Fampitandremana AntsikaRhtraTSy ho Voafitaka

21. akamatiana ( 14/03/2007 17:11)
Mpandefa : Samoana [ Valio ] 14-03-2007 15:53:38
Lohateny : Re : Fampitandremana AntsikaRhtraTSy ho Voafitaka
Hoy Yonika :Ny momba ny hoe tsy mandray karama amam-bolana maro, lazaiko eto fa 3 volana no tsy mandray karama,satria ny zavatra rehetra dia misy vola miala daholo, tsy CARITAS kosa kalou zahay na ny birao mpikarakara aty misy vola lany daholo amin'ny fikarakarana ny ttsy rehetra hanafarana ny mpiasa iray, fa ny malagasy te hiasa koa nefa tsy angalana vola na ariary aza miala avy any Dago

Nourrie/Logée ve ireo mpiray tanindrazana tonga any sa miala @ karamany ireo ? Ny mpampiasa ve no mikarakara ny frais d'avion ?
Mba fanontaniana manitikitika ahy ireo satria @ maha mpiasa trano azy ireo dia tsapako mafimafy ihany izao izany tsy mandray karama 3 volana izany a !
Samoana >>Logee /nourrie ny ankizy any , dia ny mpampiasa ko no mikarakara ny frais d'avion . Marihiko anefa ilay sakafo fa io no matetika itarainan'ny ankizy , fa tsika gasy moa zatra minana 3fois/jrs ,ny libanais anefa zara fa mihinana , dia tsy zatra ry zareo ka eo no mampitaraina an'zareo amin'ny voalohany.
22. akamatiana ( 14/03/2007 17:22)
Hoy xxx>>Ahoana hoy ianareo mpikarakara @ io tenin'i kolikoly io toa tsy novalinareo, io possible, aiza no hamoronany an'io ra tsy mahazo azy io?

*satria efa tadiavin'ireo Mpanao Fanjakana aty LIBAN ry zareo noho ny Fitarainanay rhtra

xxx>> ampahafatariko azy fa ny bureau Jalloul eny Raouche no iarahanay miasa , ka raha tadiavin'ny fanjakana any liban tokoa izahay dia efa io lazaiko io ilay izy , afaka atorony ny fanjakana io.

*koa dia miafara @ny FIDIRANA AMPONJA(MIGADRANA)

xxx>> io indray dia angamba fa tsy ny eto Liban iany fa n'aiza n'aiza refa ny mpivahiny no tsy manana taratasy kanefa tratra dia migadra , satria nitsoka tamin'ny mpampiasa azy , io koa dia iarovanjareo ny tanininy , satria betsaka ireo tsy tera-tany any ny ankabeazany dia ireo nitsoaka tamin'ny fiasany no mivarotena , ka manimba ny taniny .Zay angamba.
23. Fiffi ( 14/03/2007 17:25)
heu....zao kosa aloha an ! bdb ny zavatra voalaza
tao @ gazety t@ fiantsohina an'ireo Malagasy hoe hody any Dago......(tadidiko tsara iny lahatsoratra iny)

Saingy hoe niandry ary nanomé delais ireo mpikarakara sy ny nanomé fanampiana an'i Madagasikara @ fomba fampodiana ireo gasy tany Liban satria hoe M/car tsy manana moyen vonjy maika tahaka ireo firenena matanjaka.....

Nefa de toa 21 fotsiny ny isan'ny olona nitonon-tena hody.....ka asa na tafiditra @ ireo gasy tsy nety nandeha nody ireo ny voalaza eto na tsia .....sa tsy misy hifandraisany @ zany ?
24. Fiffi ( 14/03/2007 17:55)
nefa indray.....

http://www.esclavagemoderne.org/img_ee/ee11.pdf
25. kolikoly ( 14/03/2007 20:38)
...

