Fifaninana teny iray misy dikany maromaro.

121. sitlo ( 16/03/2007 21:40)
tehaka - tehafo fa nahita fiangonana bdb
tehaka - tsy mitehaka am trano ilay hazo
122. bmw333 ( 16/03/2007 21:49)
Andry = Andry fampiasa amin'ny trano (pilier)
Andry = ouf, andrin'ny hafa ve tsy ho andriko e!!!
123. bmw333 ( 16/03/2007 21:59)
Lay : lai-pary,
Lay : hazakazaka (lailava),
Lay : tranolay.
124. mandrak ( 16/03/2007 22:41)
tota:totambolavo (famandrihana volavo)
tota:antitra
125. sitlo ( 17/03/2007 00:23)
mody : any an-trano
mody : fanina fa tsy mahita intsony
126. Stretch ( 17/03/2007 10:15)
lalana:arabean'ny fahaleovantena
lalana:lalampanorenan'ny repoblikan'ny serasera
lalana:lalambé
:lalamby
:lalandava
:lalandra
:lalantsara
:lalankely
:lalanaantonotonony
127. lapino ( 17/03/2007 10:41)
kaopy : rano
kaopy : kobo
128. Stretch ( 17/03/2007 10:44)
hatsikana= mapmé
lalao= hatsikana sy lalao
129. mandrak ( 17/03/2007 12:24)
sitlo:




mamàny:mikapa rano
màmany:ren'ny
130. simplex ( 17/03/2007 12:36)
mandrak:

foana: miverimberina matetika
foana: tsy misy, tsy eo intsony
131. SaNja ( 17/03/2007 13:44)
ary = mpampiombona @ fitsipi-pitenenana
ary = tonga olombelana na tonga zavatra :twisted:
132. sitlo ( 17/03/2007 13:46)
ety - tery
ety - fa tsy eny
133. mandrak ( 17/03/2007 14:55)
totozy=volavo
totozy=totozy @ machina fanjahirana
totozy=neny toa Zy (Zy anaran' olona)
totozy=http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m45faf1b688621
134. Stretch ( 17/03/2007 15:23)
fody=vorokely
fody=akatona na hidina na arindrina
135. Stretch ( 17/03/2007 15:24)
hena=le atao kabaka e !
hena= ôtran'ny fen'antitra
136. simplex ( 17/03/2007 18:29)
enjana: mihenjana otran'i stretch
enjana: enjana be otranah :-P:°)8)8)
137. Stretch ( 17/03/2007 18:35)
ty an !
za lo zany tsy le eo ambany:-D
138. simplex ( 17/03/2007 18:41)
tsikitsiky lava ozy i pazzapa kou ;-)

krak: boum boum
krak: toy ny rafotsibe miampita tatatra
139. Simpona ( 26/03/2007 06:24)
Ireto misy teny amin'ny faritra maihafa:
Zaka : hay bataina
zaka : teny

Volana : le mampandrevy ny sipa
Volana : ohantra janoary
volana : teny

Fa ireto tena ilana fitandremana ny mampiasa azy :

Toto : fototenin'ny mitoto
Toto : Filahiana amin'ny teny bara (mandisa ny mitoto raha hoe mitoto vary)
Venty : marimpandrefesana
venty : fivaviana amin'ny teny bara

Raha any amin'ny faritra bara izany ianao tandremo ny miteny hoe :
- olona beventy na olo-maventy (fiteny io any amin'ny betsimisaraka fa ompa io amin'ny bara)
- hano miaraka amin'ny ventiny
- ravitoto
- totokena
- ventin'apango

Raha olona am tanandehibe aloha mety tsy ho tezitra fa hiheziny fotsiny ianao satria fatanany fa fiteny tsy mitovy fa raha any ambanivohitra mety ho tohina ilay olona.
140. tynah ( 25/05/2007 19:50)
venty ampango sy toton kena zany tsy fiteny?:twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0085