fanesorana tsy ho namana
61. bozylover
(
03/05/2007 16:41)
[size=13px]izay leo sy tsy faly @ fampisehoako ny zavamisy eto tsy mamaky sy tsy mamaly fotsiny dia izay.8O:roll:8O8O8)
Mampiseho ny zavamisy eto aho averiko sy mbola averiko ihany adidiko izany[/size].
[size=13px]Eto izany ny mpisera eto toa tsy maintsy omena consigne foana aloha , fa anga tsy manana ny maha izy azy sy tsy mahalala ny tokony ataony?? ary tena fomba ny eto ny misolovava ny mpisera ohatra ny fanaon'ny Naina6=siks mpanalabaraka sy mpitondra teny ny mpisera eto.[/size]
[size=13px]Tsy manaratsy ny site eto mitsy aho fa mampiseho ny zavamisy sy ny fietsiky ny mpiandraikitra eto 8O :roll: 8O .[/size]
[size=13px]Matoa amiko ny mpiandraikitra mamela olona hanalana baraka sy hanao diffamation ary tsy miraharaha izay email alefa any aminy mampilaza ny mpanala baraka eto mangataka ny mba ho sakanana izany. Tsy misy etsika avy any @ mpiandraikitra na kely aza na hoe mamaly ny email tsotra sy par politesse fotsiny aza (ohatrany site rehetra anoratana mba mamaly ami-mpanajana) , ny email valin'i webmasater eto dia hoe "tsy miraharaha izay soratanao izahay, ary tsy hamaly anao intsony". Amiko dikan'izany ity site ity manaiky ny fisian'ny olona manalabaraka sy mpanompa; ary ilay siks=naina6 aloha dia tena faly sy voninhitra ho azy koa milaza fa mahafantatra tsara ny tompon'andraikitra eto avy any Italie ary miseho ho mpisolovava ny mpisera eto. [/size]
[size=13px]site mamela sary feno fanalana baraka sy ompa na hoe efa notenenina aza ny fisian'izany sary izany. Averiko fa ny sary miverina indroa, na sary paysage, sary ny namana tsy misy ny sarinao ....iray sy valo dia voafafa monsieur Ralay satria tsy fanaraka @ ny tadiavin'ity site ity; fa ny sary feno ompa sy fanalana baraka tafajanona foana inona dikan'izay :?: :roll:[/size]
[size=13px]Averiko fa afaka mamafa sary ihany kay ny tompon'andraikitra eto efa tiny manala sary, ny ahy mbola averiko fa question de principe. Nareo no tompon'andraikitra voalohany eto fa tsy ny mpisera mihitsy amiko aloha, nareo no tompon'andraikitra no mampiatra ny fitsi-pifehezana eto sy mampiseho image an'ity site ity.[/size]
[size=13px]Entre pas ainareo tompon'andraikitra eto koa ny mamerina ny sariko rehetra taloha feno ompa sy fanalana baraka izay nanjavona t@ n'izaho nesorinareo tsy ho namana teto. ( ny daty t@ psedo ko Bozylove taloha soratra anarana t@ année 2005).
