Lehibe sy zaza: Marimaritra iraisana

41. booboo ( 28/03/2007 14:17)
hu hu hu, eny ara ouz, koa satria moa tonga ity ny leran'ny motika rankizy malagasy dia à l'assaut eeeeeeeeeeeeeeee !


entr'act kely io ho an'izay tsy manana sens de l'humour eo ndray :°)
42. sakaizakely ( 28/03/2007 14:19)
motika sahady ve ry booboo andro vao @ 4 izao ? anjekaky o ?:-D:-D
43. booboo ( 28/03/2007 14:27)
Efa @ 4 sy 10 kah hihihihihi, lerany mihitsy zao :°)
44. Fiffi ( 28/03/2007 14:28)
simplex:

Fahatelo, stratejia:[/u]
ra zaza iray no tiana hanarina, toroina mba ho matotra kokoa, nataoko fa tsy nilana dinika manokana angamba fa hafatra hoazy d ampy. Lasa mi-traumatiser azy indray ary le resaka hoe tena za mintsy no tena halan'lery eto. [u]
heu.....de ozy indray zah hoe "non ! tsy zaza iray no tiana hanarina , torohina mba ho matotra kokoa....fa ho an'ny rehetra angamba satria tsy io zaza io hiany ange no mandefa dinika heu....bizaroïda eh !


45. nikopol ( 28/03/2007 14:32)
fa naninona aza fiffi no tsy nandefa dinika ohatr'ireny taloha ireny intsony e ? nafinaritra ihany nge ireny periode ireny e !

dia iangaviana koa i nyrina iverina ...
46. simplex ( 28/03/2007 14:46)
Fiffi:
heu.....de ozy indray zah hoe "non ! tsy zaza iray no tiana hanarina , torohina mba ho matotra kokoa....fa ho an'ny rehetra angamba satria tsy io zaza io hiany ange no mandefa dinika heu....bizaroïda eh !

Valiny:

za:
Fahaefatra, resak'olon-dehibe:
Ny fifanajana voalohany indrindra d ny fanekena fa manana zo hanana hevitra hafa noho ny an'ny tena ny olona hafa. In mou no ilana dinika ra toa ka ny hevitro ihany no tiako hita ao?
manarak'izany, samy manana ny tanjony eto @ serasera ny namana tsirairay. Tsy voatery ho matotra be doly akory izay dinika hivoaka rehetra. Misy ny dinika manala azy. In ny olana @ zany? ze tsy te hanala azy tokony tsy manao rabat-joie hoe miala any ndray ny dinika tsisy fotony, tsy fanajana anie zany e.


niko:
fa naninona aza fiffi no tsy nandefa dinika ohatr'ireny taloha ireny intsony e ? nafinaritra ihany nge ireny periode ireny e !
:P:-*
47. bozylove ( 28/03/2007 14:55)
simplex:
Fahaefatra, resak'olon-dehibe:
Ny fifanajana voalohany indrindra d ny fanekena fa manana zo hanana hevitra hafa noho ny an'ny tena ny olona hafa. In mou no ilana dinika ra toa ka ny hevitro ihany no tiako hita ao?
manarak'izany, samy manana ny tanjony eto @ serasera ny namana tsirairay. Tsy voatery ho matotra be doly akory izay dinika hivoaka rehetra. Misy ny dinika manala azy. In ny olana @ zany? ze tsy te hanala azy tokony tsy manao rabat-joie hoe miala any ndray ny dinika tsisy fotony, tsy fanajana anie zany e.
Ary ny sasany tena mahavatra mintsy mitady , manaraka ze dinika "resa-jaza" tsy maintsy hidirana hilazana hoe, tsy tiako ny resa-jaza. Ny attitude absurde kou ve tsy sain-jaza? avy eo vao nampiresahan'i bandy kely tsy mahita holazaina, sao d mba olana ara psikolojika kosa zany kle.


Raiso ny dimy rise an :lol:8) , fantatrao tsara ny zavamisy eto.

Tokony mampiseho ny heviny fa tsy voatery hitovy @ n'izay tiny ny olona. [size=13px]Ny eto raha vao tsy fanaraka @ ny tian'ny clan serasera dia hoe tsy manaja 8)[/size]
48. Fiffi ( 28/03/2007 14:57)
nikopol:
fa naninona aza fiffi no tsy nandefa dinika ohatr'ireny taloha ireny intsony e ? nafinaritra ihany nge ireny periode ireny e !
ao @ dinika hoy ny gazety indray zah no mi-wawawa ao koh ! :-D:-D:-D nareo aza tsy mitsidika ao akory....nefa misy zavatra tena mahazendana ao an ! :)


49. Fiffi ( 28/03/2007 15:02)
bozylove:

[size=13px]Ny eto raha vao tsy fanaraka @ ny tian'ny clan serasera dia hoe tsy manaja 8)[/size]
aza manao an'zany kosa eh ! taiza kosa no nisy an'zany teto fa mba fampilazana ny fahamatoran'ny dinika kosa no atao eto eh !
Ary nga enao tsy ao anatin'io clan io ? enao koh nge ka ato anatin'ny serasera eh ! Isika rehetra zay ato @ sera2 de clan-n'sera2 avokoh eh !


50. sitlo ( 28/03/2007 15:05)
cf. fiffi
51. salmo1 ( 28/03/2007 15:07)
:oops::oops::snif: Misy olona izay ato tady hiady vitana @ pachinot sy Aino, knefa izy efa tady hitovy @ bebenay ny endriny (fa saingy bebenay mbola tsara fitondrana-tena :snif::snif:
Tady hisangy fitiavana amikou le olona zay, tsy fantatro oe iza, fa izy ihany de mahatsapa ny tenany :-P:-D
52. sitlo ( 28/03/2007 15:14)
ilay hoe tsy fifanajana dia izao no fahitako azy araka ny fanazavana tery aloha.

