fanesorana tsy ho namana
101. sympa
(
11/05/2007 23:33)
Ny afo tsy mety maty raha mbola misy foana ny mpikopaka :!:
Ary ny varavarana tsy mihidy raha tsy misy ny mpamody azy :!:
Ka oaka kosa ary izay fa mba efa mazava sy mahazo doly nge ny rehetra eeeehhhh :!:
calin calin be doly @ zay ary ô ô :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-* :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-* :-*:-*:-*:-*:-*

102. bozylover
(
12/05/2007 10:04)
[size=13px]
[size=13px]Ny tompon'andrikitra eto no responsable 1er , sy tokony hanao izay tokony atao. Ireo no tokony hahalala ny tokony ataony.
Adidiko ny mammpiseho ny zava misy eto sy mamaly sy miteny ny hevitro aoka ho mailo ireo mitady namana eto .8) 8) 8O[/size]
sympa:[/size]
Ny afo tsy mety maty raha mbola misy foana ny mpikopaka
Ary ny varavarana tsy mihidy raha tsy misy ny mpamody azy
Ka oaka kosa ary izay fa mba efa mazava sy mahazo doly nge ny rehetra eeeehhhh
calin calin be doly @ zay ary ô ô
[size=13px]Ny tompon'andrikitra eto no responsable 1er , sy tokony hanao izay tokony atao. Ireo no tokony hahalala ny tokony ataony.
Adidiko ny mammpiseho ny zava misy eto sy mamaly sy miteny ny hevitro aoka ho mailo ireo mitady namana eto .8) 8) 8O[/size]
103. belzebut
(
13/05/2007 23:13)
lantobe aaaa! ny mampatonga anao mbola mametraka sary sy mi insiste eto nge de tsisy akama enao ao Nice e! de eto no tsy maintsy mitady. Hitako no be menomenona koa rehefa bedesin'ny oll fa antibavy loatra. Fa ny tena mampimé de le enao mamerina les mêmes phrases foana hoe victime eto ouhahahahahaahahahahahahahaa nefa de zay hoa: mi insiste mijanona eto enao satria tsisy akama ha ha ha
104. tarzand
(
14/05/2007 05:49)
salut dôly e!
Aza mifanenjika na mifanaratsy e! fenoy fitiavana ny fiainanareo; raha misy hevitra tiana haseho dia asehoy ampitiavana fa ho raisina ampitiavana; raha nisy alahelo na sento dia tadidio fa isika gasy efa tia fihavanana ka mahay mifanaja; tsy tsara raha toerana hifamaliana na hifanaratsiana eto; na aiza misy anao na aiza, dia tadidio fa gasy tia havana enao ary gasy mendrika ho tiavina; ka aoka izay ny disadisa sy ny enjikenjika fa ampy sy misy ho tsakon'ny manan-tsaina rehetra izay; manomboka eto dia zava-baovao indray no ho resahantsika ary fanehoana fa manana fitiavana tokoa isika. Ho an'i bozy: azonao atao ny mandà ny tsy ho namako; tanana misokatra ny ahy ka anjaranao ny mandray na tsia; Aza manana alahelo intsony e!

105. bozylove
(
18/05/2007 15:06)
[size=13px]
[size=13px]Marina dia marina ny lazainao, fa tsy izany no zavamisy eto, ka adidiko ny mampitandrina rahavana an'ireo olona mitady namana eto. Misy ny olona tsara sy ratsy , ny olona tsotra sy mpiatsaravelatsihy e! aoka ihany ny ho mailo rahavana[/size].
[size=13px]Misaotra anao aloha ranamana @ ny soratra nosoratanao e[/size] :lol: 8) :-*,
tarzand:[/size]

106. xxx
(
18/05/2007 16:10)
bozylove sy bozylover angamba mpianaka.. ny expression hampiasainjareo mitovy be.... ny tiako lazaina dia ity e: malahelo kosa zah raha ny reniko no hiadivan'ny olona, tsy maintsy hiharo ny reniko kosa zah an! Saingy aoka akia izay fa efa mazava daholo ny tinareo lazaina a, hoy ny ohabolany ntaolo hoe: am-bava mihinana, am-po mieritreritra............:)
107. bozylove
(
19/05/2007 07:59)
[size=13px]
[size=13px] Inona koa ny tohin'ny fanalanao baraka sy famoronanao tantara?? olona mifemaka tsy sahy fantritava amiko akory na kely aza ka eto be taimbava , sa enao no tsy mahita namana sy tsy sahy hitambahoka en réalité ka eto no be taimbava sy mpanala baraka olona.[/size]
[size=13px]Soa fa misy site serasera ho anao mamela anao hisolo vava an'ireo tompon'andraikitra eto hanao diffamation, izay tsy tokony ekena raha araka ny reglement eto. Mahazo vahana enao anao izany fanalana baraka sy ompa izany satria eken'ireo tompon'andraikitra eto izany[/size]
[size=13px]Averiko fa adidiko ny mampitandrina fa eto feno mpisandoka sy mpiatsaravelatsihy sahala anao ka tokony ho mialo ireo mpitady namana.[/size] 8O 8O 8O :roll: :roll:8O8)
belzebut=naina6=siks:[/size]