Fampitandremana AntsikaRhtraTSy ho Voafitaka

61. Samoana ( 21/03/2007 21:03)
rina7/ tsy tsara ny "darohy fa lavo" na dia misy tsy mety aza ny nataony.Aleo mifananatra toy izay mifandramatra:wink:
Ny hanatsarana toe-javatra ihany atao tanjona fa tsy mahasoa ny mifanenjika. Hajao ny vie privée-n'olona na mangotraka aza ny fonao.
62. Fiffi ( 21/03/2007 21:22)
cutie:

manara desona njy zany :-D:-D:-D:-D
ié :-D:-D:-D:-D


63. boubounezy ( 21/03/2007 23:20)
za milaza @ kolikolika fa tsisy ilaza @nao reo fa misy maloto anaty ny pataloany.
ary ny esclavage moderne tena misy mintsy zay io naseony fiffi io ary ny gasy ty tena sy ty vola fa tsy ny masoany mpiray tanindrazana @ akory ny tena anaovana lé mody sous-forme légal fa tsika gasy tena tokony iady momba ny trafika ny reo oull reo fa tsy vitany manararôtra ny tsy fananana ny sasany fa mbola minana ny atsemboany oull mitovy razana @ ka mbola ho tratra eo reo fa mahaiza miray hina fa éfa réseau mintsy io!!! sou iany alou ny havako tsy navelako nandétany é! misôtrany kolikolika, dé ny marina iany lazaina na lazainy sasany fa mitady règlement de compte aza enao fa zay fona ny fantatrireo vô mirebéla kely ianao, ka tratranao @ marina ry zareo! misôtra tsy tsy tampenambava enao ary aza mety manomé ny momba anao zany enao fa sô maty ny ry zalah mafieux eo an!
64. rina7 ( 22/03/2007 16:32)
Hoy Samoaina hoe hajao ny vie priveen'oll,ahoana moa no hanajana azy refa tsy manaja ny oll koa izy ,ary tsy manaja ny tenany koa.Miezaka ny manadio tena mafy ry zareo (Yonika sy Akamatiana )nefa lainga be daholo no lazainy.Be ny oll no nitondra ny mangidy noho ireo ,eny fa na d ny reniny aza anie taty nampanaovyny la bonne mba nitaraina koa e!Vvavy efa antitra iny ve reto d mbola sahiny ny mampanao la bonne azy nefa fantany tsara ny hamafin'ny asa .Ka zany no anaovako hoe tsy matahotra an'Atra ,asa refa lasa angamba ny rainy d nifanaraka t@ belzeboba izy ka tsy fatany itsony ny tokony sy tsy tokony hatao.Lainga hoy aho satria mbola misy ankizy nalefany aty mitaraina mafy nefa nilaozany nipas any Dago.Milaza ianao ry Yonika fa tsy misy nitsoaka ny ankizinao,ahoana ary ilay ankizy nasaina nitsoaka ny varavarakely avy teny @ 1ere etage ,avy eo tsy nasehonao ny havany fa efa tany @ caritas vao natsoinao ny havany,satria may ny endimboanjonao an!Dia aiza daholo zao ny volan'io ankizy io,karama 3 volana sy 5 volana,avy eo mbola saika hakanao 1700$ in-1 ny havan'io ankizy io,zany ve no tsy mosoloky????Aiza ny responsabilitenao @ zany???
Dia efa mba nomenao koa ve ny volan'i Rosa???Toa ianao gisa mangallaketsa in-1 no avo vava!Matahora hoah an'Atra e!
Ary refa maka oll mba oolll mahay Francais no alefaso aty fa tsy refa avy eo mody fialana in-1 ny hoe tsy mahay francais ka nahena 100$ ny karamany,zany ve ho fahadison'ilay ankizy na patron fa tsy fahadosonareo mpandefa??
Mitandrema ry malagasy fa efa be no nitondra faisana t@ reo oll reo.Na ny reniny na ny rahavaviny na ny zaobaviny aza sahiny ny misoloky aminy ka vao maika tsinotsinony,tsy hahamenatra azy ny hanohy ny asaratsiny.
65. mimido ( 22/03/2007 21:00)
amiko manoka aloha dia isaorako ny fikambanany malagasy eto liban miaro ny zomahaolona satria raha tsizany dia ...

Nahitsin'i hery
novalian'i mimido ny 26/05/2007 21:41
66. xxx ( 22/03/2007 22:05)
avelao ry zareo concerné no hifanazava eto e!
67. LazaDaddy ( 23/03/2007 04:16)
Rainay izay any an-danitra,

Mamela ny helokay tahaka ny namelanay izay meloka taminay.

