vehivay nahita fianarana avy aty ampita rehefa mody any Dago
81. ronaldo09 (
15/01/2007 09:50)
Fiffi:
ronaldo09: ka sao mba choix-ny kosa aza zany ? sao de tsy mitady ry zareo fa miandry zay ho avy eo ? sao de mbola tsy vonona ry zareo ? bdb ny ctitère mahatonga azy mbola tsy hanambady fa tsy tondé hoe ny bandy gasy no......
An!an!an!Tena tsy choix mihitsy fa ry zareo ange no milaza fa tsy manambady e!Zany ho te hanambady ry zareo fa tsy sahy ny bandy araka ny henoko dia toa niaraka amina comissaire ilay iray de avy eo nisaraka zany hoe 2e bureau fotsiny !
ronaldo: hitako ny fahamaraninan'ny resakareo fa betsaka ny sipa hitako fatako nody vita fenarana fa raha tsy namandrika vady elabe dia tsy hahita mora foana anzany vady zany refa tonga any asa inona no ntony:°):-w