Fifaninana teny iray misy dikany maromaro.
81. sitlo
(
16/03/2007 02:07)
kolokolo = mikolokolo fatatra mba no toha ny kolontsaina
kolokolo = solofom-bary eny an-tanimbary
(kolikoly = corruption)
kolokolo = solofom-bary eny an-tanimbary
(kolikoly = corruption)
82. sitlo
(
16/03/2007 02:09)
araka = kina (araka ny vary nahahy = kinan'ny masoandro ny vary nahahy)
araka = enjeo am pikla
araka = enjeo am pikla
83. sitlo
(
16/03/2007 02:11)
vato - atsindry ahazana
vato - arotsahy wa le vato, ilay vato mainty misy sarina nify sy le voamaso
vato - arotsahy wa le vato, ilay vato mainty misy sarina nify sy le voamaso
84. sitlo
(
16/03/2007 02:17)
joko- mijoko dera ilay liona
joko- manjoko i kardinaly Gaetan Razafindratandra
joko- manjoko i kardinaly Gaetan Razafindratandra
87. sitlo
(
16/03/2007 02:22)
tody - ny tody tsy misy fa ny atao no miverina
tody - ihany aho nony nihafarany.
tody - ihany aho nony nihafarany.
93. sitlo
(
16/03/2007 02:35)
manja - zavavy tsara tarehy
manja - zavatra mangirana: manjan-drano (mica), manjam-pitaratra (fitaratra lany manja)
manja - zavatra mangirana: manjan-drano (mica), manjam-pitaratra (fitaratra lany manja)
95. sitlo
(
16/03/2007 02:54)
dia - ny mpamaky dia adala
dia - izaho mbola tsy nahita omby dia
dia - herezo fa kely sisa dia ho tody ny dia
dia - izaho mbola tsy nahita omby dia
dia - herezo fa kely sisa dia ho tody ny dia
96. sitlo
(
16/03/2007 02:56)
natsanjana - ilay zaza natsangana
natsangana - ilay labozia natsangana
natsangana - ilay labozia natsangana
97. sitlo
(
16/03/2007 02:59)
sefo - iza no sefon'ny adala eto am serasera?
sefo - aza misongasonga vavaorona rehefa misefo
(:lol: le blagy sefon'ny vatana)
sefo - aza misongasonga vavaorona rehefa misefo
(:lol: le blagy sefon'ny vatana)
98. sitlo
(
16/03/2007 03:03)
peratra = volafotsy sa volamena
peratra = rehefa manao baskety ka voadonan'ny baolina ny ratsa-tanana iray dia maharary be, sady tsy mety aforitra mandritra ny andro vitsivitsy. Antsoina hoe voan'ny peratra.
peratra = rehefa manao baskety ka voadonan'ny baolina ny ratsa-tanana iray dia maharary be, sady tsy mety aforitra mandritra ny andro vitsivitsy. Antsoina hoe voan'ny peratra.