Marihiko fa psedo Bozylove hanoratako ity dia psedo vaovao izay vao nanoratra anarana 4/2007), 'possible kay miverina manoratra anarana mitovy psedo @ ny efa nesorina ho tsy namana:roll: :oops: 8O :roll: :?: ) [/size]
[size=13px]Fa raha toa moa ka tianareo tompon'andraikitra ho hitambahoka fa karazan'olona mpanala baraka sy manompa dia anisan'ireo ny namana tinareo hiditra eto dia aza esorina ary avelao ho hitambahoaka ny sariko feno ompa sy fanalana baraka ataon'i sisk=naina6. (sady sisk=naina6 koa moa mpisolo vava anareo tompon'andraikitra eto sy ny mpisera mitondra ny image n'ity site ity ma toa avelanareo eto foana)[/size]
[size=13px]Adidiko ny mampiseho ny zavamisy eto , ka izay tsy mahantanty ny marina dia miala tsiny aho ary averiko araka ny teny ny vaza "la vérité blesse" 8) :oops:8O 8)[/size]

vahinala:
HOANTSIKA REHETRA IZAY TSY MANKASITRAKA ITY RESAKA MANDEHA ATO ITY HIANGAVIAKO MBA TSY HISY HAMALY NY RESAKY BOZYLOVE INTSONY FA TSY HIJANONA IO SATRIA FAHAFINARETANY ILAY MANDRANGITRA OLONA ETO AM SERASERA TSY TOKONY MAKATO REHEFA TSY TIA NY ATO FA TSY MITADY HEVITRA FOANA NY MBA HANARATSIANA LE SITE
[size=13px]Tsy manaratsy ny site eto mitsy aho fa mampiseho ny zavamisy sy ny fietsiky ny mpiandraikitra eto 8O :roll: 8O .[/size]
[size=13px]Matoa amiko ny mpiandraikitra mamela olona hanalana baraka sy hanao diffamation ary tsy miraharaha izay email alefa any aminy mampilaza ny mpanala baraka eto mangataka ny mba ho sakanana izany. Tsy misy etsika avy any @ mpiandraikitra na kely aza na hoe mamaly ny email tsotra sy par politesse fotsiny aza (ohatrany site rehetra anoratana mba mamaly ami-mpanajana) , ny email valin'i webmasater eto dia hoe "tsy miraharaha izay soratanao izahay, ary tsy hamaly anao intsony". Amiko dikan'izany ity site ity manaiky ny fisian'ny olona manalabaraka sy mpanompa; ary ilay siks=naina6 aloha dia tena faly sy voninhitra ho azy koa milaza fa mahafantatra tsara ny tompon'andraikitra eto avy any Italie ary miseho ho mpisolovava ny mpisera eto. [/size]
[size=13px]site mamela sary feno fanalana baraka sy ompa na hoe efa notenenina aza ny fisian'izany sary izany. Averiko fa ny sary miverina indroa, na sary paysage, sary ny namana tsy misy ny sarinao ....iray sy valo dia voafafa monsieur Ralay satria tsy fanaraka @ ny tadiavin'ity site ity; fa ny sary feno ompa sy fanalana baraka tafajanona foana inona dikan'izay :?: :roll:[/size]
[size=13px]Averiko fa afaka mamafa sary ihany kay ny tompon'andraikitra eto efa tiny manala sary, ny ahy mbola averiko fa question de principe. Nareo no tompon'andraikitra voalohany eto fa tsy ny mpisera mihitsy amiko aloha, nareo no tompon'andraikitra no mampiatra ny fitsi-pifehezana eto sy mampiseho image an'ity site ity.[/size]
[size=13px]Entre pas ainareo tompon'andraikitra eto koa ny mamerina ny sariko rehetra taloha feno ompa sy fanalana baraka izay nanjavona t@ n'izaho nesorinareo tsy ho namana teto. ( ny daty t@ psedo ko Bozylove taloha soratra anarana t@ année 2005).
Marihiko fa psedo Bozylove hanoratako ity dia psedo vaovao izay vao nanoratra anarana 4/2007), 'possible kay miverina manoratra anarana mitovy psedo @ ny efa nesorina ho tsy namana:roll: :oops: 8O :roll: :?: ) [/size]
[size=13px]Fa raha toa moa ka tianareo tompon'andraikitra ho hitambahoka fa karazan'olona mpanala baraka sy manompa dia anisan'ireo ny namana tinareo hiditra eto dia aza esorina ary avelao ho hitambahoaka ny sariko feno ompa sy fanalana baraka ataon'i sisk=naina6. (sady sisk=naina6 koa moa mpisolo vava anareo tompon'andraikitra eto sy ny mpisera mitondra ny image n'ity site ity ma toa avelanareo eto foana)[/size]
[size=13px]Adidiko ny mampiseho ny zavamisy eto , ka izay tsy mahantanty ny marina dia miala tsiny aho ary averiko araka ny teny ny vaza "la vérité blesse" 8) :oops:8O 8)[/size]
64. bozylover
(
03/05/2007 16:54)
[size=13px]inona no tena logik n'ity site ity aloha e :?:8O:roll:8O:?::?::roll:8)[/size]
66. dadie
(
03/05/2007 16:58)
sarisary no alefafako fa tsy manakambara
six na donakely oan'ny rehetra e ,za zany manome korazy e:-*:-*

67. tisera
(
04/05/2007 08:41)
8-) ka iza ary izao no tena tsy mahatanty é? tsy i bozylove/bozylover ve:?::!:
69. bozylover
(
04/05/2007 09:26)
tisera:
ka iza ary izao no tena tsy mahatanty é? tsy i bozylove/bozylover ve
[size=13px]ny tsy mahantanty, ireo olona manakana ny mpisera tsy hamaly ny dinika ataoko 8O 8O, izaho mampiseho ny zavamisy 8)8)[/size]
71. Zina
(
04/05/2007 20:46)
bozilove a,
za no tena mety satria ny admin dia tsy afaka hanala izay olona tsy tianao.. Sakano fotsiny izy mba tsy hamaly sy hijery ny sarinao. UN POINT C"EST TOUT.
