fanesorana tsy ho namana
41. xxx
(
02/05/2007 11:42)
et m..............mbola naveriny daholo indray re le diska efa goaka efa mankaleo beeeeeeeeeeeeeee io klé !!!!!!
42. bozylove
(
02/05/2007 11:43)
ftma:
Ny namana rehetra ato izay mametraka sary dia afaka manala ny tsikera sy manakana ny namana tsy tiany ametraka tsikera
Mamapiseho ny zava misy aho , ary tsy mpisera mitsy no tompon'andrikitra 1er eto fa ny webmaster HERY ary asany ny miheno izay lazain'ny mpisera.
ito ny Fitsipika fohy (santoinany tao fitsipika)
[size=13px]2. Momba ny fitondrantena[/size]
Ny forum.serasera.org dia tsy tomponandraikitra amin'ny mety ho toetra na fomban'ny namana tsirairay ao anatiny. Ankinina tanteraka amin'ny fahendren'ny namana ny momba izany.
[size=13px]Azon'ny tsirairay atao kosa anefa ny mandefa fitarainana momba ny toetra ratsy ataon'ny namana iray. Raha voamarina izany dia esorina tsy ho namana intsony izay ninia nanao hadisoana. Ny hafatra mandeha moa dia azon'ny mpitantana ny manala azy araka ny fitsipika voalaza etsy ambany.
[size=13px]Ny fitarainana mety hanesorana namana ao anatin'ny lisitra, raha voamarina, dia ny fanopana na fanozonana ny namana hafa[/size], ny fandefasana sary na teny maloto amin'ny namana, ny fametrahana teny maloto na sary maloto ao amin'ny mombamomba ny namana.[/size] [size=13px]Ny namana mametraka sary na teny mamoafady manafintohina ny namana hafa dia esorina tsy ho namana intsony ary tsy afaka miverina ho namana vaovao intsony.[/size]
[size=13px]Ny fitarainana rehetra momba ny takelaka dia azonao alefa amin'ny hery@serasera.org na koa alefa mivantana amin'ny mpandrindra ny serasera.org dia ny webmaster@serasera.org.[/size] Ny fahendrena malagasy no entina mifampitondra ato amin'ny namana ka matoky ny fahendren'ny namana tsirairay avy.
[size=13px]fitsipika tsy natao ho any olona tsotra sy milaza ny zavamisy eto io fitsipika io araka ny fahitako ny tsy firarahin'ny tompon'andraikitra ny email firy nalefako tany , ary fantrao tsara izany 8)[/size]
43. xxx
(
02/05/2007 11:48)
et m........de mbola mitohy hatrany klé !!! :evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil:
44. bozylove
(
02/05/2007 11:52)
[size=13px]ny leo sy ny tsy mahantanty ny zavamisy sy ny marina anie ; tsy mamaky sy tsy mamaly fotsiny "la vérité blesse" hoy ny vaza.[/size]
[size=13px]Maninona manao XXX anisan'ireo tompon'andraikitra tsy sahy miseho anga (tsy misy ny transparence)[/size]:?: :roll: :?: 8)

45. ftma
(
02/05/2007 11:54)
Bozylove: miseho daholo ny tompon'andraikitra ato ka tsy mahazo manao xxx :wink:
diamondra27 hafa-po ve njy e :D
diamondra27 hafa-po ve njy e :D
46. rush
(
02/05/2007 11:55)
bozylove:aza midegany eto rabaofy aaaaaa!!mba ampy izay fa ianao rabaofy tena faran'izay mankaleoooooooooooooooooo!!!
[size=13px]ny leo sy ny tsy mahantanty ny zavamisy sy ny marina anie ; tsy mamaky sy tsy mamaly fotsiny "la vérité blesse" hoy ny vaza.[/size]
[size=13px]Maninona manao XXX anisan'ireo tompon'andraikitra tsy sahy miseho anga (tsy misy ny transparence)[/size]:?: :roll: :?: 8)
48. bozylove
(
02/05/2007 12:07)
rush:
aza midegany eto rabaofy aaaaaa!!mba ampy izay fa ianao rabaofy tena faran'izay mankaleoooooooooooooooooo!!!
izay andraisanao aza , miteny ny zavamisy eto aho dia izay TSY TANTINAREO ISANY. 8)
[size=13px]mamaly an'ireo manontany aho tsy hitako ny olanà , izay leo tsy mamaky sy tsy mamaly[/size] :roll: 8O :roll: 8) 8)
49. rush
(
02/05/2007 12:12)
aza manamerda rabaofy fa tsy anao irery ity sehatra ity aaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa!!!!!!
50. bozylove
(
02/05/2007 13:09)
rush:
aza manamerda rabaofy fa tsy anao irery ity sehatra ity aaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa!!!!!!
[size=13px]fa iza niteny fa ahy irery ny sehatra 8), samy miteny izay tiny eto ohatra ny olona rehetra , tsy hitako ny olana 8O:roll:8O8)[/size]
51. princesseN
(
02/05/2007 15:30)
aleo calme fotsiny fa tena manjary guere be eto ra zao no mitohy kozy e!:-D:-D:-D
f'ono oa alo e!nga moa tsy oe matoa alana tsy ho namana ny olona iray de nanao zvtr tsy nety zay iz e!fa mba mampiome iany alo ty resaka ray ty e!ô ry Bozy a!ndana mody fa efa akaiky o avy ny fête des mères sa tsy zany jereo ny zazakely so de mitomany.:cry::cry:
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D

