Fifaninana teny iray misy dikany maromaro.
101. sitlo
(
16/03/2007 03:15)
landy - taditady -> landin-kala, landy any an'ala fiatsampazan'i Tarzan...
landy - lamba
landy - malandy : mandina
landy - lamba
landy - malandy : mandina
104. lapino
(
16/03/2007 09:39)
penina : sitlo
penina : fanao verin-droa
penina : Zan Maria
saka : pisso (= "sac à puces")
saka : misaka trondro
saka : misaka tsonjo :-P
penina : fanao verin-droa
penina : Zan Maria
saka : pisso (= "sac à puces")
saka : misaka trondro
saka : misaka tsonjo :-P
105. Simpona
(
16/03/2007 11:06)
tsy novakiako tsony klou tao aloha tao fa tsy haiko ty raha efa nisy nanao
mikapa = manao kapa
mikapa = manapaka
mikapa = mangery
mikapa = manao kapa
mikapa = manapaka
mikapa = mangery
108. pissoa
(
16/03/2007 17:24)
manondrana : manondrana entana !
manondrana : otran'ile fanaon'i lap reny e :-P
manondrana : otran'ile fanaon'i lap reny e :-P
118. Stretch
(
16/03/2007 19:48)
miadana : sambatra
miadana : ela be , medalina
miadana : tretrika
miadana : victor mediatera tam androny deba
miadana : ela be , medalina
miadana : tretrika
miadana : victor mediatera tam androny deba
120. Stretch
(
16/03/2007 20:20)
fiangonana-katôlika
fiangonana-protestanta
fiangonana-loteranina
fiangonana-advantista
fiangonana-pantekôtista
fiangonana-monami
fiangonana-daoda
fiangonana-nenilava
reraka a!ouuuf
fiangonana-protestanta
fiangonana-loteranina
fiangonana-advantista
fiangonana-pantekôtista
fiangonana-monami
fiangonana-daoda
fiangonana-nenilava
reraka a!ouuuf