Na aiza na aiza isika dia misy foana ny ratsy. Ka antsika no mihevitra ny tsy hitohizan'izay lazainy
SAKANO - SAKANO
Zay an.:wink:

72. diamondra27
(
05/05/2007 13:14)
bozylover:
[size=13px]inona no tena logik n'ity site ity aloha e :?:8O:roll:8O:?::?::roll:8)[/size]
le lojika fantako aloha de natao hiserana ity site ity @ endrika hahazoana fahafinaretana fa raha olona 1 ihany no mahazo plaisir de voa mafy doly zahay zany
ka dia aleo maka sisiny ihany fa omena anao ny sehatra
tsaratsara kokoa akia ry bozy de alefandry @ radio le zavatra tsy mety de @zay henon'olo-kafa raha zay no tiandry hatao a! alefao any @ RVG le izy , de manaova affiche ao ho anareo sy naina6
73. bozylover
(
05/05/2007 16:14)
[size=13px]
[size=13px]Izaho mampiseho ny zavamisy , ny tompon'andraikitra eto afaka manala tsy ho namana intsony efa tiny esorina , ohatra ahy efa nesorina tsy ho namana teto (Bozylove) fa tsy fantatro akory ny antony , fa dia "nesorina fotsiny tsy ho namana intsony enao dia misaotra " hoy ny tompon'andraikitra ary mahagaga fa mbola tafiditra eto ihany avec meme psedo .[/size]
[size=13px]Ny Tompon'andraikitra afaka mamafa sary izay tsy fanaraka @ ny tiny , donc misy possibilité izy hamafa ny sary feno fanalana baraka sy ompa.
Ary marihiko koa fa ny tompon'andraikitra manala sary verina indroa; nahona tsy nofafany monsieur alay ny sary roa mitovy @ sariko (ny iray avy feno ompa nataon'i siks=naina6)??? inona no logika @ n'izany??? , site mamela sary feno tsikera manala baraka sy feno ompa.[/size]
mampiseho ny zavamisy eto aho sy ny fietsiky ny tompon'andraikitra eto , izay mamela malalaka ny oloan hanala baraka sy hanompa ohatra ny siks=naina6 (tsy manala ny sary feno ompa sy baraka)8O 8O :roll: 8)
[size=13px]Question de principe ny ahy , ny tompon'andraikitra eto no responsable voalohany ity site ity manakana sy mamela ny olona izay hitany fa manome image tsara na ratsy an'ity site ity.[/size]
za no tena mety satria ny admin dia tsy afaka hanala izay olona tsy tianao.. Sakano fotsiny izy mba tsy hamaly sy hijery ny sarinao. UN POINT C"EST TOUT.[/size]
Na aiza na aiza isika dia misy foana ny ratsy. Ka antsika no mihevitra ny tsy hitohizan'izay lazainy
SAKANO - SAKANO
Zay an.
