daholo.
I bozy manana zavatra tsy tianay sy tsy tantiny ato
ny admin manana ny traikefa-ny
ny namana : tsy afaka miditra lalina fa mihaino sy mijery fotsiny...

dIA noho izany : tokony hazava tsara ny resaka fa manjary miverimberina ilay izy satria tsy tafa ilay tiana ho-solution-evana
32. diamondra27 ( 02/05/2007 08:53)
I bozy manana zavatra tsy tianay sy tsy tantiny ato

azafady fa diso frapy:

i bozy manana zavatra tsy tiany sy tsy tantiny ato

mial henoina izany ny antson'i bozy de itadiavana valiny sa ahoana?

33. xxx ( 02/05/2007 09:26)
diamondra27:


ny namana : tsy afaka miditra lalina fa mihaino sy mijery fotsiny...




ny namana tsy hoe tsy afaka miditra lalina fa leo tofoka mahita ny dridrangilon'i bozy dia ihodinana tsy valina fotsiny sisa ny resaka fa tsy raharahiana intsony
34. ftma ( 02/05/2007 09:29)
diamondra27: efa heno ilay izy sady efa mazava :wink:
vahaolana:
Ny namana rehetra ato izay mametraka sary dia afaka manala ny tsikera sy manakana ny namana tsy tiany ametraka tsikera
Mangina volamena ka raha misy mandragitra aleo tsy mamaly, aza miady amin'ny adala :wink:
Manaraka fitsipika ohatra: tsy mametra sary miboridana na sary saritsiky aza
Hiserasera no atao eto fa tsy hiady ka mila fandeferana daholo
Ny tompon'andraikitra daholo isika ka tsy tokony hifanome tsiny
Arahana tsiky fotsiny ny fiainana fa aza complique-na e :-*:lol:
35. diamondra27 ( 02/05/2007 09:36)
xxx:

diamondra27:


ny namana : tsy afaka miditra lalina fa mihaino sy mijery fotsiny...




ny namana tsy hoe tsy afaka miditra lalina fa leo tofoka mahita ny dridrangilon'i bozy dia ihodinana tsy valina fotsiny sisa ny resaka fa tsy raharahiana intsony


sao de mba tokony andefasan'ny namana hira kosa aza izy e!

misy le we "o o ry bozy
bozy tiako indrindra... any anatiko ao miredareda..."
36. diamondra27 ( 02/05/2007 09:44)
ftma:

diamondra27: efa heno ilay izy sady efa mazava :wink:
vahaolana:
Ny namana rehetra ato izay mametraka sary dia afaka manala ny tsikera sy manakana ny namana tsy tiany ametraka tsikera
Mangina volamena ka raha misy mandragitra aleo tsy mamaly, aza miady amin'ny adala :wink:
Manaraka fitsipika ohatra: tsy mametra sary miboridana na sary saritsiky aza
Hiserasera no atao eto fa tsy hiady ka mila fandeferana daholo
Ny tompon'andraikitra daholo isika ka tsy tokony hifanome tsiny
Arahana tsiky fotsiny ny fiainana fa aza complique-na e :-*:lol:




amiko manokana aloha matoa izy mbola miziriziry de mbola misy tsy zakany ao e!
raha resaka règlement de compte dia hafa ndray zay

fa sao de le une partie @ le blem fotsiny no voavaha de zay no tsy mampety an'le izy! asa aloha e

za koa aloha tsy pour @ le hoe: miady fa au contraire rehefa tsy tianao fotsiny ny ataon'ny sasany dia mangina e!
Manjary mampitsaoka ny mpamaky le izy kouuuu

be de be nge le zavatra miseho eto fa zany we manjary mi passer à côté e!
fiainana tokony fifaliana lalandava
zay no teny midina azo we: Mifalia mandrakariva ,ao @ I TEsalonianana 5:16
37. ftma ( 02/05/2007 10:08)
diamondra27: tara marina njy vakio daholo ny forum any dia mazava be ny resaka ka feno fanazavana be de be any :wink:
38. diamondra27 ( 02/05/2007 10:16)
ftma: zay le we les absents ont tjrs tord hihih:oops:

de tsy naharaka, grrrrrrrrr
maila tsiny fa be de be ny asa aman-draharaha e!
39. ftma ( 02/05/2007 10:31)
diamondra27 raha mazoto njy dia vakio ato :wink: http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m460917d2d9ec5
40. bozylove ( 02/05/2007 11:30)
[size=13px]
diamondra27:
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 02-05-2007 10:49:18
Lohateny : Re : fanesorana tsy ho namana
efa ela ihany aho no nahita le resaka fa tena tsy maharaka e!
raha izao no fandehany de tsy hijanona mihintsy bozylove @ plainte-ny eto

Izay mangataka dia omena hono....