Nahitsin'i hery
novalian'i kolikoly ny 26/05/2007 21:20
26. rush ( 14/03/2007 20:50)
aoka kosa angamba mba hasiana fanajana momba ny fiainan'ny olona fa tsy hamoaka izany zavatra hoe fanambadiany sns izany e!efa nandefa ny dinika ianao ry kolikoly dia ampy angamba izay hoe mampitandrina sns e!raha misy réglement de compte dia mba hataovy any ambadika any kosa e!
27. kolikoly ( 14/03/2007 20:58)
EO @ilay hoe naninona no 21 fotsiny no nody t@ Guerre?
TENA betsaka no nikasa ny handeha hody, tao ireo izay tsy misy mpiandraikitra intsony (izay nitsoka izany) ao koa ireo izay tsy votazon'ireo Pampiasa ipetrahana intsony fa samy nanavotra ny ainy ary ka natao ao koa Ny tsy afaka nanotra t@ mpampiasa izay nanidy antrano moa izay tsy hita ho lazaina intsony.
Tena vonona ny hody ny rehetra t@iny fa saingy nisy TOUR ilay fandefasana satria tsy Malagasy irery no nandeha @ny avion 1 fa nsy firenena hafa koa.TEO koa moa ny fandosirana lavidavitra ka betsaka ny tsy tody nohony fahatampahany lalana sns... ary tsy hoe taxi Brousseny Dago (manao ligne Tana sy Antsirabe) ilay avion ka afaka ny hiandry an'iny tao @ilay toerana fiangana ny olona rehetra.Izany no nahatonga ny ankizy ho vitsy tonga any ireny t@iny.
NY ady koa moa vita 3 semaine taorian'ilay fitaterana 2x iny de lasa foana ny rehetra.
DE izay sy izay no antony Fa anjaranao ny mieritreritra
28. Fiffi ( 14/03/2007 22:05)
heu....de mba aok'zay fa efa ampy kosa angamba zay ô ?
29. Samoana ( 14/03/2007 22:11)
akamatiana:

Samoana >>Logee /nourrie ny ankizy any , dia ny mpampiasa ko no mikarakara ny frais d'avion . Marihiko anefa ilay sakafo fa io no matetika itarainan'ny ankizy , fa tsika gasy moa zatra minana 3fois/jrs ,ny libanais anefa zara fa mihinana , dia tsy zatra ry zareo ka eo no mampitaraina an'zareo amin'ny voalohany.


Akmtna/ Manana namana libanais izay aho fa tenda-kanina be lery. Mety manao rattrapage fa nihafy be angamba tany aminy:wink:
Tsy azoko loatra ilay resaka CARITASn'i Yonika raha atambatra @ voalazanao e: i Yonika izany mpitady kil ho an'ny mpampiasa any dia mahazo prime arak'izany ? Reko fa raha misy mpampiasa ngetroka kokoa dia mbola azo afindra indray ilay mpiasa azahoana prime ngôndangôda kokoa. Marina ve izany ? Raha izany tokoa mantsy tsy tompon'ny tenany intsony ilay mpikarama fa tena lasa entam-barotra:cry:


30. Samoana ( 14/03/2007 22:17)
fiffi/ Mampahonena le toe-javatra e ? Matoa misy fikambanana relijioza miditra an-tsehatra dia efa misy misedra ny mangidy tokoa e ! Ity no navaokan'ny gazety t@ ireny ady farany ireny:

Rapatriement
Arrivée de vingt-et-un Malgaches du Liban ce soir
Ce rapatriement est le fruit de la collaboration du gouvernement malgache avec le Royaume de Maroc.

