raha toaka tianao
21. sakaizakely
(
19/02/2007 21:32)
fasaly
zay lay kritera hoe hendry tsy tia mivoaboaka izay dia an'isan'ny mandreraka ahy mintsy. F'angaha moa vhv tia mivoaka cinéma, spectacle, théâtre, musée, boîte etc) dia tsy vhv hendry. Midika aza izany fa olona sociable, épanouie, cultivée... ilay vhv. De nahoana no limiter-na fotsiny hoe vhv tsy tia mivoaboaka no tadiaviko. Il est handicapé du portefeuille, kahidy, sa inn no tena intérêt-ny mitady vhv hasiana "laisse" hijanona ao antrano izany ?
Lasa conditionné ny fiarahana raha toy izany. Tsy tena fitiavana marina fa dia convenance fotsiny.
Za dia contre an'ireny oul manao intermède ireny.
Marina fa betsaka tokoa ny gasy mbola manao an'izany. Fa diniho tsara fa mitady olona "maotina, mahakarakara tokatrano, salama, madio fitondrantena etc..." inn akory fa mitady labonne gratuite sady hanome taranaka fotsiny no tadiaviny. Diniho tsara ange ny anjara (destinée) n'ny vhv any amintsika e !

22. fasaly
(
19/02/2007 21:45)
de tsy haiko alou ry sakaizakely ny mahatonga anlay vazà aty aminao no managataka sy manotany hoe sao mba mahalala na manana namana na havana hovadiana ....aleony manotany nalzay olona afatany sy akaiky azy angamba dia assuré izy toy izay mbola handeha hitady indray....ila cas hoe vazà mitady gasy no tiko lazaina an! sady aty aminay tsy betska mitsy ny gasy celibat ka tsy maintsy manafatra vao mahita vady gasy e! fangah tsy sarobidy be:wink:;-)
23. tafita
(
19/02/2007 21:52)
fa heverin'ny sasany fa moramora ve moa izany manambady vazaha re olona he he he ...
24. fasaly
(
19/02/2007 22:44)
tafita: fangah ny vazà tsy olombelona otran'ny gasy ihany no ho sarotra????:-P
25. xxx
(
20/02/2007 04:04)
za kaloha tsy tia vazaha maizina eee!!! azafady!!!
marina mitsy ny an'i sakaizakely!!!!!tsy etambarotra ny vhv gasy!!!!

26. 2gasy
(
20/02/2007 06:56)
xxx:
za kaloha tsy tia vazaha maizina eee!!! azafady!!!
marina mitsy ny an'i sakaizakely!!!!!tsy etambarotra ny vhv gasy!!!!
Izay ny eritreritrao. Malahelo aho milaza aminareo fa efa tena atao etambarotra mihitsy ny vehivavy malagasy. Zava-misy io.
27. fasaly
(
20/02/2007 08:16)
samy manana ny fieritreretany azy io fa rehefa tsy etambarotra ny fandraisany azy dia tsy izay izany samy manao zé tiny e!:°):-P
28. fasaly
(
20/02/2007 08:19)
nefa zà zao manana namana gasy (bandy gasy)aty ivelany izy fa efa celibat ela be... nampanotany ahy otrnzay nanotaninlaay vazà zay ihany koa izy, hoe sao mba mahafatatra sipa gasy azo antoka alaina vady!!! nefa tsy etambarotra zao no handraisanareo satria gasy no manotany...:-D^^^^yssss lay fisainana wa mbola ho ela:-D:-D
29. fasaly
(
20/02/2007 08:52)
marihiko fa tsy bandy gasy iray na roa efa nanotany ahy nazay fa maromaro donk amzareo lehilahy angamba tsy izay fandrisanareo azy zany mitsy kou!:°)
fa inona aloha no tena atao hoe etambarotra e!????:-w
satria amiko lay mpivarotena ireny no mivarotra...fa raha relation misy mpanelanelana amiko tsy izay litsy ny dikany;-)

30. tisera
(
20/02/2007 09:10)
fasaly>>> :)mitovy hevitra @ -dry akia izaho amin'io an! tsy entam-barotra mihitsy izany akory fa ohatry ny olona mba hampifankahalalaina é! matoa ange ohata izao ilay olona fantatr'i aino tsy ta-handeha any @ site de rencontre na agence matrimoniale dia mety mba hoe zavatra plus ou moins entre amis na plus restreint ny cercle itadiavany izay mba metimety hiaraka aminy é! angaha moa misy engagement izany fa ohatry ny olona mpinamana vaovao dia lasa nizotra @ fitiavan'olon-droa satria nisy affinités kokoa!
:?izaho izao vao namorona dinika mifandrairay @ io ary @ fitiavana ary fa misy namako vehivavy mba tiako hanambady hi!hi!hi!fa izy aloha tsy hoe mitady vady é!

