vehivay nahita fianarana avy aty ampita rehefa mody any Dago
1. ronaldo09
(
09/01/2007 13:57)
Nandeha ny resaka taminay samy mpiray tanindrazana rehefa nisy ny korana sy ny fiaraha-misakafo ny 01 janvier teo.Dia nisy sipa anakiray niteny hoe tena gravy ny hanjo rehefa tonga any dago satria tsy hisy bandy hitia anay intsony,ny antony hoy izy dia heverin'ny bandy gasy fa efa vitavitam-bazaha tany ( miala tsiny amin'ilay voambolana) ,manaraka izay tsy te hiaraka aminay ny bandy tsotra satria mety ho eo ilay tahotra ny hoe avy any an-dafy,ny olona ambony koa tsy ho tia satria efa manambady daholo!
Nareo lehilahy hoy izy no sambatra satria tiana sipa fa avy any an-dafy!!!Dia tena nanaiky io zavatra io daholo ny sipa rehetra tao an-trano tamin'io fa marina io zavatra voalaza io...
Dia mba manontany aho hoe dia izany tokoa ve...????

novalian'i fasaly ny 17/01/2007 12:53
2. Fiffi
(
09/01/2007 14:25)
ronaldo09:heu....mba manana fisainana na heritreritra hafahafa koa zany olona zany an !
tena gravy ny hanjo rehefa tonga any dago satria tsy hisy bandy hitia anay intsony,ny antony hoy izy dia heverin'ny bandy gasy fa efa vitavitam-bazaha tany ( miala tsiny amin'ilay voambolana) ,manaraka izay tsy te hiaraka aminay ny bandy tsotra satria mety ho eo ilay tahotra ny hoe avy any an-dafy,ny olona ambony koa tsy ho tia satria efa manambady daholo!
Hatraimn'ny ohaviana indray zao ny bandy gasy no manana an'zany heritreritra zany ? raha tsy inona kosa eh !
Fa @ fomba ahoana moa no ahazahoana milaza an'zany raha tsy efa nandiha t@ zany ireo vavy zay nilaza an'zany ireo ? :roll:
Zah kosa aloha tsy mino an'zany na dia kely aza an ! ozy ndray zah hoe mety hiraparapa angamba ny bandy gasy fa mba ahazo sipa nahavita fianarana avy aty an-dafy ..sa ahoana ozy enao ?
3. pitoussy
(
09/01/2007 15:03)
tsy te hiaraka aminay ny bandy tsotra satria mety ho eo ilay tahotra ny hoe avy any an-dafy
raha izay ilay izy d manana \"complexe d\'inferiorité\" le bandy :evil:, tsy tokony ho pbm izany na avy any andafy na tsia le sipa , ny fitiavana no base-ny
fanampiny,
f\'angaha moa mila ampahafantarina oe \" za avy any an-dafy raha vo mifapikoty \":roll::roll::-D:-D:-D manana\"complexe de superiorité \" ndray le sipa raha vo zay no mitranga , tsy mety koa zany :evil: ,
sa oe refa miresaka d le oe \"....j\'comprend pas,....speak english plizy ...\"d miampy le snob snob le sipa ;eee raha izay njay d mety hatahotra ihany ny bandy kely gasy :P,d\'efa olana manokana tedaviana ny an\'ilay sipa (ankoatra le oe tena tsy mahay teny gasy mitsy angaha le sipa)
4. mirana5
(
09/01/2007 15:52)
pitoussy:
tsy te hiaraka aminay ny bandy tsotra satria mety ho eo ilay tahotra ny hoe avy any an-dafy
raha izay ilay izy d manana "complexe d'inferiorité" le bandy :evil:, tsy tokony ho pbm izany na avy any andafy na tsia le sipa , ny fitiavana no base-ny
fanampiny,
f'angaha moa mila ampahafantarina oe " za avy any an-dafy raha vo mifapikoty ":roll::roll::-D:-D:-D manana"complexe de superiorité " ndray le sipa raha vo zay no mitranga , tsy mety koa zany :evil: ,
sa oe refa miresaka d le oe "....j'comprend pas,....speak english plizy ..."d miampy le snob snob le sipa ;eee raha izay njay d mety hatahotra ihany ny bandy kely gasy :P,d'efa olana manokana tedaviana ny an'ilay sipa (ankoatra le oe tena tsy mahay teny gasy mitsy angaha le sipa)
Marina zato isan-jatony ny teninao =D=D=D=D=D ny olona moa rehefa nahitahita zayyyy:(:(:(
5. Fiffi
(
09/01/2007 15:54)
matoa misy zany de ny fiheboheboana hiany no mahatonga an'zany fa tsy inona akory !
