Lehibe sy zaza: Marimaritra iraisana
101. Stretch
(
28/03/2007 21:13)
non , ny organe ny tsirairay tsy mitovy ,
misy ny mahazaka misy vao mitehaka fotsiny de vita matavy,
za zao ra mamita divay ray tavoangy tsy maninona, na miara misakafo ka efa divay efa 5 na 8 akory aza ol 4 tsy maninona satria miresaka,
fa omeo rhum angé za e !
le vera kely ôtran'ny fanondro iny de miodina aby ny tany aman danitro:}

102. sitlo
(
28/03/2007 21:18)
:-D, bex no nofa ndrindra. Ny kibo fotsiny no mibotsina fa tsy misy fafiny mihitsy. Divay ihany no tsara.
103. Vahinala
(
28/03/2007 22:37)
Za ndray mahita fa divay mampangovitra tanana refa ny ampitson'iny sady marary lohalika !
kelly > Fanga ts efa nanao lasesta no maika atory, fety ny lasesta ange ony androany e !
kelly > Fanga ts efa nanao lasesta no maika atory, fety ny lasesta ange ony androany e !
106. vale
(
29/03/2007 08:12)
kelly13::-D:-D:-D kelly13: koboko ny fikan'i carembue kay,hihihihhihihihi:°)
za zany kroa rouzy (karembeuuuuu) hé hé hé :°):°):°) (manao bosabosa ze safotra miborosia nify dol)
110. karinah
(
29/03/2007 11:22)
Vahinala:
Za ndray mahita fa divay mampangovitra tanana refa ny ampitson'iny sady marary lohalika !
kelly > Fanga ts efa nanao lasesta no maika atory, fety ny lasesta ange ony androany e !
sady mampandoha raha vao+ alcool hafa :?
111. karinah
(
29/03/2007 11:27)
kelly13: te hanao bosabos ftsn de ody we kroa rozy a kroa rozy :-P :-D:-D:-D:-D:wink:
114. Stretch
(
29/03/2007 11:43)
fa za ty nahita sizé bosabosa , tsy tafiditra tao mintry a fa tsitako tsony ze nilazaina.
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m45c45fe9760a9
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m45c45fe9760a9
119. kelly13
(
29/03/2007 12:16)
hahahaha d zay nge le nahatonga le resaka tatsy oe "mahazo manadray anjara v?" kobondry @zay? :°):°):°):°):°)