31. xxx
(
20/02/2007 09:27)
Zah ndray aloha ry zareo dia izao no zavatra tsapako a : raha ataoko ny statistikan'ny "cas" hitako dia tsy mifanambina mihitsy ny gasy sy frantsay! . Raha tombanako dia kely dia kely ( 2% any ho any angamba ) ny "chance de réussite"-n'izy io.
Diniho ange e :
- firy @ gasy manambady frantsay ka miadana ? ( ie "tsy divorcé(e)" ary "tsy mijaly am-panambadiana" ) --> tena vitsy kely
- @'ireo gasy mbola mpitovo tonga aty Frantsa : firy ny lasa manambady vazaha ? --> tena vitsy kely! ( ao raha hoy ny fitenenana ).
Koa raha ny fijeriko dia izao : tsy hoe rehefa tsy tia mivoaka, sns de mety hifanambina @'olona tia an'izany. fa ilay fomba fisainana gasy sy frantsay mihitsy no incompatible e :
- ny gasy tsy ho à l'aise mihitsy @ fiainam-piaraha-monina izay mahazatra ny frantsay ( indrindra fa ny individualisme : absence de fihavanana )
- ny frantsay tsy ho azonao hipetraka haharitra @ fiainana any dago : tany mbola maizina sy "sauvage" io aminy, na dia hafinaritra azy aza amboalohany (exotique). ( toy ny fijerina tandrenivohitra gasy iray ny fiainana any ambanivohitra dezaka be any : tsy misy electricité, tsy misy rano, tsy misy information, ... ).
Ka izao :
- izay olona tsy d'accord amin'io dia angatahiko mba hanazava ny heviny!
- izay olona niaina sy nahita an'io zavatra teneniko io kosa dia angatahiko hanao témoignage

32. tisera
(
20/02/2007 09:45)
izaho akory tsy hoe d'accord na tsy d'accord fa amiko ny fototry ny fanambadiana dia fifanajana , fifandefarana , ary fanolokoloina ny fifandraisana ao an-tokantrano . Ka raha samy mahavita ireo ara-dalàna ny olon-droa miaraka dia tafita foana na mafy aza ny onjan'ny fiainana vokatry ny faha-samihafana . Izaho aloha manambady gasy fa na izany aza dia tsy afaka manizingizina hoe mijaly ny manambady vazaha é! io na vazaha na gasy rehefa mety dia mety rehefa tsy milamina dia mirava ho azy !
mahafantatra couple frantsay /gasy tena mahay mifanaraka tsara aho : efa 43 ans de mariage izany rizareo izao an : ilay lehilahy no gasy fa dia tena manaja ilay fomba fomba famille famille be ireny madame vazaha dia tena mahandro sakafo gasy sns... izy indray ary no nampianatra ahy nanao mofo baolina .Ary dia voampitan-drizareo @ zanany mianadahy ilay tia sy manampy fianakaviana io!

33. fasaly
(
20/02/2007 10:14)
xxx: izany ve????gasy ray na roa no fatatrao angamba divorcé fa mba mahalala gasy maro ihany aho manambady frantsay fa hatrmazao alou ça baigne e!
tsy ny frantsay ihany koa anie no vazà azo vadina fa maro e! ao ny italien , espagnol, afrikain, maerikain, allemand sns.....
ny eto aminay izao ny sipa manambady vazà dool tsy any frantsa aho fa mpivady foana hatramzao ary mahay mifandray tsara na samy hafa aza ny kulture.....

34. Aino
(
20/02/2007 10:15)
izaho aloha dia manotany any izay ho vonona sy tia ary izay anaiky any izay fandehany ny any ry zareo any, fa raha ahy samy hirery dia tsy tia vaza iarahana izany aho, fa ny ahy aloha dia gasy ihany hatreto!!
ka raha toaka tiany dia tsara raha toaka tsy dia bon, efa izay izany ko!! izaho koa moa mampita hafatra ihany fotsony ny ataoko!!