52. xxx
(
02/05/2007 18:40)
Ny zavatra tsy hainareo rehetra de zao tsy vo teto @serasera ny adin'i naina6 sy bozy no nanomboka ; ary io fomban'i bozy io de tsy eto @serasera rery iza mo no olona tsy efa nahazo paket t@bozy na forum na sary na karajia ; za manokana aloha de ny hitako sy tsapako; ny serasera de tsy an'i bozylove fa misy tompony ary misy lalàna ; refa tsy mahazaka afaka miala tsy ho namana de miova site hafa tsy hifanerena io fa tsy eto no hanao resaka politika be mankaleo be na eto na aiza de zay foana no lazaina (de omeo tsikera ndray ry bozy fa mitonona ho XXX :p)ny fomban'i bozy de tsy miova mintsy i kala4y izy t@tsaty hafa ary efa nentiny teo @karajia io ps de tenenina de izy ndray no mandramatra; raha ana mintsy aloha ny site efa nataoko nanjavona efa ela aleo mitazona na olona ray hanasoa toy njay hitazona olona ray hanao vava be lava milaza ny hotiry sns, fanjakan'i serasera eto fa tsy fanjakan'i kalabozy an :p
vita tompoko (tsy haritro ny tsy hiteny)

53. diamondra27
(
02/05/2007 22:10)
ftma : afa-po e! de miandry ny version ny andaniny indray @ antony tsy ahenoany le fitarainan'i Bozylove.
bozylove: efa tantara lavabe izany izy ity.
Marina fa afaka manontany IP ianao any @ tompon'andraikitra saingy raha ny fahalalako azy kosa dia tsy afaka ny hanome izany ho an'ny olona rehetra izy raha tsy hoe: tena misy antony lehibe.
ho fanampiana anao dia afaka mijery ny IP ny olona ianao any @ yahoo raha mahay na miezaka kely.
Aza lany andro miandry ny olona izay tsy hanome fahafahampo anao fa mitadiava lalana hafa e!
tout est possible nge e!
A chaque problème il y a 2 solutions...
Efa manana caractère ihany ianao de asehoy hatrany @ fomba mihaja ny fanananao izany.
Je croix fa tout le monde entend ny fitarainanao sy efa miverimberina foana izany fa dia tsy aleo ovaina indray zany ny tetika ve?
Izay mangina volamena ohatra de mikotrana mora& any ambadika.
Bozylove: marina ve zany we tsy eto ihany nareo sy naina no mifandramatra tahaka izao fa any @ site hafa? raha eny d'efa règlement de compte-nareo kosa zany fa tsy tokony hidiranay e! sa tsy d'acc ndry ry bozy? le forum ange akia ka fotoana mba hanaovanay détente e! ;-);-)