Vingt-et-un ressortissants malgaches sont rapatriés du Liban. “Parties de Beyrouth le mardi 8 août, ces personnes sont attendues à l'aéroport international d'Ivato, ce soir”, selon un responsable du ministère des Affaires étrangères.
Ce rapatriement est le fruit de la collaboration du gouvernement malgache avec le Royaume de Maroc. Trois ambassades, en l'occurrence les représentations marocaines à Madagascar, et en Syrie, et celle malgache au Maroc, sont mobilisées dans catte opération.
Après s'être inscrites à l'ambassade de Maroc à Beyrouth, ces 21 personnes, parmi lesquelles figurent des enfants, ont pris un autocar pour rejoindre Damas. De là, elles ont embarqué dans un avion pour le Maroc. Elles se sont ensuite envolées pour la France où elles ont pris un vol régulier pour Madagascar.
Outre ces vingt-et-une personnes, attendues ce soir, une Malgache qui s'est enfuie du Liban, a déjà foulé le sol natal, le jeudi 10 août. Ayant quitté Beyrouth il y a quelques jours, elle a transité par Paris, Dubai et Maurice.
Les autorités ont sollicité l'aide extérieure pour assurer le rapatriement des ressortissants de malgaches. Le pays n'a pas les moyens lui permettant d'assurer ce genre d'intervention en temps de guerre.

Liste des personnes rapatriées
Liste des personnes rapatriées communiquée au ministère des Affaires étrangères :
- Fanjanirina Charline
- Habibaten Segbe (enfant de Fanjanirina Charline)
- Andriambolanoro Aline
- Rahelinirina Sylvie Michèle
- Ramanakoazy Hary Vololona
- Ramambahasina Tiana Santaniaina
- Raherindimbilalaina Daniella B.
- Raveloarisoa Voahanginirina Odette
- Ranomenjanahary Andrianantenaina Mamy
- Razafimahefa Harimalala Bakoly
- Hantasoa Vololoniaina Mamitiana
- Rasoanjanahary Claudine
- Patine Marie Colette
- Manantena Léa Francine
- Bakolinirina Hélène

Henintsoa Andriamiarisoa
Date : 12-08-2006 ( Express de Madagascar )
31. Fiffi ( 14/03/2007 23:34)
http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m44c729b7737db
http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=354
http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m44d42852a6d74
http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m44c729b7737db
http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m44d05b7e36779

Ireo daholo ny dinika rehetra teto @ forum syny gazety momba an'io.....
32. LazaDaddy ( 14/03/2007 23:49)
mahonena
33. Fiffi ( 14/03/2007 23:55)
Samoana:
fiffi/ Mampahonena le toe-javatra e ? Matoa misy fikambanana relijioza miditra an-tsehatra dia efa misy misedra ny mangidy tokoa e ! Ity no navaokan'ny gazety t@ ireny ady farany ireny:
kay le izy resaka goavana be koh ! tena tsy tao à nanampohizako azy.....nanaraka an'io tao @ gazety foana aloha zah fa......



34. ikalakintina ( 15/03/2007 09:25)
korazy ra kolikoly a!
35. cutie ( 16/03/2007 02:14)
tsy hay tsony ze tena marina @izy ty fa samy manana ny tantarany sy ny filazany avy :roll:
36. LazaDaddy ( 16/03/2007 02:54)
cutie> izaho koa mba afaro any aminareo fa na tsy mandray karama mihitsy aza ataoko ihany raha velomin-dry :-D
37. nikopol ( 16/03/2007 15:14)
Misy tsy mety iany ilay mamoaka fiainan'olona eto ary tokony ho fafana ny message sasany na hahitsy. Lasa reglemen de konty ilay izy. mampatsiaro ahy an'i ratam ty resaka ty
38. kelly13 ( 16/03/2007 16:50)
iza zany ratam (kiriezy b za)
39. cutie ( 16/03/2007 17:01)
: nikopol [ Valio ] 16-03-2007 16:14:13
Lohateny : Re : Fampitandremana AntsikaRhtraTSy ho Voafitaka
Misy tsy mety iany ilay mamoaka fiainan'olona eto ary tokony ho fafana ny message sasany na hahitsy. Lasa reglemen de konty ilay izy

miobon-kevitra:lol:
40. cutie ( 16/03/2007 17:02)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 16-03-2007 03:54:48
Lohateny : Re : Fampitandremana AntsikaRhtraTSy ho Voafitaka
cutie> izaho koa mba afaro any aminareo fa na tsy mandray karama mihitsy aza ataoko ihany raha velomin-dry

velomian @in , efa miasa maina zany koa:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2093