vehivay nahita fianarana avy aty ampita rehefa mody any Dago

61. fasaly ( 09/01/2007 20:55)
Lalah:

fasaly, betsaka ny zavatra tsy hitan any Dago aty andafy, azo atao tsara ny manao azy any Dago. Io ndray anefa arakaraka ilay vola misy ampelatanana, mahaiza mitsakaraka.


o ra lalah a! mora anie ny miteny e! ny resaka resahina eto anie dia izao e! momban'ny sipa vita fenanrana hande hody k tsy mahita vady ary nihitatra be ilay resaka, ka raha ho tohizako io voalazanao io de izao: maro ny mpinantra manao peti boulot mba ahazoana mandoa hofatrano sy hividianana sakafo sy fitfiana aty ivelany, zara raha mhapetraka vola antsisiny, satria tsy vitan'ny hoe mianatra fotsiny fa mila mivelona ka izay no antony sady hiasàna no hianarana, dia refa vita ny fianarana, tsy di hoe hanana vola be entina mody akory izy ireny ka hahatoraka anzao projet mahery vaika be tena manja be maha mpanakarena tampoka refa tonga any dago; ka izay lay lazaiko hoe mora ny miteny fa tsy cas n'ny ankizy rehetra mianatra aty andafy no hitondra vola ray gony refa mody koike!:roll::-w


62. Lalah ( 09/01/2007 20:58)
fasaly:

lalah: ohatra itako alou io zao ka tafiditra ohatra azoko paetaka ato am dinika ity:wink:
betsaka anefa ny cas otran'io ka! na bandy na sipa otran'ny lany andro nanatra taty andafy fotsiny fa refa tonga miverina mody any antanàna dia diso fanantenàna daholo hany ka manao zavatra hafa mihitsy tsy mifanaraka am diplome ny, dia eo amizay ilay resaka lazain'i lalah hoe mihtsika izany hoe alefa amzay ny resaka afera izay mety hatao ho fampidriam-bola:°):-P


io ndray aloha dia asakasak izay nandany rondoha t@ fianarana, miandry mana milatsaka avy andanitra angamba ry zareo, fa ny ahy aloha tsy ataoko very maina e!

63. fasaly ( 09/01/2007 20:58)
kelly: io nosoratako farany io ary ny famitinana azy e! euhhh ny resaka eto hono izany dia momba ny sipa vita fenarana dia hande hody amzay any dago dia sarotra ho azy ireny no hahita vady:wink:

euhhhh! zà alou tsy tia anreny hoe jereo eto ireny e! indrindra fa lay hoe video:wink::-D:-D
64. fasaly ( 09/01/2007 21:01)
lalah: ho tanteraka anie ny fanirinao , izay no tanjona tsara indrindra ka lmirary soa anao !:-*
65. Lalah ( 09/01/2007 21:05)
fasaly,mivona marina ilay size, zao e! ny vady koa akory tsy kilalao ka hoe alaivo iry hoana dia ity ary, fa misy ny anjara. Dia aza raisina hoe avy any andafy dia tsy nahazo vady fa mety tsy voasoratra tao anaty lisitry ny mahazo vady izy angamba
66. Lalah ( 09/01/2007 21:07)
tsy hoe avy andafy fotsiny moa zany e! fa hoe nahavita fianarana avy an andafy, njy ve efa manana ry fasaly, za kaloa efa manana e! za koa tsy matahotra na lasa aza io.
67. sitlo ( 09/01/2007 21:11)
kelly13> ity ny fintiny raha tianao http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m45a39f3e89845

fasaly> marina mihitsy izany teninao izany. Fa angaha moa raha hoe nahavita fianarana tonga dia tafita amin'i Lalah?

Lalah> zatra mitsikaraka hoy ianao, ny aty madagasikara koa no tena zatra mitsikaraka. Ny any ivelany raha nahavita fianarana tsara sy mahazo miasa dia izay. Fa ny aty Dago, bizina. Arakaraky ny fianarana natao aloha io fa misom aty tena betsaka ka. Aza atamoraina marina ilay izy.
68. fasaly ( 09/01/2007 21:12)
manana in io ry lalah???? zà kalou zao mbola hitady refa tonga any madà fa fanina ihany koa izao ny tennay hoe amin'iza no hitontona aky!:°):°)

ka ny olanlay sipa anie ky ry lalah de zao e! efa somary mahazo taona ihany zareo vao tafody any hoe vita ny fianarana, de matahotra ny ho lany anjara, ny sipa kely manja mameno eraky ny tanana de hoe izaho efa antitra ity de mande ny tahotra sns de tsy maintsy hoe ho maika ihany izy hanambady angamba....
asa anefa....fa refa ho tonga eo tkou ve ny anjara tsy ho tonga fa ilay manambady tara be no sarotra mahita hono e! ary hitako marina io an!
69. Aino ( 09/01/2007 21:22)
izaho nefa mino fa raha misy aza izany dia 10 ao anaty ny 100 na latraky izay aza no manao any izany!!!