Za wa tsy maharaka dia miala tsiny raha mba mitsatsaingoka @ le resakareo satria forum moa izy ity sady be ny efa leo hoy ry zareo manoratra eto @ forum...ka mba anontaniako bozy raha azo atao hoe: fa inona ny fiatombohan'ilay resaka fa tsy mety vita ilay izy. Ilay histoire tena nahasosotra anao teto izany e!'zany we raha te-hanome solution manko izahay dia tsy maintsy mahalala ny antsipirihan'ny zava-miseho fa tsy afaka mijapy train fa manjary tsy mety ny toro-hevitra

fa en attendant aloha dia ohatran'ny hitako hoe: toa samy miteny daholo na i bozy na ny mpikarakara na ny namana fa tsy misy mihaino. 'Zany hoe:mihaino ihany fa tsy tafa le tiana lazaina fa samy mihizingizina daholo.
I bozy manana zavatra tsy tianay sy tsy tantiny ato
ny admin manana ny traikefa-ny
ny namana : tsy afaka miditra lalina fa mihaino sy mijery fotsiny...

dIA noho izany : tokony hazava tsara ny resaka fa manjary miverimberina ilay izy satria tsy tafa ilay tiana ho-solution-evana.
[/size]


Azavaiko ano ny fiantombohina ny tantara , misy olona eto atao hoe siks=naina6 izay manalabaraka sy manompa ahy any sariko. [size=13px]Nanoratra tany @ tompon'andraikitra[/size] [size=13px]aho niteny ny zavamisy sy nangataka ny IP n'io olona io izay mpitono tena fa mpisolovava ny olona mpiserasera.[/size] [size=13px]Tsy nanome valiny ahy nefa ny tompon'andraikitra na nitelephonner ko aza mba hanome IP anilay olona sy ny momban'io olona io izay milaza fa mahafantatra tsara ny tompon'andraikitra eto izay any Italie.[/size] (marihiko fa io olona io tsy eto ihany no manalabaraka sy manompa ahy , ary ny site nefa efa angatahiko IP n'io siks=naina6 io manome ahy). Nangataka aho mba ho sakanana tsy ho namana intsony ny olona mpanala baraka ohatran'izany fa tsy rarahin'ny tompon'andraikitra hono izany dia avelandry zareo manohy eto ny fanalana baraka sy ompa.

Mitohy manalabaraka sy manompa ilay olona siks=naina6 any @ sariko taloha izay hita ao @ sary ny rehetra efa alahitrao araka ny hevitra nomen'ny namana(nesorina tsy ho namana eto intsony aho mantsy fa vao nanoratra anarana vaovao meme psedo). Marina fa afaka manakana an'io olona io aho tsy hanisy tsikera ao @ sariko fa tsy nataoko izany(question de principe).
Fa kosa ny zava misy eto sy mahagaga ahy. [size=13px]Ny tompôn'andraikitra eto manala ny sary kitana (i monsieur Ralay) efa sary verina indroa , na sary tsy fanaraka @ psedon'ilay olona[/size] (ny sary ny namana fotsiny fa tsy misy ny sarinao, na ny sary ny fianakaviana mitokana tsy miaraka @ nao....) [size=13px]fa efa angatahina kosa izy hanala ny sary feno fanalana baraka sy ompa tsy te halala ary tsy mamafa[/size] . Inona no dikan'izany??? [size=13px]amiko mi cautionner ny fanalana baraka sy ompa izy izany et surtout momba ny olona mpanala baraka sy mamnompa.[/size]

ito ny email alefan'i Monsieur ralay efa manala sary sy tsy fanaraka @ ny ilainy eto koa

[size=13px]Mpandefa : Ralay [/size]
Daty : 26/04/2007 10:22:36 (ora malagasy)

Miarahaba an'i bozylove,
Ialana tsiny fa voatery nofafain'i Ralay ny sarinao.
Ity ambany ity ny antony nanesorany azy :

Manahoana
Voatery nesorina ny sary napetrakao satria efa misy mitovy aminy
napetrakao.

Raha mbola te hampiditra sary dia ao amin'ny

Jereo eto
Misaotra betsaka.



Amiko question de principe , afaka manala sary aingana ny eto efa tsy fanaraka @ ny ilainy hono, fa kosa efa angatahina ry zareo hanala sary feno ompa sy fanalana baraka tsy misy etsika na ny kely aza.

[size=13px]Ary ny sariko taloha feno tsikera fanompana sy fanalana baraka ahy mbola tafajanona ao fona nefa efa nesorina tsy ho namana intsony aho.Raha logika ve raha nesorina tsy ho namana tokony tsy hita ao intsony koa ny sary:?: :roll: :?: 8O [/size]
fa ny mampalahelo ahy ny namako rehetra very daolo fa voafafa daolo t@ psedo ko bozylove taloha

[size=13px]adidiko ny ny zava misy sy ny miseho eto , izay tsy tantin'ireo tompon'andraikitra sy ny mpisera eto ny mamaky ny marina sy ny zavamisy eto.[/size]8O:roll:8O

[size=13px]Izay ny fandehany raha tinao ho fantatra , ka anjaran'ny tsirayray no mahita izay marina aminy. 8) 8) 8O :roll:[/size]

[size=13px]Ny tena tompon'andraikitra Hery aloha dia tsy hamaly an'ito fa ampisehokao fotsiny ny zavamisy.[/size]
Izaho aza sakanany tsy hanisy tsikera ny sariny nefa na ny sariny aza tsy hitako , fa tonga dia sakanana fotsiny. Ito ny soratra nataon'i Hery ao namana nosakanana

[size=13px]Anarana - Toerana Taona
hery lahy Roma Italy 35
Mankarary andoha 0000-00-00[/size]

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.6823