Fampitandremana AntsikaRhtraTSy ho Voafitaka

81. cutie ( 26/03/2007 12:19)
hihihihihi
koboko i xxx:-D
82. xxx ( 26/03/2007 12:37)
cutie: hihihihi njy sy izy ihany mahalala ahy fa chuttttttttttttttt :-*
83. cutie ( 26/03/2007 12:48)
:-$:-$:-$:-$:-$
84. xxx ( 26/03/2007 15:13)
boubounezy:
TSY MBA TSIKARITRAREO VE FA EPPEL EN DETRESSE SY SOS ITO RESAKA ITO E!dé mba samy gasy iany dé tsy mba anomé coup de pousse!!! aza mba tratrany situation otrizao iany dé iya tsy dé miray saina lé gasy.
aza manisy sira be loatra ry boubounezy fa aleo ry samy zareo no hifandamina @ io aahhh ! sady efa misy mikarakara ny momba an'io e!!!

85. boubounezy ( 26/03/2007 15:27)
tsara zany refa efa misy mikarakara fa mba malelo lé oull ny tena dé mba niteny. xxx ra misy ny azo anampina ary dé mba teneno iany ny tenanay fa vonona ny anampy ka!!!(l)(l)(l)(l)(l)
86. boubounezy ( 26/03/2007 15:43)
a vos zordra!^:^^:^.....
87. xxx ( 26/03/2007 16:38)
:-$:-$:-$:-$
cutie:

:-$:-$:-$:-$:-$

koboko koa kah!=)) efa hoe avelao ny olona hilaza ny tsy mety fa aza tapenam-bava!:-@
88. mimiso ( 26/03/2007 16:46)
Tonga ary ilay zoabavy voalaza ary ambony ary ! Fa ahoana moa no ilazanao fa nobotoin'i yonika sy akamatiana zaho ?? Ialako tsiny amin'ireo zoabaviko aloha raha mamaly ato zaho tsy tantiko loatra mantsy ny mahita ny tenako voantonona ato .Tandremo ihany ny vava ry solafa mpialona ka izahay mianakavy koa no tadiavinao ampiadina eto.Ny fivavahana sy ny ny tokatranonao atao fa aza ny fiainan'olona no tsikeraina eto , vao namaky an'ito aho dia fantako ianareo , tsy iza izany fa i PESTA , dia i masera koa, ny ahafantarana anareo no ambarako fa tsy ny anaranareo , soa kinana fa mbola fanajako anareo izany. Hafatra kely : ny fiainanareo atao soa fa aza sasa-pitsikera sy sasa-mpialona ny sasany rey olona a, dia tsarovy koa fa vatolampy ampy andihizanareo ireo zoabaviko ireo ,ka izay iray mibolisatra any an-kady voaloha , ary izay iray koa ianjadian'ny ozona izay natao .
89. cutie ( 26/03/2007 16:57)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 26-03-2007 18:38:39
Lohateny : Re : Fampitandremana AntsikaRhtraTSy ho Voafitaka

Hoy i cutie:

koboko koa kah! efa hoe avelao ny olona hilaza ny tsy mety fa aza tapenam-bava!

tsy araky i xx le laziako we koboko
i xxx 1 nilaza tamiko iahny no mahafantatra ny dikan'ny lazaiko @le sarisary io :lol::lol::lol:
HS kelinay sy xxx :wink: iny fa tsy misy ifandraisana @ty forum ty
90. cutie ( 26/03/2007 17:05)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 26-03-2007 14:13:05
Lohateny : Re : Fampitandremana AntsikaRhtraTSy ho Voafitaka
tara sambo indray be vovoka ,

Mpandefa : cutie [ Valio ] 26-03-2007 14:19:03
Lohateny : Re : Fampitandremana AntsikaRhtraTSy ho Voafitaka
hihihihihi
koboko i xxx

Mpandefa : xxx [ Valio ] 26-03-2007 14:37:49
Lohateny : Re : Fampitandremana AntsikaRhtraTSy ho Voafitaka
cutie: hihihihi njy sy izy ihany mahalala ahy fa chuttttttttttttttt
91. xxx ( 26/03/2007 17:25)
mimiso:

