raha toaka tianao

41. fasaly ( 20/02/2007 16:26)
marina dool izany aky ry sakaizakely a! ts zava mora ny fanambadina...
fa zà kosa mila kritera raha hitia oul kounnnnnn!:wink:;-)
42. vale ( 20/02/2007 16:38)
sakaizakely:

amiko koa dia tsy azo généraliser-na ny fahombiazan'ny tokantrano mixte gasy vaza. Mbola avy @ fahaizan'ny tsirairay manatsara ny fiarahahana no mampateza azy fa tsy voatery ho tsy hifanambina foana akory ny cultures tsy mitovy. au contraire, afaka mifameno aza.

ho famaliako an'i xxx io (maninn kay no miafina nefa intéressant tsara ny zavatra resahinao ?)

hoy xxx hoe firy ny vhv gasy manambady frantsay ka miadana ?
fanontaniana no amaliako anao koa ? firy moa ny vhv miadana ampanambadiana ?
tsy ny maha vaza na ny mahagasy no mampiadana, fa arakarakiny fanajana sy ny kolokolo azo avy amin'ny akilany.
Firifiry ny lhl mahatsapa fa ny vady tsy natao ho labonne gratos ao antrano 80% des cas ohatra ? Firy ny lhl manampy ny vadiny ao antrano ? Firy ny lhl mivonona handalindresaka amin'ny vadiny miezaka hahatsapa azy, hahafantatra azy, hanome fahafahampo azy ?...
Firy koa anefa ny vhv mahay manolokolo ny vadiny no sady tsy manao ankilany ny tenany ? (savoir se faire désirer tout en assumant quotidien, boulot, enfants...)

Tsy mora ny tokantrano. Mety mahafinaritra exotic hoy ianao @ voalohany, fa rehefa ela ny ela, tsy maintsy miezaka ny andaniny sy ny ankilany. Henjana na ho an'ny lhl na ho an'ny vhv. Ilana faherezana sy fahaizana mandanjalanja. Samy irina ny hatezan'ny tokantrano, mais on n'est jamais à l'abri d'un éventuel incident de parcours(coup de foudre, lassitude, envie de changer de vie...)

Marina koa fa mazana be ny fiainana eto Frantsa satria individualiste be ny oul eto ary ny fihavanana izany dia azo isaina @ ratsantanana miohatra @ any antoerana, indrindra raha sendra niova toerana iny (déménagement dans un autre département). Mila hampahafantarana ny tovovavy gasy te hanambady vaza izany. Satria mila matanjatsaina be hiatrehina an'io ary mila lhl vonona ny hanohana tsara ny vadiny. Fa misy solution daholo ny olana rehetra. Azo atao ny manao activités isankarazany, ny mivoaka en couple na en famille mba hialana @ fahasorenana.
Rehefa hita hoe tsy cultivé loatra ilay lhl ohatra dia mitandrema nareo vhv manantena vaza io fa ho sahirana.
Zay aloha no fahitako azy ka asa ...
sakaizakely: ny toetran'ny tsi11 ny mitondra an'io, tsy dia ny kilitiora sy ny volon-koditra loatra ihany koa!!


