fanesorana tsy ho namana

1. bozylover ( 30/04/2007 12:12)
Mahagaga ahy ny tompon'andraikitra eto , [size=13px]"nesorina tsy ho namana intsony Bozylove" , nefa ny sariny mbola tafajanona ao foana ny sarin'ny taloha feno tsikera fanalana baraka sy fanompana nosoratan'i naina6=siks
Inona no dikan'izany???? , tsy ho namana intsony nefa sary taloha mbola tafpetraka ao ihany 8O 8O 8O :roll: :roll: :roll: :?::?:[/size]

Hery webmaster:
[size=13px]De:Admin Noter
l’adresseEnvoyé:
Mardi 10:14A:Bozylove
Objet:Fanesorana namana

Misaotra betsaka
Ny mpitantana[/size]



[size=13px]averiko indray fanamafisana fa sary feno fanalana baraka sy ompa tsy ho voafafa mitsy fa ny sary tsotra kitakitana dia voafafa. Amiko izany fa site natao hanalana baraka ity site ity :roll: :roll: :roll: :?:[/size]

[size=13px]Jereo ao "sary rehetra" dia fidio ery ambony hoe sary alaharo araka ny hevitra. Tsy misy psedo intsony ny sary : lasa tena anonyme ny sarin'i Bozylove izay tena hoe XXX marina.
[/size]

[size=13px]Ny antony nanesorana ny sarin'i Bozylove koa aloha dia mystère tsy fantatra tsy manisy ny antony ??????[/size]
répondu par bozylove le 19/05/2007 07:59
2. hery ( 30/04/2007 13:59)
Tsy hitako mihitsy hoe inona no idiranao lalina amin'izany :-) izy aza tsy mikiredy... satria fantany ny nataony.
3. Fiffi ( 01/05/2007 07:13)
f'ita......(hiverina indray ny hira :-w:-w:-w)
4. bozylove ( 01/05/2007 07:36)
hery webmaster:
[size=13px]Tsy hitako mihitsy hoe inona no idiranao lalina amin'izany izy aza tsy mikiredy... satria fantany ny nataony[/size]
.

Izaho [size=13px]Bozylover ihany no Bozylove[/size]. manazava ny zava misy eto aho.8)

[size=13px]Nesorinareo tsy ho namana intsony aho dia logik fa tsy tokony ho tafiditra intsony psedo BOZYLOVE, dia novaiko ho BOZYLOVER. Ni-tester ko anefa avy eo nanoratra anarana vaovao @ psedo BOZYLOVE mbola tafiditra ihnay tena kay tsy misy filtre eto. Nesorina tsy ho namana nefa tafiditra avec le meme psedo[/size]

[size=13px]fa tena mahagaga ahy efa nesorina tsy ho namana nefa toa mbola hita ao ihany ny sariko feno ompa sy fanalana baraka, tsy misy ny psedo ko ny sary fa ny tsikera fanalana baraka sy ompa tafajanona ao foana . Inona no dikan'izany amiko , site mamela hanala baraka sy ompa ny eto na efa nesorina aza tsy ho namana ny sary feno ompa tafajanona ao foana[/size].:roll:8O:roll:8O:?:

[size=13px]ary averiko fa monsieur Ralay kitana be manala sary verina indroa na ny sary tsy mitovy @ psedo. Ny sary ny namana nesorina feno ompa sy fanalana baraka avelan'i mr Ralay ao[/size].

[size=13px]Ary asehoko eto hy zavamisy , fa efa fantatra sy mahazatra ny tsy firarahinan' ny webamster eto ny fangatahina fanazavana sy tsy famalina ny email alefa any aminy[/size].