35. fasaly
(
20/02/2007 10:16)
xxx: adinoko fa tsy ny fanabmadina entre gasy sy vazà ihany no ahitàna divorce amzao fotoana izao fa samy entre gasy aza mbola pire.....maika ny hivady de misaraka ...:roll::roll::roll::roll:
36. xxx
(
20/02/2007 10:19)
izaho aloha ry zareo manambady vazà fa hatramin'izao mbola tsy nijaly taminy mihitsny, tamin'ny taloha niaraka tamin'ny gasy fa tsy mba nahazo an'izany fahasambarana izany fa ampirafesina foana na voavono sns.....nefa amin'ilay vazà aho manana fanajàna tanteraka amiko izy, tsy misy tokony ho kianiko mihintsy ny aminy na dia kely aza ka inona indray no tadiavina ankoatra izany ....izaho indray aza no mibolila kely fa izy mandefitra hatrany....;-)
37. sakaizakely
(
20/02/2007 15:43)
za indray aloha dia tsy mi calcule oul mpanavakavaka izany e ! aiza ve dia ferana hoe za tsy tia vaza, na za tsy tia maizina, na tsy tia sinoa sns... Resaka racisme vokatry ny fahamaizantsaina izany amiko.
Ny fitiavana dia arakarak'ilay individu io fa tsisy généralités azo avy amin'ny foko iray na firazanana iray, na dia marina aza fa ny fombafomba fanaon'ny antoko iray dia misy fiantraikany @ fifandraisany @ manodidina azy.
Za efa niaraka tamina gasy côtier, merina, betsileo, fa tsy afaka hiteny hoe n'inona no tsara. Nena klou le côtier izay no voalohany ary io no nahitako feeling tsara sady sariaka nahafinaritra ahy. Izany anefa tsy anaovako hoe ny côtiers no tsara ohatra. Samy nahitako maminy daholo izay niarahako, nefa koa matoa tsy tanteraka dia nisy koa zavatra tsy nety tao. Taona maro taty aoriana dia nifanena t@ ilay ho vadiko aho, ny toetrany sy ny fombafombany dia nahasarika ahy daholo. Dia nivady izahay. Vazaha izy. Izany koa dia tsy midika hoe ny vaza no tsara, fa ilay olona no tiako. Teboka ! Na mainty iny na mavo, dia tsy ho nisy fahasamihafany tamiko. efa niaraka tamina vaza hafa ihany aho talohany, nefa nisy ny tsy nety matoa rava.
Donko amiko, ny fiarahana dia arakarak'ilay olondroa mifanena, fa tsy ara-komandy misy kritera isankarazany.

39. sakaizakely
(
20/02/2007 16:13)
amiko koa dia tsy azo généraliser-na ny fahombiazan'ny tokantrano mixte gasy vaza. Mbola avy @ fahaizan'ny tsirairay manatsara ny fiarahahana no mampateza azy fa tsy voatery ho tsy hifanambina foana akory ny cultures tsy mitovy. au contraire, afaka mifameno aza.
ho famaliako an'i xxx io (maninn kay no miafina nefa intéressant tsara ny zavatra resahinao ?)
hoy xxx hoe firy ny vhv gasy manambady frantsay ka miadana ?
fanontaniana no amaliako anao koa ? firy moa ny vhv miadana ampanambadiana ?
tsy ny maha vaza na ny mahagasy no mampiadana, fa arakarakiny fanajana sy ny kolokolo azo avy amin'ny akilany.
Firifiry ny lhl mahatsapa fa ny vady tsy natao ho labonne gratos ao antrano 80% des cas ohatra ? Firy ny lhl manampy ny vadiny ao antrano ? Firy ny lhl mivonona handalindresaka amin'ny vadiny miezaka hahatsapa azy, hahafantatra azy, hanome fahafahampo azy ?...
Firy koa anefa ny vhv mahay manolokolo ny vadiny no sady tsy manao ankilany ny tenany ? (savoir se faire désirer tout en assumant quotidien, boulot, enfants...)
Tsy mora ny tokantrano. Mety mahafinaritra exotic hoy ianao @ voalohany, fa rehefa ela ny ela, tsy maintsy miezaka ny andaniny sy ny ankilany. Henjana na ho an'ny lhl na ho an'ny vhv. Ilana faherezana sy fahaizana mandanjalanja. Samy irina ny hatezan'ny tokantrano, mais on n'est jamais à l'abri d'un éventuel incident de parcours(coup de foudre, lassitude, envie de changer de vie...)
Marina koa fa mazana be ny fiainana eto Frantsa satria individualiste be ny oul eto ary ny fihavanana izany dia azo isaina @ ratsantanana miohatra @ any antoerana, indrindra raha sendra niova toerana iny (déménagement dans un autre département). Mila hampahafantarana ny tovovavy gasy te hanambady vaza izany. Satria mila matanjatsaina be hiatrehina an'io ary mila lhl vonona ny hanohana tsara ny vadiny. Fa misy solution daholo ny olana rehetra. Azo atao ny manao activités isankarazany, ny mivoaka en couple na en famille mba hialana @ fahasorenana.
Rehefa hita hoe tsy cultivé loatra ilay lhl ohatra dia mitandrema nareo vhv manantena vaza io fa ho sahirana.
Zay aloha no fahitako azy ka asa ...

40. xxx
(
20/02/2007 16:24)
Fiffi:ianareo tsy mahazo resaka, gasy hono ny tiany, ka eto koa anie misy mitady olo-tiana.
:-D:-D:-D "raha toa ka" :-D:-D
Aino an ! aza manaiky hampisaisn'zany olona zany ndry ! sady @ zay ve vazaha be zany klé ! hehehehehe ry zareo indrindra no namorona an'ireny site de rencontre ireny koh maninona izy tsy mitady any ?