6. xxx
(
09/01/2007 16:28)
Marina ny ahiahin'ireo vehivavy lazain'i ronaldo09 ireo amin'ny resaka fianarana. Fa miankina amin'ny sampa-pianarana narahina koa ilay izy avy eo. Rehefa resaka ambony latabatra toy izao dia tsy mety manaiky an'io ny olona. Fa rehefa hiainana io dia hita, ary tsy afaka afenina. Tsy ilay vehivavy no mihebohebo fa ny fiaraha-monina amin'ny tany andalam-pandrosoana mihitsy no mbola mihevitra fa amin'ny Medecine ihany no tokony hisy vehivavy Doctor, na dia efa betsaka azy ireny aza amin'ny sehatra maro ankoatra ny fitsaboana. Dia manaraka an'izay lalanam-piarahamoina izay fotsiny ny lehilahy ^^^^^^ Ilay lazaina fa vitavitam-bazaha aloha mbola tsy nihatra tamiko ka tsy hitako loatra izay ambara.
7. xxx
(
09/01/2007 16:36)
Aza atao faobe toa izany wa ny bandy. Misy foana ao fa andana ange eh.
Ko raha tsy bandy zefa koa misy sipa manja be nahavita fianarana ambony ve dia jerena fotsiny.
Ko raha tsy bandy zefa koa misy sipa manja be nahavita fianarana ambony ve dia jerena fotsiny.
8. kitjo
(
09/01/2007 16:49)
ts marina @ ankapobeny aloha io fa toy ny olon-tsotra rehetra ihany ka inona no olana amzany???
za aloha tsy manana ahiahy ny amin' izany e...lol
ny mety ho olana kosa anefa dia ny sipa nijanona ela be taty ivelany nianatra ela lotra, tsy resaka oe vitam-bazaha izany....fa ny taona mandroso..ka raha oe tsy misy miandry any an-tanana fa avy aty vao hijery, mety efa manambady dol ny olona mitovy taona aminy fa tsy nahalala oe mbola any izy raha tsy oe efa nifanarahana mihitsy hoe hifampiandry...:?:
tsy ny rehetra io fa mety hoe sipa niala tany t@ izy 20ans d efa 28 na 30ans vao mody ..ka tsy niaraka tamina gasy taty ivelany no tsy nisy niandry ko any an-toerana...

9. zandikely
(
09/01/2007 17:00)
Ronaldo9
Fa ahoana indray ny paikan'ireo bandy nahavita fianarana avy any an-dafy raha tonga any Madagascar?
Fa ahoana indray ny paikan'ireo bandy nahavita fianarana avy any an-dafy raha tonga any Madagascar?
10. diamondra27
(
09/01/2007 17:13)
zandikely:
Ronaldo9
Fa ahoana indray ny paikan'ireo bandy nahavita fianarana avy any an-dafy raha tonga any Madagascar?
donga de mahapezy tsy mila mikoty fa ny sipa indray no mitangorona sady mandeha ny feo hoe: avy any andafy ange lery e! de na de namana fotsiny aza de mahafinaritra zany mba hoe: mahazo relation @olona avy any andafy izany.
Ny lhl sasany any dago tsy mahatanty ny onjampiainana de mivaro lavo @ toaka sy sigara , raha tsy zany dia manao PMU, ka tsy aleo ve mba mifandray @ olona tsy fahita sao lahy mba misy anjara(hoy ry zareo io an!), nefa tsy hainy akory ze fiainany tany.
