Fifaninana teny iray misy dikany maromaro.
63. sitlo
(
16/03/2007 01:34)
otsaka- lena be hatrany an-tampon-doha ka hatrany am-paladia
hotsaka- miotsaka ny trano
hotsaka- miotsaka ny trano
65. sitlo
(
16/03/2007 01:44)
toha- zaka, tody, vita (tsy maintsy ho toha)
toha- haza, sakafon'ny biby dia
toha- haza, sakafon'ny biby dia
78. sitlo
(
16/03/2007 02:01)
atsanga- mamorona atsanga tsy aman'orana
atsanga- zava-maniry eny amin'ny farihy
atsanga- zava-maniry eny amin'ny farihy
79. sitlo
(
16/03/2007 02:04)
apanga- zava-maniry mahafaty raha sendra maniry any anaty
apanga- tory (miampanga = mitory)
apanga- tory (miampanga = mitory)
