raha toaka tianao
61. fanaina
(
21/02/2007 17:35)
misy olona nanao toa andry koa hoe zà tsy hanambady raha tsy gasy, anefa izao izy manambady vazà....izao aza, ny ahy eo teny io efa ela no voalazako, ary ho tazominko mandraky izay!!!
aza manao vava be otrani'zany fa tsy haindry izay tena hifanojo andry any aoriana.....sady lmbola anaty ny taona tsy fahamatorana loatra dia aleo tsy miteninteny foana!
raha manambady vazà indry tsy midika ihany koa hoe manambany ny tanindrtazana, araka ny volanzadry etsy ambony, raha miteraka amin'ny vazà indry, tsy ho very ny ho maha malagasy azy izy akory....
misy resaka kely ity, marina fa tokony tsy hisy hidirany izy ity @izao resaka izao nefa misy hifandraisany ihany!!
1)ankehitsiny ah, dia maro antsika malagasy ny tsy maintsy voatery ande hikaroka aty hivelany satsia mafy ny fiainana ao mada!! oui hoatra hoe mianatra sns dia vita ny fianarana dia hoe hody, nefa moa nahita hoe aty ny mora hivelomana dia lasa tamana aty ka dia nijanona hamoromponenana aty!! izako ankory tsy hoe manaratsy na contre any hireo satsia samy manana ny safidiny tsika ts'irairay!!
2)tiako ny ahy ny tanindrazako sy izay rehetra misy ao amin'ny dia ho ajaiko, any ahoriana any,tsy maintsy mbola hiverina any aho, bon @izao moa dia lasa matetika mifamaly @namana sasany sy ny famille hoe inn no antony hodiako any mada indray nefa aho aty efa mety @fiainana sns" aminko rehefa tiako ny tanindrazako dia vonona aho ny hiady ho azy, na ho mora izany na ho sarotra, na dia zavatra 0,00001% any problemes ny eo @fiainana malagasy aza no vitako dia efa mety izay!!
-hoatrany fitiavatena aminko ilay hoe, mitady izay mahasoa ny tena ihany fa tsy mba mijery hireo manodidina. Tsara raha mitady izay mahasoa anao aloha ianao, nefa maro @tsika malagasy no tafita sy manany azy, nefa tsy mba matrapa any hireo sasany izay mijaly sy tsy mitafy na ny trano honenany aza tsy, ary misy moa ireo izay tafita ka lasa hadino hatr@ havana amatrakaiza aza, any ka raha sendra mifanena eny andala dia hoe tsy fatatro enao, satsia mavo mavo sy malotoloto tsy mb atahaka anao ilay olona!!
ka raha hoe anambady vaza izany, tsy maintsy hoe tavela aty eh!!
ny ahy manko ny tiako dia ny hiverina any mada any aoriana any ka hiezaka hanao izay azoko ho atao ho any tanindrazako.
betraka ny tiako azavaina sy ambara nefa tsy haiko tsara moa ny manazava azy ka na hanoratra lava be eto aza aho dia tsy ho azonareo vely vely ny tiako ambara rehetra, izaho raha teo moa tsy mahay manazava resaka!!
bon, fantatro fa maro aminareo ny manambady vaza manana tokan-trano sambatra ary mihavaka ny @maha malagasy, ka tsy homeko tsiny ianareo raha mi-défense ny @izy hireo, ary tsy ande hicontre azy na anareo velively aho, satsia samy manana ny safidiny tsika ary samy manana ny ho tiaviny sns.
ary mbola averiko eto indray que je dis à nouveau que jamais sera resiste, ni je suis.
62. fasaly
(
21/02/2007 17:47)
:wink: mazava be amzay aky fanaina a! azavao tsara am manaraka:°):lol:
63. fasaly
(
21/02/2007 17:57)
kay kay kay! ilay hevitry i fanaina faharoa io mitady hitongilana any aminny fomba fijerin'i bilakarenjy sy xxx arokatra am tetsy sy teroa:-D:-w
ary i bazylou!:-P;-)
fa misy ange ky manambady vazà lasa mipetraka any madà e! efa betraka ihany no fatako lasa any zay aky!;-)
de raha manambadu vazà koa anie tsy midika hoe tsy tia tanindrazana sy tsy manao soa na fanampiana any antanindrazana e! aza afangaro....
na aty ivelany na ny any antanàna dia afaka manampy an'i gasikara dool ihany;-)
fa tsara refa manana izay hevitra izay injy de tazomy hatram farany mitsy:-*

