raha toaka tianao

101. Aino ( 25/02/2007 17:44)
xxx merci, fa aleo aloha hiandry ny valiny avy any fa efa misy lasa efa ela ela kely manko any;-)
102. xxx ( 31/05/2007 12:23)
xxx mantsy an'i aino (fanaina):

Fa indry teraka taiza eeee??? ra teraka tany dago de omenay tsiny ra tsy mahay manoratra sy miteny gasy. Fa ra teraka taty ivelany de faly aza izahay fa mba efa mikezaka indry.!!!!

Mba sendra hitako ity dinika iray ity dia novakiako.

>>>Izaho indray dia midera an'i Aino @ fahazotoany manoratra @ teny gasy. Isika rehetra no tokony hi-"comprendre" hoe : 10 taona ihany izy no tany Dago ka "normal" raha tsy mahay tsipelina. Kilasy 8ème izany ange ka mbola tsy dia nandalina firy ny teny gasy e :).

>>>Ny ideràko azy dia satria izy mazoto sy miezaka manoratra @ teny gasy foana na dia be mpanakiana aza. Matoa izy manoratra @ teny gasy ( na dia diso tsipelina aza ), dia tena mbola tia teny malagasy izy zany. Ka mba ataovy "constructif" ny fanakiananareo fa aza alefalefa foana!

:-* :-* aino!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0078