[size=13px]Izaho mampiseho ny zavamisy , ny tompon'andraikitra eto afaka manala tsy ho namana intsony efa tiny esorina , ohatra ahy efa nesorina tsy ho namana teto (Bozylove) fa tsy fantatro akory ny antony , fa dia "nesorina fotsiny tsy ho namana intsony enao dia misaotra " hoy ny tompon'andraikitra ary mahagaga fa mbola tafiditra eto ihany avec meme psedo .[/size]
[size=13px]Ny Tompon'andraikitra afaka mamafa sary izay tsy fanaraka @ ny tiny , donc misy possibilité izy hamafa ny sary feno fanalana baraka sy ompa.
Ary marihiko koa fa ny tompon'andraikitra manala sary verina indroa; nahona tsy nofafany monsieur alay ny sary roa mitovy @ sariko (ny iray avy feno ompa nataon'i siks=naina6)??? inona no logika @ n'izany??? , site mamela sary feno tsikera manala baraka sy feno ompa.[/size]
mampiseho ny zavamisy eto aho sy ny fietsiky ny tompon'andraikitra eto , izay mamela malalaka ny oloan hanala baraka sy hanompa ohatra ny siks=naina6 (tsy manala ny sary feno ompa sy baraka)8O 8O :roll: 8)
[size=13px]Question de principe ny ahy , ny tompon'andraikitra eto no responsable voalohany ity site ity manakana sy mamela ny olona izay hitany fa manome image tsara na ratsy an'ity site ity.[/size]
74. Ralay
(
05/05/2007 18:51)
Tena sendrasendra no nahitako an'ity dinika ity satria tsy dia mahavantana ahy ny miditra aminy.
Mahagaga mihintsy inao ity ry bozylove fa mafiloha sy tena tsy manaja tena. Rehefa tsy tinao ny hiditra @ ity serasera ity dia aza miditra intsony fa toa mafiloha loatra ianao tsy mihaino izay lazaina anao fa izay saipatanao ihany no ataoanao.
Efa nolazaina ianao fa azonao sakanana izay mpitsikera tsy tinao na koa azonao fafana ny tsikerany. Tsy handany andro hamaky ny tsikera rehetra @ sary akory ny mpiandraikitra fa rehefa tsy hanao ianao tompony dia aleo hijanona ao.Amiko dia ny zanakao vavy no mitondra ny ps bozylover ka raha vao tsy misy ny sariny ny sary apetrakao eo dia ho voafafa foana fa izay komantera ataonao @ ps-ny tsy hidirako.
Tsy hiverina @ ity resaka ity intsony aho fa izay no izy. Samy manao nyasany daholo ny tomponandraikitra eto ry bozylove sy bozylover fa mba manaja tena amin'izay fa mankaleo marina
Tsiky dia ampy :lol:

75. boz
(
05/05/2007 20:13)
za aloha tsy bozylove fa kisendrasendra koa no nahitako ity dinika ity, tsy azoko izay nitranga tany aloha fa tsy aleo ve mba jerena akaiky ihany sao mety misy marina ny azy e ! misaotra anao mpiandraikitra mafatrapo !
76. xxx
(
05/05/2007 20:32)
fakafakao tsara aloha vao manoratsoratra de avelao ny mpiandraikitra amin'ny plasiny fa aza tonontononina fahatany
77. anouck78
(
06/05/2007 13:55)
bozylove : misaotra anao aloha namerina nanazava tsara ny zava misy fa izaho mantsy vaovao eto nefa de hitako fa tsy tsy mety ny zavatra ataony tomponandraikitra ohatra hoe rehefa mahatsiaro voa @ discusion eto izy de maivava ; izaho moa tsy miteny fa zara aza misy ity site ity mba hanehoana marina ny atao hoe malagasy aty ivelany milaza ho mpiray hina kanefa MPANAVAKAVAKA .Tohizo hatraminy farany bozylove a aza avela hanararaotra hanarampo @ tsy mety ny tompon'andraikitra
80. Zina
(
07/05/2007 20:08)
Ralay [ Valio ] 07-05-2007 12:36:32
Lohateny : Re : fanesorana tsy ho namana
Zina:Taona Zina zao
inn no dikan'io ry Ralay?:(