43. xxx ( 20/02/2007 16:40)
naman'i Aino zany ve tsy 8-)hitovitovy aminy ihany ? tsy interessan kou:lol:
44. fasaly ( 20/02/2007 16:59)
:-D:-D:-Dfa manin i aino ry xxx???
45. Aino ( 20/02/2007 20:15)
Mpandefa : sakaizakely [ Valio ] 20-02-2007 16:43:18
Lohateny : Re : raha toaka tianao
za indray aloha dia tsy mi calcule oul mpanavakavaka izany e ! aiza ve dia ferana hoe za tsy tia vaza, na za tsy tia maizina, na tsy tia sinoa sns... Resaka racisme vokatry ny fahamaizantsaina izany amiko.
izaho kosany tsy anisany maizintsaina eh!! fa tahaka mba tsy te hiaraka @vaza fotsony aho dia izay!! raha aminko manokan!! raha izaho no resisme sy tsy tia vaza mba fotana aho raha nakaty!!
46. Aino ( 20/02/2007 20:17)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 20-02-2007 17:40:13
Lohateny : Re : raha toaka tianao
naman'i Aino zany ve tsy hitovitovy aminy ihany ? tsy interessan kou
maninona indray i aino? ary ilay izy tsy namako fa olona sendra mba niangavy ahy fotsony, tsy fianakavina,tsy namana tsinotsinona, fa olona sendra mba ita andalana.
47. Aino ( 20/02/2007 20:21)
fasaly tsika panisy sary sns ao @namana, dia misy namana sasany milaza ahy hoe leo manambady vaza anga hono tsika ka mitady vady gasy ka izay no anasiana sary ao faona, dia torany hehy be aho fa tsy mba asiany fandinihana ankory, milaza aho fa ny sary anga mila inn, ary ny anay fafinaretana @samy pinamana no anasiana sary fa tsy inn ankory dia mbola m'insiste ihany le olona!! de avelako any ny azy!!

tsiky sy sary io dia ampy!!


ity resaka sipa sy vady sns ity dia misy ilay olona tsy misaina mihintsy, manaotra ny hoe kilalao ilay izy aminy!! na dia tsy mbola eo anoloany izany firy aza ao ,hita ety hivelany fa hakamaroany ny olona dia tsy mamely mihintsy!!
48. booboo ( 20/02/2007 21:25)
Aino > oul tsy fantatrao fa sendra nifanena ve dia nomenao ny fomba ahafahana mi-contacter anao @ truc ohatra izany ? ahoana no ahazoanao antoka fa tena izay tokoa no tadiaviny ? na tsara aza ny tsy miavona sy tsotra rehefa mifandray @ oul, tsara ihany koa raha malina foana e ! ny pervers mameno tanana sady fetsy e !
49. fasaly ( 20/02/2007 21:47)
ié! aino mbola tsy haindry zany ny toetranlay oul fa oul nifanena andalana de tsy tsara ny anolotra azy oul satria tsy hay ny aminy, hafa indray ilay hoe efa olona fatatra sy akakiky anao , azo hatokisanao ....raha izaho indry novalina tany hoe zà ngah mpitadyvady ho anao fa tsika aza tsy mifankahalala akory....

aino fa in ndray no idiran'ny sary amity resaka ity ????:roll: tsy azoko....
50. sakaizakely ( 20/02/2007 22:04)
vale> izay mitsy ange no tiako ho asongadina eto hoe resaka individu io fa tsy resampoko sy firazanana e ! Miombonkevitra amiko ve zany toi no dikany ?

aino> etsy ambony ianao milaza hoe za tsy tia vaza iarahana dia izay no anaovako hoe fanakavahana sy fahamaizantsaina izany. Rehefa sendra olona tena tinao marina ianao tsy voafetranao @ lokony sy ny firazanany ny fitiavanao fa lasany ihany f'aza manisy fepetra izany.

Dia tsy serieux koa izany manao publicité olona tsy fantampihaviana tsy hafantarana na i sy a izany. Zany ve dia tadiavinao atolotra ny mpiray tanindrazana aminao ? Marina mintsy ny an'i booboo sy fasaly. Mitandrema tena fa ny pervers betsaka, ary tsy anjaranao no mitady vady ho azy fa avelao izy hitady ny azy izy irery :^)
51. cutie ( 20/02/2007 22:07)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 20-02-2007 22:47:06
Lohateny : Re : raha toaka tianao
ié! aino mbola tsy haindry zany ny toetranlay oul fa oul nifanena andalana de tsy tsara ny anolotra azy oul satria tsy hay ny aminy, hafa indray ilay hoe efa olona fatatra sy akakiky anao , azo hatokisanao ....raha izaho indry novalina tany hoe zà ngah mpitadyvady ho anao fa tsika aza tsy mifankahalala akory....

aino fa in ndray no idiran'ny sary amity resaka ity ???? tsy azoko....