Amena!
68. unjila ( 23/03/2007 11:39)
efa tsy misy manatanteraka intsony io teny io ry lazadady ,t@andron'i dadabeanay angamba
69. sipagasy ( 23/03/2007 16:18)
mimido:

amiko manoka aloha dia isaorako ny fikambanany malagasy eto liban miaro ny zomahaolona satria raha tsizany dia ...




mmhhh aza manozona izany akia annnn tsy mety izany e! tsy notaizana t@ izany isika malagasy, ary aleo i yonika sy i akamatiana (cousines) tsy hamaly intsony fa ampy azy ngamba izay e!rano raraka daholo ireny reh ry reto fa ny sisa no hatsaraina annnn!:-* daholo anie isika e!

Nahitsin'i hery
novalian'i sipagasy ny 26/05/2007 21:41
70. Achia ( 23/03/2007 17:52)
unjila:

efa tsy misy manatanteraka intsony io teny io ry lazadady ,t@andron'i dadabeanay angamba


Tena lalina zany tantara izany marina ary ahitsiko kely ny teninao ry unjila fa tenin'i Jesosy kristy io fa tsy an'i L D :-D
71. kolikoly ( 23/03/2007 19:58)
Oay E!Hay efa maro2 koa ny namana nahatsikaritra an'ity Tatara ity ato.
Tsy hitako intsony izay ambara akotra Fa toa efa maro2 ihany ny Olona izay naneho ny heviny eto izay momban'ity tantara mampalahelo ataon'ireo Mpanao kolikoly @mpiraitanin-Drazana ity.
HAFATRA NY AHY INY FA ANJARAN'NY TSIRAIRAY NY MIERITRERITRA.
Hafatra hoan'i Boubounezy sy ny namana rhtra :Makasitraka @ny fandraisana anjara @ dinidinika ry reto a !Sady efa tsy misy intsony izany fanampenambava tsy hiteny izay ao ampony izany @izao fotoana na aiza na aiza haleha ,sady makarary io tsy mamoka ny ao ampo io,fa raha toa ka misy azo avoka de alefaso fa Kolikoly afaka handray anjara ary afaka mifanoro hevitra ,na @ny Alahelo io na @ny Fifalina io.
DIA MIRARY SOA HO AN"IO TANINDRAZAN"TSIKA ,INDRINDRA FA ISIKA VAHOKA MALAGASY IZAY IANJADINY NY FAHASAHIRANANA MAFY @IZAO FOTONA IZAO.
MIVAVAKA HO AN"I RHTRA I KOLIKOLY mba tsy hsy intsony izany FITIVANTENA EO @ MAHA SAMY MALAGASY izany.
:arrow:Samy ho tahin'Atra ry reto a!
@ny manaraka indray:-*
72. unjila ( 23/03/2007 22:10)
aicha an ,fantatro fa ao anatin'ny baiboly io teny nolazain'ny LD io ;ny tiko tenenina de ny hoe :ankavitsiana ny olona manatanteraka io teny voalazan'i jesosy io @ izao fotoana iainantsika izao
73. boubounezy ( 24/03/2007 11:45)
mimido teneno zé teneninao ka itanao fa marina fa aza manozina oull fa sao dé diso tafaotra zany e! A tra mahay mamaly ny ratsy saina fa tsy enao mintsy!! na malahelo toninn aza enao ; AZA MANAO ANIZANY EEEE!! hay nao iny hira iny? dé toizo hatamifarany fa tena marina lé tiny lazaina:(
74. xxx ( 25/03/2007 13:17)
Aleo kosa izy aloha mba hanala ny fony ; fa iza kosa aza no mba hiaino azy sy ambarany ny halahelony ;sy hanalany ny fony eo ;satria tsy antsika ny place dia moramora ery ny miteny hoe :AZA MANAO AN'IZANY EUUU!!!!!;ka zay zao nivaoka daholo kosa ny marina dia aleo ho fantatry ny rehetra e! ,Ary ny sarin-jareo ary efa tsy eto tsony ;fa efa nofafana daholo ,fa rahatsizany tena niharihary toy ny olona nitanjaka teo:oops::oops: avy hatrany ; korazy zany rakolokolo an!
75. methode ( 25/03/2007 16:52)
Mbola tsy manana ho lazaina aloha hatramin'izao ny tenanay satria mbola tsy nahavita namaky ny voasoratra rehetra!
76. cutie ( 26/03/2007 00:59)
tsy hita koa ange ry methode ze hamaliana an'azy e
enao tsy tany tsinona koa , tsy nahita ny zava-nitranga tany marina :lol::lol::lol:
77. cutie ( 26/03/2007 01:00)
methode
sady raha hitako namaly be tato koa nefa tsy nandefa email tany amiko akory de :-w:-w:-w:-w
78. boubounezy ( 26/03/2007 11:35)
yonnika fpl tsy cousin fa nièceko
79. boubounezy ( 26/03/2007 11:39)
TSY MBA TSIKARITRAREO VE FA EPPEL EN DETRESSE SY SOS ITO RESAKA ITO E!dé mba samy gasy iany dé tsy mba anomé coup de pousse!!! aza mba tratrany situation otrizao iany dé iya tsy dé miray saina lé gasy.
80. xxx ( 26/03/2007 12:13)
tara sambo indray be vovoka :wink:,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.329