Tonga ary ilay zoabavy voalaza ary ambony ary ! Fa ahoana moa no ilazanao fa nobotoin'i yonika sy akamatiana zaho ?? Ialako tsiny amin'ireo zoabaviko aloha raha mamaly ato zaho tsy tantiko loatra mantsy ny mahita ny tenako voantonona ato .Tandremo ihany ny vava ry solafa mpialona ka izahay mianakavy koa no tadiavinao ampiadina eto.Ny fivavahana sy ny ny tokatranonao atao fa aza ny fiainan'olona no tsikeraina eto , vao namaky an'ito aho dia fantako ianareo , tsy iza izany fa i PESTA , dia i masera koa, ny ahafantarana anareo no ambarako fa tsy ny anaranareo , soa kinana fa mbola fanajako anareo izany. Hafatra kely : ny fiainanareo atao soa fa aza sasa-pitsikera sy sasa-mpialona ny sasany rey olona a, dia tsarovy koa fa vatolampy ampy andihizanareo ireo zoabaviko ireo ,ka izay iray mibolisatra any an-kady voaloha , ary izay iray koa ianjadian'ny ozona izay natao .

toa manao vava be nefa tsy ny oll eto no nanao ratsy dia tonga dia vava beuhhhh!Donc: rehefa nanao ratsy ireo dia nanao fa tsy ianao no nanontanian'ny hafa etsy ambony! Na vatolampy ny fasika dia misy farany daholo ny hatao!! Ny ozona ???? Rehefa tsy mivaly dia hiverina @ tompony!!! Aza manao avocat du diable eo satria havanao hono!!!
92. Fiffi ( 26/03/2007 18:01)
aok'zay eh !
93. mimiso ( 27/03/2007 05:44)
xxx ny olona manao ratsy no tsy sahy mampiseho ny maha izy azy , fa miafina ao ambadiky ny xxx na manova solon'anarana , tsy ianao no mahita sy mahafantatra ny marina , ka na havako ary ireo tsy izaho na ianao velively no itsara izany ao Andriamanitra tompon'ny fahefana no hitsara , Ka ivaly amin'ny mpanao ratsy sy ny mpanenjika ary ny mpialona , sy ny mpanozona ny vava sy ny ratsy ataony. Aleo hangina amin'izay koa :-@
94. LazaDaddy ( 27/03/2007 06:23)
"tsy misy intsony na andevo na tsy andevo, fa iray ihany izay rehetra ao amin'i Kristy Jesoa"

Rehefa TSY ao amin'i Kristy Jesoa tokoa angaha dia mbola misy ireo sokajy ireo ary azo tarafina amin'ny fomba firesaka sy fisainana.

95. voara ( 27/03/2007 11:33)
lava be ty resaka ity zany ,tsy manakambara fa de mahaiza mifanaraké ,
96. rina7 ( 27/03/2007 18:57)
Ndryyy!Mampalahelo aky ndry ry mimiso!Manohana ny voalaza tetsy ambony aho hoe aza manao avocat de diable fa tsy mety,de ho sahy hilaza ve ianao fa tsy marina reo voalaza tetsy ambony ireo e?Nefa aza ianao efa taolana nifono hoditra vao tafody ,zara raha tafody manko e!Fa sans papier taty ka zara aza nisy iny ady iny occasion nodiana!Tsy nisy ni-accusé anao anie teo ambony e!Fa toa tongany ambony ihany ianao zany.Vatolampy ampy handihizanay izy 2 ireo e!Fa ianao ko ange efa nandihizany e!Vita indray zay ny an'i mimiso d iza indray zany no hanao temoignage eto ???Sa i Ramama in-1 no hirotsaka handray clavier???Tsy misy mialona aky eo fa milaza ny zavamisy a!Ary na ianao io koa aza mba nanao solafa ko!:^):^):^):-P:-P:-P
97. rina7 ( 27/03/2007 18:57)

98. xxx ( 28/03/2007 00:29)
kolikoly> mampalahelo izany zavatra mitranga izany anefa dia mbola lakolosy tokana aloha izao no heno avy aminao.
Mahereza na izany aza. tonony ny anarany na dia ny ps fotsiny aza. inn no olana?
99. yonikafopl ( 28/03/2007 04:22)
NA dia efa saika tsy hamaly intsony aza ny tenako, dia aleo hilaza teny indraimbava ihany alohan\'ny hiaingako hipody ho any Liban indray.

