Lehibe sy zaza: Marimaritra iraisana
1. hery
(
27/03/2007 21:32)
Zavatra tsapako tato ho ato teto amin'ny serasera ity ka holazaiko anareo... dia izay fitsaranareo azy.
Ekena fa ny serasera dia natao ho an'ny rehetra, manomboka hatr@ 13 taona ka hatramin'izay antitra indrindra. Efa samy manaiky izany daholo... indrindra fa ny olon-dehibe.
Nisy fotoana teto nametrahan'ny sasany resak'olondehibe (sary miboridana sns) dia samy niakatra daholo hoe mba mifanajà fa misy zaza eto. Dia nanaovana dinika manokana izay te hanao resak'olondehibe.
Tonga anefa amin'izao fotoana izao, tena misy manao resa-jaza tokoa. Izay mba niteny an'izany moa dia nahazo vava hoe manin izy raha zaza sns. Tsy mahazo mikiredy hoe mba mifanajà fa misy olon-dehibe eto... ary tsisy dinika manokana hoe Resa-jaza hanilihana izay mpanao resa-jaza.
Koa hoy aho hoe tsy misy afatsy ny mifanaja fa hiara-midinika eto ihany. Nanaja anareo zaza (sy izay mpanao sainjaza) izahay lehibe (sy izay mpanao resak'olon-dehibe :-)) ka mba natao izay zakan'ny saina itambarana ihany sisa no soratanay eto. Koa mba anjaranareo zaza (sy izay mpanao sain-jaza) ihany koa no manaja ny lehibe (sy izay mihevitra ny tenany ho lehibe otranah). Mba izay zavatra zakan'ny saintsika miaraka apetraka fa misy misavily vol tsy takatra mihitsy.
(enfin... efa tsy zaza intsony raha mahatakatra ireo lazaiko ireo :-p)

répondu par Fiffi le 31/03/2007 11:19
3. sitlo
(
27/03/2007 21:47)
za koa, za mahay mis'adapta afatsy ny amin'ny resak'olondehibe ihany no tsy voako.
4. ftma
(
27/03/2007 21:49)
(enfin... efa tsy zaza intsony raha mahatakatra ireo lazaiko ireo )efa saika tsy takatro :wink:
Tsy misy zaza manoratra kosa angamba ato fa samy olon-dehibe daholo ko, ka tokony ohatr'izay maha olon-dehibe izay koa ny dinika mandeha ato
6. salmo1
(
27/03/2007 21:52)
i niryna kosa alou tena matotra e. Zah tsy masahy mananihany aniny olona iny, fa hajaiko tahakany olon-dehibe ambony voninahitra.
Izy ihany angamba no tsy de manao resan-jaza ato

7. MTN
(
27/03/2007 21:58)
edre, ny ahy indray dia hoe asiana limite ilay izy. Mba arakarak'ilay size. Fa raha vao matotra be koa nge le izy tena mankaleo eh. Tadidiko ery zay sy marozevo le niresaka politika. Ohatra ireny mamaky boky ireny mihitsy no mamaky an'ilay izy.
8. patrick2002
(
27/03/2007 22:07)
Mbola tsy nasianao resak'adala Mr le directeur ka izay no manorisory ny sasany ah! :-D:-D
Ny ahy tena hitako mihintsy fa misy manao resak'adala ato .

9. Vahinala
(
27/03/2007 22:11)
Ny zaza angamba ato raha maharaka indrindra fa ny resakolondehibe d mety tsy misy fa ny manao fisainana zazakely sy mananihany ny sasany ary mandrangitra no betsaka. Tokony mifanaja fotsiny amzay dinika atao, rehefa tsy mety am tena ilay izy dia tsy mandray anjara ao amle dinika fotsiny izy fa mandany andro mitsikera ny hafa fotsiny, maro ny dinika mandeha ato ka samy tokony mahatsapa izay tandrify azy sady dinika efa natokana koa ireo.
Izay aloha ny hevitro e !
Izay aloha ny hevitro e !
10. fasaly
(
28/03/2007 03:04)
izay no itiavako ny resaka olondehibe...samy olondehibe no mamaly any na dia somary hatao sangusangy aza mahavaly ny didnika ihany lay izy:^):-P:-D:-D:-D:-D
11. Fiffi
(
28/03/2007 05:19)
heu...tena misy kosa aloha resaka shhhhh mihintsy eh ! ny HS @ zany mangony fotsiny....bref...
12. fasaly
(
28/03/2007 05:33)
ny HS alou misy foana n'aiza n'aiza e! fa lay resaka shhhh lazainareo tena misy tokotrany:-P
13. soanja
(
28/03/2007 05:59)
Misaotra an'i Hery zany nametrapetraka ny tokony atao.
Ny fomba tsara indrindra amiko izao de hoe raha zaza izy akory atao fa mba te hiresaka zany izy ka tsy ho tapenam-bava mihitsy. Raha lehibe izy nanao resa-jaza dia tsy maninona koa fa dia hajaina hatrany.
Ny fanafody mety dia tsy voatery handray anjara amin'ilay resa-jaza ohatra satria vao maika manome stress le mimenomenona sy mibedy azy ny fahitako azy.
Indramiko ny firesak'i Hery hoe : Tsiky de ampy!