[size=13px]Ny antony nanesorana ahy ho tsy namana aloha dia tsy fantatro mihitsy :?::roll:8), fa eto efa mahazatra fa izay tinareo tompon'andraikitra atao efa te hanala dia manala fotsiny.[/size]

jereo ao @ "sary rehetra" ery ambony alaharo araka ny hevitra ny namana dai hitanreo ao ny sary fa tsy misy psedo Bozylove fotsiny
5. Fiffi ( 01/05/2007 07:46)
azonao halana na fafaina ange ireo tsikera ireo ehhhhhhh ! fa inona hiany aza ity zavatra efa ho 1 taona miverimberina lava ity ?????? fafao ny tsikera de BASTA !!
6. ftma ( 01/05/2007 07:51)
Ny antony nanesorana ahy ho tsy namana aloha dia tsy fantatro mihitsy
rehefa asorina ny namana iray dia voasoratra ny antony, hitako manoratra ny antony ary amin'ny tsikeran'ny sarin'i andoarisoa ary bozylove koa hoe tsy mahalala :wink:
Tsy aleo ve hovaina ilay resaka fa makaleo e, efa fatatra ny zavatra tian'i bozylove lazaina
:D dia ampy fa aza manasarotra fiainana
7. bozylove ( 01/05/2007 09:07)
Any ftma
Averiko anao eto ny soratry ny tompon'andraikitra tsy misy nosoratany ny antony nanesorana ahy ,
déduction fotsiny no nataoko.8) :?:

[size=13px]ary entre pas aloha mametraka sarysary ohatra ireny ve dia esorina ho namana?? nefa sary tsy misy mamoafady makaiza dessin animé tsy misy dikany noho ny soratra tsikera ataony olona ao @ sary izay teny direct be mitsy (tsy averiko eto ny soratra)
mahagaga ihany ny eto oua[/size]

webmaster hery:
de Admin Noter
l’adresseEnvoyé:
Mardi 10:14A:Bozylove
Objet: [size=13px]Fanesorana namana

Misaotra betsaka
Ny mpitantana
[/size]a


[size=13px]Ary tsy tantinareo eto mitsy ny mampiseho ny zava misy eto an[/size] 8) 8O :roll: 8)
8. Fiffi ( 01/05/2007 09:18)
bozylove:
[size=13px]Ary tsy tantinareo eto mitsy ny mampiseho ny zava misy eto an[/size] 8) 8O :roll: 8)
tsy resaka hoe tsy tanty na tanty le izy fa resaka MANKALEO ! tsy miova mihintsy tsinn ny zavatra lazainao ka LEO NY OLONA ! efa im-piry im-piry no haverimberinao ireo vazatra lazainao ireo ? bon sang mais ça suffit !!!!!!


9. siks ( 01/05/2007 09:24)
MBa manajà tena ry lantobe a (bozylover). @ taonanao zao enao tokony hanaja tena fa tsy handany andro hitabataba sy himenomenona @ zavatra tsy réel ohatr'izao. Ary misy antony matoa nesorina enao fa be menomenona nefa mbola mi insiste tonga eto. Miaiky mintsy aho hoe efa mba betsaka ihany zay renim-pianakaviana ni chate teto @ net zay (gasy io) fa ity raneny be hoe bozylove ty sady soulante no mi ridiculiser ny tenany hatrany @ caramail sy wanadoo. Ary efa malaza ratsy mintsy izy fa @ ilay izy tsisy saina ngambany de tsy mi se rendre compte hoe tokony hipiripirina @ zay fa efa ntaolo
10. bozylove ( 01/05/2007 09:26)
8)
fiffi:
tsy resaka hoe tsy tanty na tanty le izy fa resaka MANKALEO ! tsy miova mihintsy tsinn ny zavatra lazainao ka LEO NY OLONA ! efa im-piry im-piry no haverimberinao ireo vazatra lazainao ireo ? bon sang mais ça suffit !!!!!!