Za koa aloha efa nisy nanontany ihany taty fa ny valiny de lazaiko we ndana mankany Dago hihihihii
52. fasaly ( 20/02/2007 22:18)
ia! izay ny fanao azy fa lay oul nanotany ahy aty oul namanay akiky be sady efa mifankazàçtra tsara de izy atokisako izaho atokisany de tsy mampaninona ny mifanamapy raha amzay no ilàny fanampiana e!:wink::-P
53. Aino ( 21/02/2007 08:46)
Mpandefa : booboo [ Valio ] 20-02-2007 22:25:23
Lohateny : Re : raha toaka tianao
Aino > oul tsy fantatrao fa sendra nifanena ve dia nomenao ny fomba ahafahana mi-contacter anao @ truc ohatra izany ? ahoana no ahazoanao antoka fa tena izay tokoa no tadiaviny ? na tsara aza ny tsy miavona sy tsotra rehefa mifandray @ oul, tsara ihany koa raha malina foana e ! ny pervers mameno tanana sady fetsy e !
non ka izy namana n'olona fantatro, izany hoe raha toaka tiako ny ahafatatra ny mombamomba azy dia mety ho fantatrpo dol!! fa saingy tsy ilaiko ny momba azy!!
54. booboo ( 21/02/2007 11:26)
Aino > euh...olona tsy fantatrao ihany izy zany na nahodinao aza ny fomba fiteninao azy :wink:. Aza manome truc ohatra izany @ olo-tsy fantatra intsony @ manaraka fa tsy hainao zay anaovany ny coordonnées-nao rehefa any aoriana any.
55. xxx ( 21/02/2007 11:32)
aino: miovaova marina koa anie lay filazanjy azy e! tsy azo atokisana zany olona zany eny na indry aza raha toy izay ny fandehany....:°)
en plus hoe tsy ilainao ny momba azy, farafaharatsiny mba nalainao tsara ny mbola azy alohan'ny ametrahana ny dinika ato sa ahona????
56. tywa68 ( 21/02/2007 11:43)
tena miombokevitra @ i booboo ! mitandrema ihany e !
57. Aino ( 21/02/2007 12:15)
aino> etsy ambony ianao milaza hoe za tsy tia vaza iarahana dia izay no anaovako hoe fanakavahana sy fahamaizantsaina izany. Rehefa sendra olona tena tinao marina ianao tsy voafetranao @ lokony sy ny firazanany ny fitiavanao fa lasany ihany f'aza manisy fepetra izany.
ka tsy hoe manavaka azy anie aho eh!! oui misy ny tiako aty!! bon tsy milaza aho hoe fotsy iny ka izao na izao, fa ny tena tiako hoe tsy te hiaraka ny vaza izany aho dia tsotra ny antony tena directe dia izao, mba hanana taranaka gasy hatrany aho, gasy no niavianako dia tiako hitoy izany!! ary raha izaho indray aloha dia somary sarotiny kely @resaka gasy sy ny tanindrazana io.
na resaka taranaka,harena,fomba fihainany piaramonany,ny ahy sns dia aminko tsy hataoko hambany ny hafa izy io, fa tsy dia hoe izaho no resistee!




tsy hainao zay anaovany ny coordonnées-nao rehefa any aoriana any.
sarotra aminy ny anao any izany aminko. fa ny ataoko anie dia hoe mampita any ilay hafatra raha misy vonona ka dia any @email sy ny resaky ry zareo any ry zareo, no mila mifankafantatra sns, satsia izy milaza fa vonona nny ande hijery sy anantona ny famille ary hijanona ela ela any mba azohany mahafantatra tsara any ilay olona, ary ilay olona ahafatatra tsara ny aminy, ka hataoko fa tsy holana izany,raha toaka izany, fa raha tonga dia directe hoe izao sy izao anga hoe dia ekeko!!

bon izay sy io olona io indray mbola tsy nihaona vatana ary tsy fantany aho hoe aiza ho aiza eto no mipetraka, fa ny namako no mahalala, nefa tsy nolazainy azy io koa, ka raha ny aminay sy io olona io aloha dia tsy misy ny holana hoe hisy any izao na izao!1 ny tena marina dia ilay namako no niangaviany, ilay namako moa tsy mahita hevitra ny @izany ka dia izaho no nanotaniany dia hoy aho hoe ande andramana alefa any @dinika raha misy.





