Lehibe sy zaza: Marimaritra iraisana

61. sitlo ( 28/03/2007 18:16)
:-D good time
62. Fiffi ( 28/03/2007 18:20)
yes :-D:-D:-D
63. Fiffi ( 28/03/2007 18:24)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Rires/18c_blue.gif[/IMG]
64. Stretch ( 28/03/2007 19:00)
io aza fa ny zaza ihany ny nahzo laka . . .

fa nareo ve androany mbô natory atoandro ?
za lo nanovokovoka mintry fa saiky tara tery .

Andro iraisampirenena ho an'ny lasesta hono androany.
65. sitlo ( 28/03/2007 19:05)
hitako ny kiraroko no sarotra nidina be ny laseany
66. Stretch ( 28/03/2007 19:06)
io ndray le mamadidresaka,
inn zao ny idiran'ny lasé am zany ?
ozy ve kiraro oe matory klou. .
67. sitlo ( 28/03/2007 19:10)
ka niady ry zareo dia hozy za tamle kiraro hoe ito ny marimaritra iraisana.
ka moa andro iraisampirenena ho an'ny lase androany
68. Stretch ( 28/03/2007 19:18)
lasesta ry ty a !
matory atandro , ze natory atandro boka !
69. sitlo ( 28/03/2007 19:22)
hay ve matory atoandro izany eh lol :idea:
za ndray tsy nahalala izany. Dia inona hono no atao? karnaval dia eny ambony tomobil feno olona manao lasesta?
70. bozylove ( 28/03/2007 19:23)
Hoy i bozylove:
Ny eto raha vao tsy fanaraka @ ny tian'ny clan serasera dia hoe tsy manaja[/quote]

fiffi:
aza manao an'zany kosa eh ! taiza kosa no nisy an'zany teto fa mba fampilazana ny fahamatoran'ny dinika kosa no atao eto eh !
Ary nga enao tsy ao anatin'io clan io ? enao koh nge ka ato anatin'ny serasera eh ! Isika rehetra zay ato @ sera2 de clan-n'sera2 avokoh eh !


Raha madinika ny soratra eto enao vao tsy fanaraka @ ny heviny ny sasany eto dia hoe tsy manaja. 8)
71. vale ( 28/03/2007 19:28)
andrea> araka ny hevitro dia izao> samy manana ny manahirana azy dol,ary ny fiainana kou anie miova fa tsy de hoe ny eo ihany no ho eo(misy mba iomva "filina" koa ohatra :lol:, asa anefa:-w? ohatra ahy alou izao de hita fona, mazava be > manam-potoana malalaka , fa rhf tsy misy intsony zay ftona izay dia lasa fandalovana sisa ny eto, na de tina aza:cry::cry::cry:

72. sitlo ( 28/03/2007 19:30)
borika koa izany, eo aloha ny cendrier fa tss
73. Stretch ( 28/03/2007 19:34)
ary aiza ary a zany fa ôtrany , mbola manonofy atandro iany a klé
74. sitlo ( 28/03/2007 19:40)
za nge gaga eh

vale> tokony teo alohan'ny teninao io fa azatsiny njinja
75. vale ( 28/03/2007 19:42)
sitlo:

borika koa izany, eo aloha ny cendrier fa tss
:@:@:@:@:miam::miam:8)8)8)8)


76. vale ( 28/03/2007 19:44)
sitlo::wink: no pblem:*:*:*:*:wink:
77. Stretch ( 28/03/2007 19:44)
vale> za klou de tsy afaka ny hanao resaka matotra beuu manaraka ny arabe eto , tsy haiko fa eto ny torana hitako azoko nanalana hamoamo ,
ny fivadihana atidoha am asa am atoandro ve de mbola hivadika atidoha ko eto tsy alefa any am 17,99 ny farany.
78. vale ( 28/03/2007 19:46)
:-D:-D:-D:-D stretch, marna zany:wink:(l):wink:
79. sitlo ( 28/03/2007 19:47)
kay ianao mamo foana rehefa maketo, avy nisotro bex anaky telo dia naverina ny roa. :idea:
80. Stretch ( 28/03/2007 19:58)
a a a iny ndray haiko ka :une la biera azafady.

fa le setroka be avy any amnao any no mamovoka be tsy laitra. :x

vale> aiza ve ky ony de hanoratra pejy efa ho folo metatra eto nefa ny journée aza efa ho folo kilometatra.
lasa tourefela ny farany, de misababaka tsy mipatalou:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.01