Ho an\'i Lucienne sy Faly , Zo sy Tiana, ary Mme Aimee
Misaotra amin\'ireo rehetra izay lazainareo fa marina ka nabaribarinareo ho hitan\'ny be sy ny bobaka.
Milaza fa manana fikambanana nareo????,Tsy fantatrareo nga fa voararan\'ny lalana any Liban ny fivorivoriana ,tsy manana droit hanangana fikambanana ny mpiasa an-trano, hiasa no nalehany any fa tsy hanao association, anjaran\'ny ambasady na ny consulat izany.Aza dia mirehareha loatra amin\'izany fikambananareo izany sao dia hilanja ny taolambe tsy mitapaka .
Raha ny momba ny fiainantokatranoko, inona moa no mankararirary ny fonareo amin\'izany?tsy ny malemy ara-batana no atao hoe malemy fa ny toa anareo izao,malemy ara-tsaina sy ara-panahy, mampalahelo.
Aza dia mamorona ny zavatra tsy misy re ry namako isany, ary fa maninona moa ianareo mampitandrina ny malagasy tsy ho any Liban nefa ianareo ireo indrindra aza no manafatra antsokosoko, tsy manana birao ara-dalana na aty Dago na any Liban?
Madio ny eritreritro, ho fanampiana ny mpiray tanindrazana amiko ny tanjoko, tsy manery n\'izan\'iza aho ho any, ary Ataoko ngamba fa efa tena maro ireo nokarakaraiko, ary betsaka ny afa-po rehefa tena vonona ny hiavotra amin\'ny fiainana tokoa izy ireo.
Henjana ny lalana mifehy ny malagasy izay karakaraiko,satria maro ny antony.
Fa inona no mampikoropaka anareo, ka miditra hatramin\'ny resa-pianankavianay ka mahavita mitsaratsara e??? Ny hambarako fotsiny dia ny hoe any antanin\'olona no misy anareo, ary aza fitahina ireo namana tsy manana taratasy ka hampivorivorianareo satria voararan\'ny lalana any Liban izany sao lahy ka horaofin\'ny polisy any izy ireo.
Raha ny hoe hampanankarena sy tsy hampanankarena ahy ny fanampiako ny malagasy toa ahy, tsy mirehareha aho fa ampy ahy ny harenan\'ilay vadiko izay lazainareo fa malemy, MADIO NY ERITRERITRO amin\'ny fanampiako ny mpiray tanindrazana amiko, ary efa vita ara-panjakana any Liban sy aty Madagasikara ny zavatra hataoko.
Afaka mitory anareo aho raha tiako izany, na ireo fianankavianareo izay manao recrutement aty Dago, na ianareo izay miasa antsokosoko any Liban, ananako daholo ny mombamomba anareo rehetra, saingy amin\'ny maha gasy, dia aleo ny LALANA no hitsara anareo.
Mtandrema amin\'izay rehetra atao, ary araho ny lalana mifehy ny tany misy anareo fa aza dia manaonao foana, aza miseho ho mahay ny zavatra rehetra fa betsaka ny zavatra mbola mila hianarana eo amin\'ny fiainana.
Tsy anjaranareo no mitsara, hanaro ny namana raha misy ny tsy mety ataony, hanaro aho raha misy ny tsy mety ataoko, mangataha fanazavana raha misy mampisalasala, fa toetra tsy mendrika ny toy izao ataonareo izao.

Misaotra, rehefa tonga any Liban aho, dia avereno amiko daholo ireo nolazainareo ireo, hifankahita foana isika, tongava any ampiangonana Koraitem fa hanome fanazavana ho anareo ilay malemy.
100. xxx ( 28/03/2007 11:05)
Ny fahendrena de tsy mamaly ,kanefa na ho @ 2008 aza ty resaka ty tsy ho vita ,ty le resaka notenen'i unjila tao @ fiarahamonina ,ka raha hifakahita any apiangonana aza ianareo tsy vao maika ve tsy ho loza ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3083