ny aty madagasikara koa no tena zatra mitsikaraka. Ny any ivelany raha nahavita fianarana tsara sy mahazo miasa dia izay. Fa ny aty Dago, bizina. Arakaraky ny fianarana natao aloha io fa misom aty tena betsaka ka. Aza atamoraina marina ilay izy.
raha aminko dia resaka ihany ilay izy fa betraka hireo manampahaizana mitaraina fa tsy mahita asa sahaza azy!! na misy aza dia tsy mahavelona ny fianakaviana keliliny ankory aza, dia izay koa no mahatonga ny ankabehazany miakatra aty manohy ny fianarana sady miasa asa eny aloha mandra pahavita ny fianarana, ary betraka aza no mijanona aty noho ny fanantenana vitsy.
70. kelly13 ( 10/01/2007 14:39)
fisaorana ho anareo namintina :-*

inn no antony tokony hatahorana ny vhv nahita fianarana taty andafy izany? matahotra ho voatsindry sa d carrément fialonana? asa, mba lasa indray ny saiko
71. Solitikabe ( 10/01/2007 15:14)
Nga kosa moa ny vehivavy ihany. De ahoana ny lehilahy entina mamonjy fivorian'ny zanak'ampielezana, de aseho vahoaka mihintsy hoe ity ny zanatsika nahavita fianarana tany an'ananona eh. Fa raha teo Ankatso aloha iny tsy nisy nampiseho akory. Ahahaahahahahaha
72. fasaly ( 10/01/2007 16:53)
solitikabe: fa taiza indray i solitika no nahita anzany spectacle izany????:roll::roll::lol:
73. sitlo ( 10/01/2007 19:01)
:-D:-D
74. xxx ( 10/01/2007 19:14)
fasaly> otran tsy mbola misy peratra aki ny tanako sady tsy mbola nidirany mitsy ko..hihihihi

marina aryyy
75. xxx ( 10/01/2007 21:22)
Solitikabe:

Nga kosa moa ny vehivavy ihany. De ahoana ny lehilahy entina mamonjy fivorian'ny zanak'ampielezana, de aseho vahoaka mihintsy hoe ity ny zanatsika nahavita fianarana tany an'ananona eh. Fa raha teo Ankatso aloha iny tsy nisy nampiseho akory. Ahahaahahahahaha

fombany eran izao tontolo izao io tia zavatra tsy avy eo antoerana io. Hatraty amerika aza, rehefa misy fety ireny dia tononina tsara eo imason ny olona rehetra oe avy any mkara izy, avy ary ananona izy dia faly ery ny olona mba mila resaka aminao fa zava tys fahitany ianao. Samy tia raha vao aby io e. Maitso kokoa foana ny bozaka rehefa tsy eo antokotany

76. Fiffi ( 11/01/2007 08:17)
Solitikabe: fa nahoana kosa ?
77. ronaldo09 ( 11/01/2007 12:39)
Za aloha mieritreritra hoe ,toa marina fa tsy hisy hahasahy ny sipa avy aty satria za tonga teto Russie t@2002,2003 nisy sipa gasy roa vay iray tanana tminay nahavita fianarana dia nody fa hatramizao dia mbola madamozely foana ry zareo nefa anie ka sipa masaka izany a!Zany hoe efa ho 4ans no nialan'izy roa tay ny iray moa tena miasa fa ny iray mbola manao asa-tselika eny ihany fa izy roa rehefa mifanoratra izahay dia hoe mbola tsy manam-bady foana.
Ny tiako ho lazaina rehefa aty an-dafy nareo sipagasy ka te hody any Dago dia mitadiava bandy gasy dia fikiro fa aza avela sao tratra farany eo.
Sa tsy marina izany????
78. fasaly ( 11/01/2007 13:17)
mrina io ka!:°)
79. Fiffi ( 11/01/2007 15:52)
ronaldo09: ka sao mba choix-ny kosa aza zany ? sao de tsy mitady ry zareo fa miandry zay ho avy eo ? sao de mbola tsy vonona ry zareo ? bdb ny ctitère mahatonga azy mbola tsy hanambady fa tsy tondé hoe ny bandy gasy no......
80. MTN ( 12/01/2007 02:08)
Rehefa nandinika aho dia ohatra ny marina ihany ilay tsy mahita vady eh.
Ohatra:
I Pussy (miala tsiny amin'ny ze manana an'ilay anarana) hono lasa any an-dafy. Hipetra-drery iny zao any. Dia mbola vao hitady namana vaovao. Dia ... Ohatra ny mihitatra any amin'ny vitavitan'ny vazaha hoazy ny saina. Sady ianao tsy afaka manaporofo dia aleo tonga dia adaboka avy hatrany.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1028