11. fasaly
(
09/01/2007 17:20)
euhh! hitako hoe marina ihany io ka!
satria mba maro ihany ny sipa vita fenarana nody fatako fa efa be taona izy vao mody ka manalasala be ny hitadyvady, sady izy amin'io tsy tonga dia ahita asa akory anefa:roll: de ny vokany dia tsy nahita vady mihitsy ilay sipa fantako ireo.....mampalahelo,
dia mitady lalana hivoahana ho aty ivelany indray no hataony hitady vady vazà:°)

12. diamondra27
(
09/01/2007 17:21)
pitoussy:
tsy te hiaraka aminay ny bandy tsotra satria mety ho eo ilay tahotra ny hoe avy any an-dafy
raha izay ilay izy d manana \"complexe d\'inferiorité\" le bandy :evil:, tsy tokony ho pbm izany na avy any andafy na tsia le sipa , ny fitiavana no base-ny
fanampiny,
f\'angaha moa mila ampahafantarina oe \" za avy any an-dafy raha vo mifapikoty \":roll::roll::-D:-D:-D manana\"complexe de superiorité \" ndray le sipa raha vo zay no mitranga , tsy mety koa zany :evil: ,
sa oe refa miresaka d le oe \"....j\'comprend pas,....speak english plizy ...\"d miampy le snob snob le sipa ;eee raha izay njay d mety hatahotra ihany ny bandy kely gasy :P,d\'efa olana manokana tedaviana ny an\'ilay sipa (ankoatra le oe tena tsy mahay teny gasy mitsy angaha le sipa)
misy gasy lhl mihintsy aloha manana io mentalité io e!
ka ny antony ange de we @ lhl zany de izy no tokony hampidibola kanefa raha misy sipa avy any andafy zany efa zatra ny fiainana taty andafy sns de heverindry zalahy fa hoe: sarotra velomina sy tsy à la hauteur izy @ fampiadanana le sipa(arabola sy materiely), de matahotra le kofy.
Kanefa raha nahavita fianarana le sipa de midika zany fa mety le sipa no mahazo vola bebe kokoa noho ny lhl(ankoatran'ireo voalazani ronaldo ireo hoe: lhl ambony).
Dia ahoana moa no tsy hahavoadona ny bandy @izany kosa, lery aza ze karama kely 30€ norfaisina na 100€ ve de ho aiza?(ho an'ny olona miliba io an!)
fa raha vhv mahalala onona kosa izy de hainy tsara ny mandamina izany
Donc amiko tsy tokony hanana io eritreritra io le lhl fa mba manatanja-tsaina e!, de le vhv koa manampy azy mi-rassurer azy fa samy hifanampy sy hifanohana etc etc...
de courage hatrany nareo we mantsy ny fianakams an'i ronaldo an!
alefaso aty zany sipa zany aloha fa misy mitady ny akamanay rehefa tsy vitandry zalahy izy e! :-D:-D:-D
13. fasaly
(
09/01/2007 17:30)
kotjo: tsy novakiko akory ny vosaratra njy fa mainka ny hamaly aho fa marina mintsy ny volazandry io
"ny mety ho olana kosa anefa dia ny sipa nijanona ela be taty ivelany nianatra ela lotra, tsy resaka oe vitam-bazaha izany....fa ny taona mandroso..ka raha oe tsy misy miandry any an-tanana fa avy aty vao hijery, mety efa manambady dol ny olona mitovy taona aminy fa tsy nahalala oe mbola any izy raha tsy oe efa nifanarahana mihitsy hoe hifampiandry...
tsy ny rehetra io fa mety hoe sipa niala tany t@ izy 20ans d efa 28 na 30ans vao mody ..ka tsy niaraka tamina gasy taty ivelany no tsy nisy niandry ko any an-toerana...
"ny mety ho olana kosa anefa dia ny sipa nijanona ela be taty ivelany nianatra ela lotra, tsy resaka oe vitam-bazaha izany....fa ny taona mandroso..ka raha oe tsy misy miandry any an-tanana fa avy aty vao hijery, mety efa manambady dol ny olona mitovy taona aminy fa tsy nahalala oe mbola any izy raha tsy oe efa nifanarahana mihitsy hoe hifampiandry...
tsy ny rehetra io fa mety hoe sipa niala tany t@ izy 20ans d efa 28 na 30ans vao mody ..ka tsy niaraka tamina gasy taty ivelany no tsy nisy niandry ko any an-toerana...
14. simplex
(
09/01/2007 17:32)
ny fahitako azy ndray ny sipa nahavita fianarana avo mitsy no manana tendance ho vieille fille. Tsy ny avy any andafy ihany io fa na avy ao Dago koa aza.
