raha toaka tianao

81. xxx ( 23/02/2007 15:35)
AINO A, MAMPARARY MASO BE NY SUJET NAO FA MBA ATAOVY MAZAVA IHANY ILAY TENY GASY NA IZANY AZA.

RAHA TOA KA TIANAO. FA TSY HOE RAHA LABIERA, NA DIVAY, NA RAHA TOAKA TIANAO.

misaotra.
82. xxx ( 23/02/2007 15:38)
FOTSINY ihany koa ry aino fa tsy hoe FOTSONY FOTSONY izao foana an.
83. fasaly ( 23/02/2007 16:09)
Aino:

fasaly fa anga tsy hanao rezime indray fa anatavy resaka!!

xxx aleo samy ande @safidiny ts'irairay dia izay ilay (l)(l)

aino: fa angah ny resaka mila atao regime fa ny vatako no mila regime:wink::-P

84. tywa68 ( 23/02/2007 18:37)
fasaly : tena matavy loatra hono lé resaka e :-D:-D
85. xxx ( 23/02/2007 19:17)
TSIRAIRAY ihany koa ry Aino fa tsy ts'irairay an
86. fasaly ( 23/02/2007 19:57)
tywa68: tsara anie ny resaka matavy toy izay mahia e! tsy misy mpamaly no tsy fidiny sa aon ozy toi!!:wink::-*:-D
87. Mitah ( 23/02/2007 19:57)
Teny diso tsy mba kabary:

1)raha (toa ka) tianao fa tsy hoe (toaka)
2)(izaho) fa tsy (za)
3)(fotsiny) fa tsy (fotsony)
4)(betsaka )fa tsy( betraka)
5)(akory) fa tsy (ankory)
6)(entana varotra=entam-barotra) fa tsy entambarotra
7)(satria )fa tsy satsia
8)(safidintsika )fa tsy safidiny tsika

88. Aino ( 23/02/2007 21:00)
mitah :roll:raha izao aza io no lazainao ahy dia rapitso dia ny diso faona ny mande eo!! tena tsy haiko ilay izy eh!! misaotra @fanoroana!!:-*
89. Aino ( 23/02/2007 21:01)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 23-02-2007 16:35:57
Lohateny : Re : raha toaka tianao
AINO A, MAMPARARY MASO BE NY SUJET NAO FA MBA ATAOVY MAZAVA IHANY ILAY TENY GASY NA IZANY AZA.
:°):°):°):°) ka izaho mba te hiresaka fa tsy mahay dia hangina izany!!!
90. xxx ( 24/02/2007 01:25)

mandehana eto ihany aza mangina fa kosa izay mba lazain ny namana izany dia tadidio dia mba aza disoina intsony.
raha teny espanola anefa izao aino mitandrina ery ary menatra raha diso fa raha teny gasy dia tsy te hahalala fa alefalefa fotsiny izao.

rahampitso fa tsy rapitso
foana fa tsy faona.

fa i aino angaha tany dago tsy nianatra teny gasy tsipelina?
91. tywa68 ( 24/02/2007 09:51)
fasaly : tsara fa tohizo fa mampiomehy foana ka :-D:-D

Ka ho sahirana nareo raha hiteny an'i Aino fa tsy izy irery no manoratra ohatr'izany (ary azontsika ihany ny tiany ambara) ! sa tsy izany ry fasaly ? :-D:-D
92. fasaly ( 24/02/2007 13:20)
zà kalou mahay tipelin-teny be mitsy ary taia taranja malagasy tany ampenarana, ary tia be anreny fanrasa-teny ireny fa ny mahafinaritra ny saina dia ny hifaka-tahaka am fomba fanoratra eto am net eto:-D:-D:-D:-Dzà zao efa ngala-tahaka an'io fotsony fotsony io .....

fa na izany aza ianaro ihany ny teny sy fomba fanoratra malagsy ry aino raha mbola te hivierina any madà injay anjo any hampivoatra an'i gasikara sao vôdaka fitombenana avy any vao hoe hiverina any spain aho:-D:-D:-D:-Dataon'i oul in no hi engager anao ho prezidà any madà raha fanoratra teny gasy aza tsy hay:-D:-D:-D:-Dlol b e ry aino an!:-*
93. fasaly ( 24/02/2007 13:21)
io fa be diso sahady ny ahy
tsipelin-teny io
dia hoe tena fa tsy taia:?
94. fanaina ( 24/02/2007 19:30)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 24-02-2007 02:25:19
Lohateny : Re : raha toaka tianao

mandehana eto ihany aza mangina fa kosa izay mba lazain ny namana izany dia tadidio dia mba aza disoina intsony.
rahampitso fa tsy rapitso
foana fa tsy faona.

fa i aino angaha tany dago tsy nianatra teny gasy tsipelina?
izaho tsy nianatra tany dia izay no maha tonga anio, fa izay fomba ahaizako manoratra azy ihany no anaovako azy!!

raha teny espanola anefa izao aino mitandrina ery ary menatra raha diso fa raha teny gasy dia tsy te hahalala fa alefalefa fotsiny izao.

inn no hitandremako ny @izany, sady tsy fahaizana ve dia hamenatra, ny rehetra tsy mahay aloha vao mahay ko!! sady izaho tsy miteny espagnol aty:D:D fa hafa mihintsy!!
95. fanaina ( 24/02/2007 19:33)
fa na izany aza ianaro ihany ny teny sy fomba fanoratra malagsy ry aino raha mbola te hivierina any madà injay anjo any hampivoatra an'i gasikara sao vôdaka fitombenana avy any vao hoe hiverina any spain ahoataon'i oul in no hi engager anao ho prezidà any madà raha fanoratra teny gasy aza tsy haylol b e ry aino an!
:-D:-D:-D izaho anie izao efa mihezaka eh!! io aza tsy tahaka ny teo aloha ko, efa mba mety mety!! sady raha tena hiverina any aho tsy maintsy mamonjy kilasy sy manao practique kely @le langue aloha!!
96. xxx ( 25/02/2007 00:09)
fanaina:

Fa indry teraka taiza eeee??? ra teraka tany dago de omenay tsiny ra tsy mahay manoratra sy miteny gasy. Fa ra teraka taty ivelany de faly aza izahay fa mba efa mikezaka indry.!!!!

97. fanaina ( 25/02/2007 11:20)
xxx tsy maninona izany raha homenareo tsiny aho ko:D
teraka dago aho fa t@ izaho 10 tao @ clase de 8eme no nianatra teny gasy farany.
98. tywa68 ( 25/02/2007 14:07)
aza omena tsiny kosa izy e ! toa azontsika ihany anie ny tiany lazaina e !
99. xxx ( 25/02/2007 14:20)
zah akia mahita 2 vavy ah!d aona no fomba hanoratana ho an-dry?
100. fasaly ( 25/02/2007 17:25)
xxx: efa hoe manorata mangina any am aino de vita ny tantara:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2648