Ilay dinika dia ohatra ny matotra be, nefa kay raha vao sokafana dia tsy misy inona akory. Dia mamitaka ny olona fotsiny. Amin'ilay namorona azy, mazava wazy fa ho faly izy satria izy aza namorona azy. Fa ireo mpamaky izay diso fanantenana no mahatsiaro ho tsy voahaja.

sosokevitro> misy hoe jereo aloha sy alefaso eo ambany. Dia maninona ilay alefaso raha atao anakiroa dia ny iray hoe matotra dia iray mivika. Dia asiana famantarana hoe matotra ity resaka ity na mivibika (na lohahevitra io na valiny). Amin'izay tsy misy diso fanantenana izany.
53. nikopol ( 28/03/2007 15:19)
ameko 19 sitlo :-D:-D:-D
54. ikaretsaka ( 28/03/2007 15:20)
dia @ io hevitr'i penina io ilay olona matotra mety ilay mivika no potseriny dia ilay olona mivika mifamadika @ zay!

55. andrea ( 28/03/2007 16:16)
Sarotra be re olona o .. .
Fa angaha midika izany fa hoe manameloka ny olona manao resa-jaza.
Manaiky tsara :
sitlo:

sosokevitro> misy hoe jereo aloha sy alefaso eo ambany.

Na izany aza
:D Satria : raha vao miditra dia lisitry ny loha hevitra vaovao no hita mibaribary, donc manintona ny maso.
:D Tato ato betsaka loatra ny loha hevitra hoe tsy hay ny antony (ara-statistika ! )
:D Samy manana ny antony hidirany ato, samy manana ny heviny ary tena marina fa tsy mitovy daholo.
:D Tsy misy natokana hitsara (afatsy ireo sefo ireo ihany (izay tiany ihany io) ... =)) =)), mbo maka 19 kely ihany na izany aza...), fa afaka mamoaka izay ao anaty ny fo!
:D Tena marina ny tenan’ireo nahatsiaro tena hoe "zaza" fa afaka manoratra izay tiany ny namana rehetra rehefa manaraka ny fitsipika ary voatery tsy miditra izay tsy te handray anjara ....

Fa ilay izy ange de mba jerevo e :
:D Rehefa vao tonga eto amin’ny serasera dia hita lisitry dinika vao niforona .
:P Raha olona mandalo, lasa eritreritra hoe :
:twisted: fa inona ary ity?
:twisted: inona no tiany holazaina ?
:twisted: adala ve sa hendry ny olona ato?
:D:D Raha intelo na in-4 de mapihomehy
:twisted::twisted:rehefa maro loatra dia mankaleo ary mapitsoaka :b :b :b :evil: :evil:

^^ Ny tiana nolazaina dia tsotra lasa aiza ireo namana hafa ???
:?: Sa Lasa saro-kenatra ve? dia tsy mamoaka hevitra firy intsony sa leo? ( io fa niverina i ari.malala
.. )

:°) Izay fotsiny ilay resaka ka !!! fa tsy misy an’izay resaka "filozofia .. na psy"

Dia misy antony kely manokana koa koa :
(l) (l)Tiako be serasera.org (l) (l)..
:evil: :evil:na izany aza ny fahitako azy dia somary mivoana be loatra ..antony :

:evil: betsaka tsikera any amin’ny site hafa .. .. (za manokana tsy mahataty de lasa be menomenona.. )
:twisted: Betsaka ny namana vaovao no lasa tsy miverina satria mihevitra hoe tsy mahita ny mahasoa nohon’ny loha hevitra hitany. =(( =((

:D Atsipy ny resaka ho zaza sy ny olon-dehibe .. Raha diso de atoray hiverina

Na izany aza nomen’I booboo kilalao .. (hita hoa fa ny olon-dehibe koa mahay milalao sy manala azy fa tsy voatery resaka serieux !!! )

PS : Ny resaka fifanajana, sns, samy maka izay tandrify azy, amiko manokana tsy ny opa irery akory no tsy fanajana :-w :-w
Afaka maka izay tandrify izay olona milaza ny tenany ho voatifitra!.
Kally mbo alefaso aty akia moa ilay sary e ??




56. Fiffi ( 28/03/2007 16:35)
hummmm......zay ve ? efa afaka daholo ve ny fon'ny rehetra ? :-D:-D:-D:-D
57. sitlo ( 28/03/2007 17:02)
za koa efa kopy an'io ry andrea fa saingy tsy tato ho ato izany io fa efa ela.

ny olana hitako teo dia efa mifankahalala daholo ny ankamaroan'ny mpisera dia sarotra be ny mis'integr amin'ilay izy. Za tsy tafa mihitsy raha tsy action be manadala. :-D

58. Vahinala ( 28/03/2007 17:44)
sitlo > Action be manadala ahoana ndray klo zany e !:-D
59. kelly13 ( 28/03/2007 17:45)
vahinala>lolll hay mou ndry tsy nahita fa giravy le zalahy io ra hanankina sary t@ zany an! hihihi!! nahazo paquet dol ny tout le monde tsisy exception hihihihi

sitlo>MM
60. Vahinala ( 28/03/2007 17:58)
kelly > hihihi hay ve e, tsy naharaka ndray za taminy zany ! :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1735