Otran'ny hoe tsy ampy charme zany sady serieuse be foana ny sasany aza efa manala azy mbola mi-s'amuser serieusement:@:-D Tsisy apoaka mintsy le bandy kely fa ze teny avoaka rehetra tsy maintsy efa misy diksionera mamaky an'iny any @ atidoha hoe in ny definition an'zay tssssssssssss tsisy "fun" mitsy e, aleo ihany mapresaka andr'i rasoa sy raketaka fa ireny ahay mba mahay mitsiky :roll::°)8)
Ny sasany ndray moa d mamono lolo tsotra izao satria izy nahavita fianarana avy any andafy :roll: sao d mba misy diso kely ilay stratejia marketinina ra miheritreritra ny hitady bandy hampiresaka e :-w Ny sasany moa d madame je sais tt :-P tsy mbo avela hiteny mitsy ny kil.
Ho fehiny,
- ho an'ny vehivavy: lavitry ny afo ny kitay
- ho an'ny lehilahy: ho mora kotiana ny sipa avy any andafy ato ho ato ry zalah a ;-)

15. fasaly
(
09/01/2007 17:33)
hoy i diamondra27:
"ka ny antony ange de we @ lhl zany de izy no tokony hampidibola kanefa raha misy sipa avy any andafy zany efa zatra ny fiainana taty andafy sns de heverindry zalahy fa hoe: sarotra velomina sy tsy à la hauteur izy @ fampiadanana le sipa(arabola sy materiely), de matahotra le kofy."
izay ilay hoe basin'ariary fito, tsy takatry ny ambany nefa tsy tian'ny ambony dia eo mihazoazo eo ilay sipa
fa ny bandy alou na avy aty andavy aza ka tsy mahita asa akory refa tonga any de hifandrombahan'ny sipa foan e! ary maika mitsy aza ny sipa hitazona azy am mariazy:°):°)

16. fasaly
(
09/01/2007 17:37)
simplex::-D:-D marina mitsy ny volazan'i toi io fa mahalala sipa izay aho nanao fenarana ao frantsa, efa vita ny fianarany fa ny olany dia mitady vady izy fa tsy mahita, izy alou de kely be kizitina fa nahita fenarana lotra angamba no tena sarotiny be amin'ny fomba fiaina, tsy maintsy hoe izao hono ny bandy ho vadiny tsy maintsy izao, izy amin'io efa antitra kely mitsy sady pitsana kely fa mafy loha be satria mifidifidy be mihintsy, ka aleoko raha izaho no bandy dia maka an'i rasoa sy raketaka ihany koa mba mora ny hifampitondrana eo am fiainana:°):-D
17. fasaly
(
09/01/2007 17:39)
hihih! tena tsisy sarma araka ny filazan'i simplex mitsy izay sipa izay tsisy jerena tsony fa sady kizitina no sarotiny nefa nahita fenarana be mahitsy de mitady ny tsy takatra sy tsy hita:roll::roll:
18. xxx
(
09/01/2007 17:40)
Misy marina koa ny tenin'i simplex. Mbola saiko notohizako ny hevitro teo fa nisy nanoratra dia novakiako aloha. Amin'ny lafiny iray koa, rehefa mifantoka loatra amin'ny fianarana sy ny carriere ny vehivavy dia mihavery ilay toetra mahavehivavy azy. Ilay toetra manadala ny lehilahy. Very ho azy ilay izy dia tsy mahay mahafatifaty intsony ;-) Dia mitambatra ao daholo ny ratsy rehetra.
Ny olona amin'ny ankapobeny no noresahiko, fa misy foana ny exception. Izaho angamba isany :°)
xxx:
Aza atao faobe toa izany wa ny bandy. Misy foana ao fa andana ange eh.
Ko raha tsy bandy zefa koa misy sipa manja be nahavita fianarana ambony ve dia jerena fotsiny.
Ny olona amin'ny ankapobeny no noresahiko, fa misy foana ny exception. Izaho angamba isany :°)
19. booboo
(
09/01/2007 17:55)
aleo ihany mapresaka andr'i rasoa sy raketaka fa ireny ahay mba mahay mitsiky
:-D:-D:-D:-D zany oun Rasoa a !