54. bozylove
(
03/05/2007 05:47)
xxx:
Ny zavatra tsy hainareo rehetra de zao tsy vo teto @serasera ny adin'i naina6 sy bozy no nanomboka ; ary io fomban'i bozy io de tsy eto @serasera rery iza mo no olona tsy efa nahazo paket t@bozy na forum na sary na karajia ; za manokana aloha de ny hitako sy tsapako; ny serasera de tsy an'i bozylove fa misy tompony ary misy lalàna ; refa tsy mahazaka afaka miala tsy ho namana de miova site hafa tsy hifanerena io fa tsy eto no hanao resaka politika be mankaleo be na eto na aiza de zay foana no lazaina (de omeo tsikera ndray ry bozy fa mitonona ho XXX )ny fomban'i bozy de tsy miova mintsy i kala4y izy t@tsaty hafa ary efa nentiny teo @karajia io ps de tenenina de izy ndray no mandramatra; raha ana mintsy aloha ny site efa nataoko nanjavona efa ela aleo mitazona na olona ray hanasoa toy njay hitazona olona ray hanao vava be lava milaza ny hotiry sns, fanjakan'i serasera eto fa tsy fanjakan'i kalabozy an
vita tompoko (tsy haritro ny tsy hiteny)
[size=13px] Raha manana ny maha izy azy enao maninona no manao XXX?? tsy miseho @ ny psedonao?? inona no mahamenatra raha mahatsiaro ny tenanao manana ny marina[/size]
izay fahitanao azy any aloha, fa miteny ny hevitro sy ny zavamisy aho izay hitako fa ny mpanalabaraka sy mpanompa eto tsy misy miteny,tsy voasakana.
Ary ny momba ny karajia,izaho ihany no tenitenenina, ary lazaiko anao fa efa 3 mois aho no tsy tafiditra tao fa bannie fa tsy tantinareo fa miteny ny hevitro, miteny fotsiny hoe "manao ahoana ravatorano deba" izay dia bannie ny tenako. [size=13px]Fa i naina6 izay mpanalabaraka ao miteny ratsy sy manalabaraka olona tafajanona foana ao karajia. Faly ery miteny aty amiko fa mpisandoka ahy ao karajia sy mpifosafosa ahy miaraka @ n'ireo admn.[/size]
Tsy manome paket an'iza mitsy aho miteny ny hevitro c tout :-) 8)
55. bozylove
(
03/05/2007 06:11)
diamondra27
[size=13px]Izaho aloha tsy mijanona @ n'izao fa asehoko ny zavamisy , sy tiko fantatra inona marina no tanjon'ity site ity???[/size]
ami nao ve logika aloha hoe mitaraina any @ tompon'andraikitra enao , valiny hoe tsy misy rarahiko an'izay lazainao??? mampilaza fa misy mpanao diffamation tokony sakanana ilay olona naina6=siks.
[size=13px]Ny zavamisy sary feno fanalana baraka sy ompa tsy voafafa na mangataka aza enao, fa ny sarinao misy an'ireo sary ny namana, sary paysage .... kitana dia voafafan'i monsieur RALAY satria fa hoe sary tsy fanaraka @ tadiavindry zareo. Ny sary feno fanalana baraka sy fanompana tafajanona satria ve fanaraka @ tadiavindry zareo 8O:roll::?:, ny ahy question de principe, asa raha azonao ny tiko lazaina 8)[/size]
toute façon ny tompon'andraikitra directe eto tsy hamaly an'i Bozy mitsy izany mahatonga ahy mampiseho ny zava misy eto ho hitambahoaka
naina6 =siks, efa malaza mpanalabaraka sy mpanompa olona na eto na site hafa ary tsy izaho irery no halany baraka. [size=13px]Fa siks=naina6 eto @n'ity site ity irery izy no tena mahazo vahana sy miteny fa mpisolo vava ny mpiserasera eto ary mpiresaka @ tompon'andraikitra eto sy mpitondra teny an'ireo tompon'andraikitra eto araka ny filazany aty amiko. Afaka manala baraka sy manompa eto @ fahalalahana sy tsy voasakana izany.[/size]
[size=13px]hangina izany enao nefa hitanao fa misy zavatra tsy mety?? adidiko ny mampiseho ny zavamisy ka anjaran'ny tsirayray no tokony ho mailo[/size]8O8)

