Lehibe sy zaza: Marimaritra iraisana
83. kelly13
(
28/03/2007 20:16)
za zany kroa rouzy (karembeuuuuu) hé hé hé :°):°):°) (manao bosabosa ze safotra miborosia nify dol)
86. kelly13
(
28/03/2007 20:21)
(za nde hatory fa tsss, efa @ 10 alina sahady zao, matiko ze mifosafosa ahy eo an, ataoko lisaka 8)8)8):°):°):°):°)) boni dol
88. sitlo
(
28/03/2007 20:24)
hay ve njy efa amin'ny 10 alina mbola manao solomaso mainty ihany eh 8), tambawax niakatra ny ville
90. kelly13
(
28/03/2007 20:29)
misy lakoly ny sezako lollll
oay tambawax miakatsa ny ville, manao bas @ kiranil ny aty ra penina a 8)8)8)
stretch>aza atao mihoatra an'izay kou fa manjary mangididy ny sofiko raalina :-D:-D:-D
oay tambawax miakatsa ny ville, manao bas @ kiranil ny aty ra penina a 8)8)8)
stretch>aza atao mihoatra an'izay kou fa manjary mangididy ny sofiko raalina :-D:-D:-D
91. sitlo
(
28/03/2007 20:32)
eo fa tsy mifosa an-jy zay eh, ba ny takolaka roa alohan'ny hatoriana. Dia tandremo manonofy croix rouge eo tokoa
92. Stretch
(
28/03/2007 20:37)
refa le misy mifosa mamay sofina reny tokony ngé de opaina de afaka le mamay sofina e !
amdramo ngé refa le sendra iny e !
amdramo ngé refa le sendra iny e !
93. sitlo
(
28/03/2007 20:40)
aiza koa no misy mifosa mamay sofina izany fa ndry koa no efa tia hanompa dia mody hoe mamay ny sofiko :°)
94. Stretch
(
28/03/2007 20:46)
zay ko lo mety mitombina ,
fa ndraindray tokony nge mapte hanopa be zany nefa
tsy ita ze antony e !:°)
fa ndraindray tokony nge mapte hanopa be zany nefa
tsy ita ze antony e !:°)
95. vale
(
28/03/2007 20:47)
Stretch::-D:-D:-D:-D=))=))=))
a a a iny ndray haiko ka :une la biera azafady.
fa le setroka be avy any amnao any no mamovoka be tsy laitra. :x
vale> aiza ve ky ony de hanoratra pejy efa ho folo metatra eto nefa ny journée aza efa ho folo kilometatra.
lasa tourefela ny farany, de misababaka tsy mipatalou:-D
99. Stretch
(
28/03/2007 20:57)
non ,
refa mandé soiré gasy reny a ka misy thb de mbô mamely,
fa regulier non ,
ny divay no matetika voatery refa le miara misakafo am laibany , :x
de avy eo ra dem marary la tety,
refa mandé soiré gasy reny a ka misy thb de mbô mamely,
fa regulier non ,
ny divay no matetika voatery refa le miara misakafo am laibany , :x
de avy eo ra dem marary la tety,
100. sitlo
(
28/03/2007 21:05)
fa niteny an'izany marina ndry fa izaho sy izay sipa akamako izay indray andro nisotro divay be dia be sy grappa. Dia samy mamo fotsiny izahay. Dia omaly niresaka ny tao an-trano hoe grappa no toaka gravy indrindra.
Gaga be aho. Nataoko fa 40 degre ihany ireny. Nefa izahay sy izy tsy naninona akory fa ohatra ireny mamo ireny ihany. Izy aloha efa zatra dia tsy koah, fa izaho no nahagaga ahy.
Gaga be aho. Nataoko fa 40 degre ihany ireny. Nefa izahay sy izy tsy naninona akory fa ohatra ireny mamo ireny ihany. Izy aloha efa zatra dia tsy koah, fa izaho no nahagaga ahy.
