raha toaka tianao

1. Aino ( 19/02/2007 14:42)
salut dol indray aloha!!

misy vaza iray mitady vady gasy ka dia niangavy ahy izy mba anampy azy hijery raha toaka misy vonona ny @nareo!! raha toaka moa ianao fa selibatera rahateo!!
izy io moa dia 34ans, ary raha toaka hoe tianao ny ahafatatra ny mombamomba azy bebe kokoa na hijery ny sariny dia afaka manoratra any @hafatra aminko ka dia afaka homeko anao ny mombamomba azy reehtra!!

novalian'i xxx ny 31/05/2007 12:23
2. kelly13 ( 19/02/2007 14:45)
hihihi, hisy agence matrimoniale iany eto ny farany an, hihihi
3. Fiffi ( 19/02/2007 14:55)
:-w:-w
4. Aino ( 19/02/2007 15:09)
:D:D izaho mampita hafatra sy manampy fotsony raha misy!!
5. Fiffi ( 19/02/2007 15:11)
:):-*
6. fasaly ( 19/02/2007 15:15)
betraka no mety hi interessé amin'io fa tsy hieseho eto mitsy fa toundé de hanoratra any am aino
:roll::-D:-D:-D:-D fa in no nationalité ny aky sao mila mianatra pagnole ndray.....:-P
7. kelly13 ( 19/02/2007 15:19)
za interessée nefa za efa manambady sady efa nitoko maro² donky tsy kaonty :°)
8. mignone ( 19/02/2007 15:46)
za aloha tsy tia "toaka " ry aino a !:°)
9. sakaizakely ( 19/02/2007 15:49)
ko raha tsy etambarotra izy ty ka hoe misy mitady ka eto aty ny entana :roll: :roll: :roll: :roll:
Oul sampona ve izany micommande vady izany ? Nga hono izy tsy mahay mitady irery ? Sa donendrina ?
10. Fiffi ( 19/02/2007 16:19)
Aino: asaivo misoratra anarana eny @ ireny agence matrimoniale ireny akia izy aaahh ! olona efa 34 ans be zao ve de ndry vao nahazo hummmm..vao aingana teo ve no andeha hitady vady ho azy ? :roll:
11. Samoana ( 19/02/2007 16:43)
mahazo manao mpanera ve raha mahita kil:-D ?
12. andrea ( 19/02/2007 16:44)
aino> kikou !! non non non Aino .. aza manao resaka olon-dehibe vozaha :D :D njy ma chérie .. sady aveloa izy makany amin'ny agence marina fa an-tsika samy gasy no teo ....
13. booboo ( 19/02/2007 17:07)
miombon-kevitra @ Sakaizakely (sady salut ihany klou :-*)
14. jhouhlambout ( 19/02/2007 17:16)
15. tisera ( 19/02/2007 17:50)
:-D noheveriko hoe resaka tia toaka ilay izy , ohatry ny hoe mampitandrina fa raha tia toaka dia marary na ohatrohatr'izay ::-D:-D tena diso fihevitra aho!
16. Fiffi ( 19/02/2007 17:54)
:-D:-D:-D "raha toa ka" :-D:-D

Aino an ! aza manaiky hampisaisn'zany olona zany ndry ! sady @ zay ve vazaha be zany klé ! hehehehehe ry zareo indrindra no namorona an'ireny site de rencontre ireny koh maninona izy tsy mitady any ?
17. Aino ( 19/02/2007 18:50)
fa in no nationalité ny aky sao mila mianatra pagnole ndray.....
izy frantsay



Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 19-02-2007 18:54:53
Lohateny : Re : raha toaka tianao
"raha toa ka"
eh indrisy manko rehefa tsy hay tsara ilay teny ndrazana!! aza tsny fa tsy misotro toaka ankory aho :-D



andrea hihihih efa mitady hono izy fa tsy mahita fa efa lasany sasany dol.




18. fasaly ( 19/02/2007 20:36)
fiffi- sakaizakely: ka lay gasy vavy nge no tedaviny hono de am maha gasy an'i aino no anotaniany anzany e! fa tandremo an! betsaka no efa nanotany ahy anzany ireo vazà aty ireo de natao fy fifakafatarana ny fanomezana sary sy adresse fone sy ny sisa fa reussi an! tsy misy mahartsy anzany nge e!:wink::°)
19. sakaizakely ( 19/02/2007 21:09)
fasaly

ny fitiavana sy ny fanambadiana dia tantaran'olondroa mifanojo (histoire de rencontre). Izay te hahita dia mitady izy irery fa tsy tokony manao commission etsy sy eroa. Za lou contre an'io mampidimpiditra io, entana ve sa sanatria prostituée ny vhv gasy ka ampidimpidirina amin'itsy na amin'iry ?


ny critères-n'ny lhl vaza mantsy (ny hitako an) dia hitadiavo vady gasy manja hono (donk izay ratsy ejectée d'avance), pas chiante, mahay mahandro, exotique mahay mandihy etc... Midika ange izany fa tsy olona ho tiavina no tadiaviny fa olona azony lalaovina sy hanaovana izay tiany. Le hoe pas chiante = sans caractère, soumise... zany hoe inintéressante, cruche, potiche...

Tena mahatofoka ahy ny maheno an'ireo lhl vaza tsy miezaka hanatsara ny toetrany fa dia manantena vhv gasy ho botoina ao antrano fotsiny sy azo ampideraderana ety ivelany hoe manja. Fa rehefa mandinika dia tsisy feeling amin'izy roa fa dia fisehoana ivelany fotsiny.

Vaza lhl n'est pas incompatible avec abruti = méfiance ! aleo ajanona ity manao pub na vaza lhl ity. Tsy entambarotra akory ny vhv gasy.
20. fasaly ( 19/02/2007 21:14)
sakaizakely: tsy izay ndray anefa ny kritère notedavinlay bandy fa oul hendry tsy tia mivoaka snsizay kosa tsy tsy hisafidy ny tsara de raha izay no destin mety hifanojoany tsy hitako zay maharatsy anzany kosa, samy manana ny fifanojoany ny olona, teraka foana ny fitiavana refa miaona sy miaraka ry zareo kou!
fa reussi tsy misy blem mitsy alou hatramzao ny cas otrzay e!:-P

na ny gasy aza mbola misy manao trzany fa tsy ny vazà iany;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082