14. pissoa
(
28/03/2007 06:15)
asio dinika resa-jaza e :oops: dia tsy atao dinika manokana fa ankapobeny ihany (so de tsy hain'ny zaza indray ny mankany mantsy :-P ) ... dia hadalan'izay "lehibe" te ho any avy eo :-D:-D:-D
15. booboo
(
28/03/2007 06:30)
manakory kay zany resa-jaza sy tsy resa-jaza zany klou ?
io navaliko io zao @ lé karazany inona ? :-D:-D:-D. Lé matotra beeeeeeeeeee (tahaka ny ao @ fivavahana sy finoana ohatra) kosa klou tsy lasa mihitsy e ...manohatra noho ny mifanasa vangy ndray aza...aleoko ndray manao resa-jaza mivanitika foana raha tahaka ireny no atao hoe "resak'olon-dehibe".....

16. diamondra27
(
28/03/2007 07:31)
enfin ...
Le resa-jaza koa nge misy mihaja ihany fa tsy n'importe koi e!
le resa-jaza tokony hatao zao ohatra de we:inona no sakafon'i naruto? Sa resajaza be zany?:oops::oops:
sa le we mba ampio zahay fa be mony de ahoana ny fanalàna azy?
Be de be fa mazotoa doly e!

17. nikopol
(
28/03/2007 07:33)
Misy zavatra tsy azoko ty resaka ty ! ka ze mandalo ao antsaiko kalo dia lazaiko.
Betsaka ny zavatra hitovizako hevitra amin'i Hery fa eto kosa tsy dia mazava amiko ilay resaka. tsy mitsara anefa aho.
Taiza ho aiza no nisy tsy fanajana tamin'ireo resaka eritreretin'ny hafa ho resa-jaza sy ny sisa? nisy nanompa ve ? nisy nanambany ve ?
Raha te hanao resaka matotra eto, dia tsy misy manakana an-tsika hanao resaka matotra, ary afaka manohy ilay dinika matotra daholo izay te hanohy. Ireo izay mahita tsirony amin'ny resaka matotra.
Tsy hiteny aho hoe tsy fivelaran-tsaina no mahatonga an'ny sasany hihevitra fa izay tsy mitovy aminy dia "classer-na" hoe "zao na zao", fa amiko kosa dia ilaina ny fahasamihafana.
Nahoana no mahatsapa tena ho voaelingelina raha misy manao resak'adala? satria ve olon-dehibe ?
Betsaka ny resaka "olona matotra" ato amin'ny serasera raha adika amin'ny teny vahiny ka asaina vakian'ny vahiny dia maro ireo vahiny no mety hievitra fa betsaka ny hafahafa ato. Tsy olana nefa izany amiko, fa midika fotsiny : fa miakina amin'ny toerana misy anao, miakina amin'ny tsirairay avy ny fiheverana ny hevitry ny hafa.
Rehefa manaja ny fitsipiky ny fifanajana, dia izay no zava-dehibe, fijeriko manokana io,
Azavao amiko bebe kokoa ny hoe tsy fifanajana?
Raha izaho manokana izao dia ao amin'ny resaka finoana no hahitako resaka "tsy matotra betsaka" ataon'ny olon-dehibe. Miady nefa mody mahalala fomba sy ny sisa, ary tena convaincu amin'ny hevitra "tsy matotra " hananany dia mahavita mamely ny hafa. Fa izany akory tsy manelingelina anay satria olombelona daholo ny eto. ary tsy misy mihevitra fa manana ny marina.
Saingy lojika daholo izao fa sarotra ny mi-accepter ny olona samy hafa tanteraka amin'ny fomba fijery ny tena ...
Raha resa-jaza aiza ilay tsy fifanajana ?
Alefaso ny resaka matotra ...fa mety ho hainay ihany indraindray ...

18. karinah
(
28/03/2007 08:25)
sitlo::-D:-D:-D:-D zà kou:°):oops:
za koa, za mahay mis'adapta afatsy ny amin'ny resak'olondehibe ihany no tsy voako.
19. hery
(
28/03/2007 08:28)
Tsy niresaka hoe resaka matotra sy resaka tsy matotra aho... misy resak'olondehibe tsy matotra ary misy resa-jaza mety ho matotra.
Ny nolazaiko fotsiny dia ny tsy hisian'ny tombo sy hala.
Averiko ilay nolazaiko hoe rehefa misy mampiditra sary somary mampiseho fihetsika sexy (tsy porno akory) tahaka ny nataon'i Kallie dia bedabe ny niakatra hoe misy zaza eto. Noho izany amiko dia hoe tsy natao ho an'ny zaza ilay zavatra. Dia nihafy izay tia an'ilay izy. Nohajaina ilay hoe misy zaza eto.
Dia ny mifanohitra amin'izay koa mba tokony hatao.