[size=13px]izay leo tsy mamaky sy tsy mamaly fotsiny , adidiko ny mampiseho ny zavamisy eto ary averiko foana hampitandrina ireo mitady namana mba ho mailo fa tsy azo atokisana daolo ny olona eto. Ireo mpanala baraka sy mpanompa tavela eto foana[/size] 8O:roll:8O

[size=13px]ny sary ny namana efa nesorina tsy ho namana tavela foana ny sariny ,inona no dikan'izany ???? mbola tsy voavaly ny fanontaniana[/size]:?: :?: :?: :roll: 8O :?:
11. ratonga ( 01/05/2007 09:26)
fiffi: ay vé dronky mety tezitra béuuuhhh otr'izao é!!:wink: ento mora wa dé aléo hilam
12. ftma ( 01/05/2007 09:28)
bozylove: na sary dessin aza rehefa miboridana dia tsy mety, feno ankizy miditra ato anie
Efa makaleo marina ilay resaka fa avelao any
siks: aza manisy sira eo ko fa vitao any ivelany any ny adinareo fa tena makaleo, tokony hanaja tena koa ianao :twisted:
13. Fiffi ( 01/05/2007 09:36)
ratonga:
fiffi: ay vé dronky mety tezitra béuuuhhh otr'izao é!!:wink: ento mora wa dé aléo hilam
ratonga: heu.....misy fetrany daholo ny zavatra rehetra.....la patience a ses limites ....rehefa feno ny vazy tsy maintsy mi-déborde ....

tsy de olona mora tezitra zany zah akia an ! ny anaha de :) de ampy saingy.....efa bdb loatra ny fahitana an'le zavatra nolazainy teto trop c'est trop ka mba ampy kosa angamba zay an !


14. Fiffi ( 01/05/2007 09:38)
sady tsy tokony hadino fa forum ity.....tsy natokana an'olona 1 ka andehanana hamerimberenana an'zao zavatra mahasorena sy mankaleo zao !
15. bozylove ( 01/05/2007 09:38)
[size=13px:
siks=naina6[/size]]MBa manajà tena ry lantobe a (bozylover). @ taonanao zao enao tokony hanaja tena fa tsy handany andro hitabataba sy himenomenona @ zavatra tsy réel ohatr'izao. Ary misy antony matoa nesorina enao fa be menomenona nefa mbola mi insiste tonga eto. Miaiky mintsy aho hoe efa mba betsaka ihany zay renim-pianakaviana ni chate teto @ net zay (gasy io) fa ity raneny be hoe bozylove ty sady soulante no mi ridiculiser ny tenany hatrany @ caramail sy wanadoo. Ary efa malaza ratsy mintsy izy fa @ ilay izy tsisy saina ngambany de tsy mi se rendre compte hoe tokony hipiripirina @ zay fa efa ntaolo


T[size=13px]sy enao no miteny ahy akory , jereo ny tenanao vao miteny olona. Ary izaho tsy teranao hitovy @ ny olona izay tinao akory. Tsy enao mitsy no mandidy izay tiako atao.[/size]

[size=13px]Efa fantatra fa enao no mpisolo vava ny tompon'andraikitra eto. Fa tsy hanakana ahy hiteny ny zavamisy eto akory na feno aza ny fanalanao baraka ahy sy fanompanao ahy[/size] 8)


[size=13px]ary lazaina fa tsy manaja tena Bozy satria mijoro @ ny mahaizy azy[/size] 8)
16. Fiffi ( 01/05/2007 09:45)
kiiiiiiiiiii ! io aza fa mbola miverina hiany le izy klé ! STOP !!!!!!!!!!!!
17. bozylove ( 01/05/2007 09:46)
ftma, izay leo tsy mamaky sy tsy mamaly :roll:8O

[size=13px]adidiko ny miteny zavamisy eto , izay azo lazaina fa tsy tsara daolo ny eto.[/size]

[size=13px]Valio ny fanontaniako, efa nesorina ho namana eto aho maninona ny SARIN'ILAY NAMANA TSY VOAFAFA KOA. :?::roll::?::roll:8)[/size]
18. Fiffi ( 01/05/2007 09:51)
:arrow:
19. bozylove ( 01/05/2007 09:58)
[size=13px]forum natao hilazana ny heviny sy hiadikevitra[/size] 8) 8)

[size=13px]efa tsy araka ny hevitrareo ny dinika tsy valina fotsiny dia izay tsy hitako ny olana[/size] :roll:8O8O
20. xxx ( 01/05/2007 10:07)
demande aux formumistes de ne plus répondre ici ....BOYCOTTAGE TOTAL........STOP !!!!!!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0472