Mpandefa : xxx [ Valio ] 21-02-2007 12:32:24
Lohateny : Re : raha toaka tianao
aino: miovaova marina koa anie lay filazanjy azy e! tsy azo atokisana zany olona zany eny na indry aza raha toy izay ny fandehany....
en plus hoe tsy ilainao ny momba azy, farafaharatsiny mba nalainao tsara ny mbola azy alohan'ny ametrahana ny dinika ato sa ahona????
xxx ny momba azy dia ao aminko ao saingy tsy novakiako, fatatro hoe aiza izy no mipetraka ary aiza izy no miasa sns!! izy tsy mipetraka aty espagne fa ao Paris....





58. xxx ( 21/02/2007 12:48)
aino: tsy azo mihintsy aky a! indry etsy ambony hoe olona nifanena tamiko fotsiny teny andalana, dia izao hoe olona any parsi sns...aleo franche ihany rehefa miresaka fa tsy matotra:wink:

misy olona nanao toa andry koa hoe zà tsy hanambady raha tsy gasy, anefa izao izy manambady vazà....
aza manao vava be otrani'zany fa tsy haindry izay tena hifanojo andry any aoriana.....sady lmbola anaty ny taona tsy fahamatorana loatra dia aleo tsy miteninteny foana!

raha manambady vazà indry tsy midika ihany koa hoe manambany ny tanindrtazana, araka ny volanzadry etsy ambony, raha miteraka amin'ny vazà indry, tsy ho very ny ho maha malagasy azy izy akory....
59. fanaina ( 21/02/2007 17:05)
xxx bon aleo azavaina ny resaka, ny manazava azy no tena tsy haiko raha ny marina!!!
aza fady raha toaka tsy mety azonareo a matetika tsy mahay manazava resaka!!


tsy ray ihany ilay olona mitady fa nisy roa ry zareo, ny iray nifanena ahy teny andalana t@ nisy zavatra novonjenay t@ publique, tsy izay sy izy no niara namonjy fa ny namako dia sendra nifanena azy, dia izaho no nolazainy sy ho angatahiny ka dia nolaviko avy hatrany. bon mazava angamba izy.
ny iray kosa dia namany ny namako iray avy aty espagne fa mipetra mianatra ao Paris, ka namany io lhl hiray io no, nandefa email taty aminko, izaho aza tsy nahalala hoe, taiza no nananany ny adresse ny email-ko raha tsy ilay namako no nilaza ahy hoe, io namany io mitady vady gasy ka raha afaka manampy azy aho, dia namaly aho hoe, raha izaho aloha dia,lazaiko avy hatrany hoe tsy afaka,fa raha tiany kosa dia ananjana hijery na anotany ao @ forum aho raha misy!!

dia izay ilay izy fa lasa nafangariko izy roa mitambatra!!
60. fanaina ( 21/02/2007 17:13)
xxx izoa no nambarany.


salut ; comment va tu ? merci pour ton message.
Moi je m'appelle CEDRIK ; suis d'origine français ,je 34 ans suis
Célibataire et sans enfant ; je vie seul dans un appartement non loin
de
paris ( regions parisienne ) je travaille a l'aeroport de orly
.je te dirais plus apropos de moi dans mon prochaine mail.


Thu, 15 Feb 2007 22:07:39 +0100

salut pour ton message , je serais tres content si tu donne mon adresse
e-mail a une de tes copines qui est vraiment libre avec qui je peut
construire un bon foyer et biensure je viendrais son pays pour faire le
vrai
connaisance .



dia mbola misy mombamomba azy maro maro ao aminko ao!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0475