56. diamondra27
(
03/05/2007 07:59)
bozylove: ka voarainay nge le hafatra fa tsy hoe: matoa izahay tsy miteny de hoe: tsy avelanay hiteny ianao e!
anjaranay sisa no mieritreritra ny tokony ataonay fa dia misaotra anao mampahalala izao tranga izao.
Tsy aleo miandry 3 mois ndray vao haseho raha misy vaovao fa manjary tsy arakay le suite satria zahay tsy eto foana fa mba manana zavatra atao ; be loatra le hafatra ataondry de manjary confuse ndray zahay koa.
Sady @izany dans 3 mois zany mety misy namana vaovao hafa indray de mba aleo 'reo no haheno fa zahay de"ça y est j' ai compris, j'entend ce ke tu dis".
Raha resaka sary akia no blem de aza mametraka fotsiny ny sarinao ao a!
mbola tsy alain'olona de ovain'olona aza ny sarindry koa. Any @ site vazaha zay misy olona mampiasa sarin'olona hafa mba ahazoany intérêt perso.
Resaka fanala-baraka dia mino aho fa ny tsirairay de mahatsapa fa tsy tokony hanao izany.
Matoa io nisy dia misy antony tao izay efa fantatrao ihany zany fa tsy eto ihany izy no manao zany, donc tokony ho règler-nao any ihany le izy.
Ny fanapahan-kevitry ny mpiandraikitra moa dia tsy afaka miditra @izany aho fa ry zareo ihany no mahalala sy manan-kery @ zay fanapahankevitra tokony ho raisina momban'ny mpikambana.
Tsara ny manambara ny marina sy manao ny marina
Raha dradradradraina lava anefa izany de kasa tsy henoin'ny olona intsony fa lasa ozy ny olona we: efa goaka zay diska zay,
miala any ndray rabozy
etc...
Tahaka ny ankizy na vady ihany io e! refa tenenina lava izy de tsy henoiny tsony ianao fa ozy we efa mahazatra zany. Aleo hitatatata eo fa mijanona ihany io @ farany.
de zay le izy rabozy fa bon anao ny safidy sy fanapahan-kevitra farany fa de zay fatanao fa mahasoa atao e!
si tu vois we za tsy maintsy miteny satria j'en ai besoin de ataovy satria manjary miteraka tsy fahasalamana ny alahelo raha kobonina ao anaty.
Raha tafahoatra kosa de tsy normal le izy
zay zany ry bozy fa de @ manaraka ndray a!

57. Vahinala
(
03/05/2007 09:51)
Andriamanitra o, miverina indray ity ny resabe tena manakaleo leretsy marina, bozylove a, tena manahirana be anao ve ny mba manaja ny hafa, forum natokana hoany rehetra ity fa tsy natao ho compte personnel nao, tsy tsapanao mihitsy à quel point leo anao ny rehetra, tsy misy fianana milamina fa ra vao bozylove no miditra d zao, tabataba gidragidra, rehefa misy tsy aritrao any amzay mety ho tompon'andraikitra miteny fa aza d tia tena manao izay hahasorena olona foana, gaga ve ianao hoe nesorina ho naman ? tsy azoko izay mahagaga anao amzany fa mendrika anao aza izany. Sa ve bozylove refa tsy misy mifamaly aminy elaela d tsy mahazo aina hany ka mitady fomba sy adihevitra handrangitana ny sasany ndray ? Nesorina ho namana moa ianao koa maninona no mbola io ny ps anao bozylove io ? Mba mandiniha tena fa mahamenatra.
HOANTSIKA REHETRA IZAY TSY MANKASITRAKA ITY RESAKA MANDEHA ATO ITY HIANGAVIAKO MBA TSY HISY HAMALY NY RESAKY BOZYLOVE INTSONY FA TSY HIJANONA IO SATRIA FAHAFINARETANY ILAY MANDRANGITRA OLONA ETO AM SERASERA TSY TOKONY MAKATO REHEFA TSY TIA NY ATO FA TSY MITADY HEVITRA FOANA NY MBA HANARATSIANA LE SITE.
:wink:

58. diamondra27
(
03/05/2007 10:14)
vahinala: :D
ahatsiarovako le hira iray izay ity dinika ity
"laisse parler les gens" ny titre :-D:-D:-D
tsy midika akory zany we avelao i bozy hitatatata an
, fa mba nampime anah fotsiny le enao sorena @ le resaka de we hajanony le resaka aza mamaly:-D:-D:-D:-D

59. diamondra27
(
03/05/2007 10:16)
vahinala: ity akia a le hira
http://www.dailymotion.com/video/xwle2_jocelyne-laisse-parler-les-gens

60. diamondra27
(
03/05/2007 10:31)
http://www.wat.tv/playlist/450429/video/469580/ciscool-laisses-parler-les-gens-c-est-l-heure-du-Zouk.html