64. Samoana
(
21/02/2007 17:59)
fanaina:
xxx izoa no nambarany.
salut ; comment va tu ? merci pour ton message.
Moi je m'appelle CEDRIK ; suis d'origine français ,je 34 ans suis
Célibataire et sans enfant ; je vie seul dans un appartement non loin
de
paris ( regions parisienne ) je travaille a l'aeroport de orly
.je te dirais plus apropos de moi dans mon prochaine mail.
Thu, 15 Feb 2007 22:07:39 +0100
salut pour ton message , je serais tres content si tu donne mon adresse
e-mail a une de tes copines qui est vraiment libre avec qui je peut
construire un bon foyer et biensure je viendrais son pays pour faire le
vrai
connaisance .
dia mbola misy mombamomba azy maro maro ao aminko ao!!
Ny fazahoako azy, namanao vao haingana par correspondance izy izany fa tsy mbola hainao toetra tsara an ! Méfiance ma belle :wink:!
Sady milaza ho pariziana nefa toa tsy mahavoa teny frantsay loatra fa feno diso @ lafiny rehetra !Mitandrema ihany retsy sao ianao indray no ifoteran'ny hatezeran'ny sipa namana mamaly antso tsy afapo a !
Tsy hanao mpanera indray za fa niemotra:-D
66. fasaly
(
21/02/2007 18:11)
[quote=fanaina
ary mbola averiko eto indray que je dis à nouveau que jamais sera resiste, ni je suis.
[/quote]
aleo aloha indry miteny gasy ihany e!:wink:

67. Aino
(
21/02/2007 18:28)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 21-02-2007 18:57:47:-D:-D hoe ahoana anky izany?
Lohateny : Re : raha toaka tianao
kay kay kay! ilay hevitry i fanaina faharoa io mitady hitongilana any aminny fomba fijerin'i
samoana :-D:-D ka aleo izy izany ho tezitra any fa efa nilaza fa ny email no homeko dia izay fanarahany ry zareo any, anjarany ny mifankahalala sy mijery raha mety aminy na tsia!!
le langue indray dia tsy haiko aloha hoe tena frantsay izy, nefa ilay namako avy aty no nanambara azy fa namany io ka tena marina fa avy any izy,misy moa ny olona mampiasa ny langue @messenger na chat dia tsy feno laotra!!
68. sakaizakely
(
21/02/2007 18:29)
fasaly:
fanaina
ary mbola averiko eto indray que je dis à nouveau que jamais sera resiste, ni je suis.
[color=red:
aleo aloha indry miteny gasy ihany e!:[/color]wink:
:D :D :D
70. fasaly
(
21/02/2007 18:42)
aino: lay resaka aty am tetsy sy teroa aky hoe "ny gasy ao frantsa " a!
manakina ny gasy mipetraka ao frantsa hono fa tsy manao asa soa an'ny tandinrazana ;-):-D:-D:-D vakio de saika otranzay ny volazanjy io lol!;-)

71. kelly13
(
22/02/2007 11:09)
sakaizakely:
Aino sa fanaina e ? :roll: :roll:
za kou fanina t@ volohany fa en fait aino=fanaina iany
72. mercure
(
22/02/2007 12:11)
Mafana be ilay ady hevitrareo. Ohatra ny itambaranareo izany i Aino. Tsotra be anefa ny azy. Misy olona nampitady azy vehivavy gasy hatao vady dia nampitainy ilay hafatra. Vita hatreo ny azy, izay fotsiny. Anjaran'ireo no mifampiresaka avy eo. Angaha moa izy nanolotra olona? Tsisy resaka mivarotra izany na maninona.
Contraire amin'ny zavatra noeritreretinareo aty andafy fa tena service be io nataon'i Aino io ho amin'ny olona sasantsasany any Dago, surtout any amin'ny toerana misy ahy.
Mitady vady vazaha ny ANKAMAROAN'NY vehivavy. Fantany tsara fa tsy voatery hiadana foana izy, saingy tsy mampihemotra azy izany fa masaka loatra ao an-tsainy ny handao an'i Madagasikara noho ny lafiny maro.(Itovizantsika rehetra aty andafy amin'izy ireo io raha tsy izany isika tsy niala tany).Tena mampalahelo ilay zavatra ary manohitra azy io tanteraka aho. Nefa ZAVA-MISY, tsy azo odian-tsy hita na mody adino na dia tsy iainantsika aty intsony aza ny fahantrana iainan-dry zareo any.
Aino, na dia kianin'ny olona mafy aza ny zavatra nataonao, misy mila an'io any Dago. Saina madio no nanaovanao azy dia izay no zava-dehibe. Tsy mandiso anao aho, mazotoa.

