Fifaninana teny iray misy dikany maromaro.

41. sitlo ( 16/03/2007 00:52)
foko: -
foko: -

tezitra eo ndray Zafy Albert
42. sitlo ( 16/03/2007 00:54)
alina- tsy atoandro
alina- arivo folo
43. sitlo ( 16/03/2007 00:55)
arivo- zato folo
arivo- dia tadiavo avy eo
44. sitlo ( 16/03/2007 00:56)
tady- mahazaka
tady- vanim-potoana mitady ny very
45. sitlo ( 16/03/2007 00:58)
didy- za efa vita didipoitra
didy- aman-dalana
46. sitlo ( 16/03/2007 00:59)
bongo- trano
bongo- maso
47. sitlo ( 16/03/2007 01:00)
savily- kilalaon-jaza
savily- amin'ny varavarana
48. sitlo ( 16/03/2007 01:02)
tsikafona- jacinthe d'eau
tsikafona- mitsikafona ny tsikafona
49. sitlo ( 16/03/2007 01:03)
taratra- taratra nokleary
taratra- mitaratra am fitaratra
50. sitlo ( 16/03/2007 01:06)
kay saika adinoko ny hira nalaza tamin'ny fahatanoran'ny bebean'ny mamanay

tsiriry- ganagana dia
tsiriry- bozaka (fandritrarana)
51. LazaDaddy ( 16/03/2007 01:09)
Fiangonana: trano
Fiangonana: fitambarana (vondron'olona, rano, enti-mody tsy vita...)

Baiboly: boky
Baiboly: Tenin'Andriamanitra

Tsaoka: tari-dositra (mitsaoka = mandositra)
Tsaoka: "craie"
Tsaoka: fanompoana (mitsaoka = manompo)
52. sitlo ( 16/03/2007 01:09)
maina- tsy lena
maina- daina
53. sitlo ( 16/03/2007 01:10)
lolo- sy angidina
lolo- vokatra
54. LazaDaddy ( 16/03/2007 01:12)
fosa: biby
fosa: takoritsika
55. sitlo ( 16/03/2007 01:13)
orona- ainjiro ny oronao, hisy lelo mivoaka avy ao

orona- dray dray eh, may aho ry tony a (Ny Nanahary)

vatak'orona mitevika oron'kifafa
56. sitlo ( 16/03/2007 01:15)
paika- peho ny latabatra
paika- tetika
paika- raotra (am vava= rora, na eny am zana-jerery eny am paiso sy zakarandahy)
57. sitlo ( 16/03/2007 01:20)
tavy- goro ambolena vonikazo
tavy- tsy kelly13
58. sitlo ( 16/03/2007 01:23)
bonga- havoana eny ambanivohitra
bonga- anontanio an'izay tanindrana fantatrareo :wink:
59. sitlo ( 16/03/2007 01:24)
helo- misy ny fijaliana sy ny fikotroha-nify
helo- sy ragla
60. sitlo ( 16/03/2007 01:27)
kay tsy misy "h" tokoa moa ny elo sy ragla

orana- avy no ilana elo
orana- matsiro fa lafo loatra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0088