73. booboo
(
22/02/2007 12:29)
Mercure > Mandray mivilana ianao zany. Na manakiana aza dia tsy ilay olona no kianina fa ny raha. Tsy mitovy mihitsy zany. Manaraka zay, ny ankamoaran'ny olona niteny teo (zà anisany) dia nampitandrina azy niainga avy @ fomba fitantarany azy. Efa aty afara beee aty vao mazava ny fomba fitantarany azy :°)
74. fasaly
(
22/02/2007 12:42)
booboo: eka ouz! marina zany! taty afara vao ne nazava ny resaka sy ny fandehany ny annonce:wink:
mercure: tsy nanakiana an'i aino ny mpamaly hevitra , fa noho ny dinika tsy nazàva hatreny ampiadohany..
misaotra anao iany koa anefa nanazava ny teo-java misy fa tena arina izany....betsaka ny vehivavy any antanàna no liana amini'lay annonce i aino....aleo dia tsorina ny marina fa izay no zava-misy...
de manatona an'i aino moramora izay liana izany e!:-*
efa mazava ny fandehany.....:°)

75. tywa68
(
22/02/2007 13:01)
booboo sy fasaly : tsy tokony hisy resa-be anie fa zay te-hamaly an'io antso io dia manontany an'i Aino ê ! safidy io, fa ny antsika eto miteny hoe mailo ihany leretsy, fa efa nisy ny voafitaka !
78. fasaly
(
22/02/2007 13:48)
kelly: nahazo 5 kg avy tam zé namaly rehetsa de lasa natavybe klay resaka de ny farany nazava tsara ny fandehan'ny dinika:?:-P:lol:
79. xxx
(
23/02/2007 04:39)
fanaina:
misy olona nanao toa andry koa hoe zà tsy hanambady raha tsy gasy, anefa izao izy manambady vazà....izao aza, ny ahy eo teny io efa ela no voalazako, ary ho tazominko mandraky izay!!!
aza manao vava be otrani'zany fa tsy haindry izay tena hifanojo andry any aoriana.....sady lmbola anaty ny taona tsy fahamatorana loatra dia aleo tsy miteninteny foana!
raha manambady vazà indry tsy midika ihany koa hoe manambany ny tanindrtazana, araka ny volanzadry etsy ambony, raha miteraka amin'ny vazà indry, tsy ho very ny ho maha malagasy azy izy akory....
misy resaka kely ity, marina fa tokony tsy hisy hidirany izy ity @izao resaka izao nefa misy hifandraisany ihany!!
1)ankehitsiny ah, dia maro antsika malagasy ny tsy maintsy voatery ande hikaroka aty hivelany satsia mafy ny fiainana ao mada!! oui hoatra hoe mianatra sns dia vita ny fianarana dia hoe hody, nefa moa nahita hoe aty ny mora hivelomana dia lasa tamana aty ka dia nijanona hamoromponenana aty!! izako ankory tsy hoe manaratsy na contre any hireo satsia samy manana ny safidiny tsika ts'irairay!!
2)tiako ny ahy ny tanindrazako sy izay rehetra misy ao amin'ny dia ho ajaiko, any ahoriana any,tsy maintsy mbola hiverina any aho, bon @izao moa dia lasa matetika mifamaly @namana sasany sy ny famille hoe inn no antony hodiako any mada indray nefa aho aty efa mety @fiainana sns" aminko rehefa tiako ny tanindrazako dia vonona aho ny hiady ho azy, na ho mora izany na ho sarotra, na dia zavatra 0,00001% any problemes ny eo @fiainana malagasy aza no vitako dia efa mety izay!!
-hoatrany fitiavatena aminko ilay hoe, mitady izay mahasoa ny tena ihany fa tsy mba mijery hireo manodidina. Tsara raha mitady izay mahasoa anao aloha ianao, nefa maro @tsika malagasy no tafita sy manany azy, nefa tsy mba matrapa any hireo sasany izay mijaly sy tsy mitafy na ny trano honenany aza tsy, ary misy moa ireo izay tafita ka lasa hadino hatr@ havana amatrakaiza aza, any ka raha sendra mifanena eny andala dia hoe tsy fatatro enao, satsia mavo mavo sy malotoloto tsy mb atahaka anao ilay olona!!
ka raha hoe anambady vaza izany, tsy maintsy hoe tavela aty eh!!
ny ahy manko ny tiako dia ny hiverina any mada any aoriana any ka hiezaka hanao izay azoko ho atao ho any tanindrazako.
betraka ny tiako azavaina sy ambara nefa tsy haiko tsara moa ny manazava azy ka na hanoratra lava be eto aza aho dia tsy ho azonareo vely vely ny tiako ambara rehetra, izaho raha teo moa tsy mahay manazava resaka!!
bon, fantatro fa maro aminareo ny manambady vaza manana tokan-trano sambatra ary mihavaka ny @maha malagasy, ka tsy homeko tsiny ianareo raha mi-défense ny @izy hireo, ary tsy ande hicontre azy na anareo velively aho, satsia samy manana ny safidiny tsika ary samy manana ny ho tiaviny sns.
ary mbola averiko eto indray que je dis à nouveau que jamais sera resiste, ni je suis.
Marina ny anao ry Aino...tohizo fa tsara ny tanjona.
Za koa kaloha eee, de mitovy hevitra, sady tsy mila vazaha no tsy mitady!!! Mazotoa ho an'zay tia fa tsy hifanerena zany fa resaka safidy io.
80. Aino
(
23/02/2007 14:34)
fasaly fa anga tsy hanao rezime indray fa anatavy resaka!!
xxx aleo samy ande @safidiny ts'irairay dia izay ilay (l)(l)