vehivay nahita fianarana avy aty ampita rehefa mody any Dago
41. fasaly
(
09/01/2007 20:07)
diamondra io efa nosoratako io - efa ni passer ny 40taona:? di farany kivy fa dia hoe hitady vazà somary efa zokiny zany zao sisa no fanantenàna:wink:
42. fasaly
(
09/01/2007 20:08)
sitlo:
io aloha amiko tsy misy hoe avy any an-dafy sa tsia eh. Ny ahy hoe manja sa tsia aloha, dia avy eo tsara toetra sa tsia, dia izay vao manaraka ny nahavita fianarana sy ny fitovizana revy sy ny voan'ny lagaly sns ...
Za ndray zarako aza nahavita fianarana ambony ko.
izay no tokony ho izy ka!:wink::P
fa lay voan'ny lagaly kosa alou tsy tafa e!:-D:-D:-D
43. sitlo
(
09/01/2007 20:12)
Lalah:
sitlo, dia maninona raha voan ny lagaly ry sitlo, lagaly angaha tsy azo sitranina,. Fa mba tonga lafatra hoatran ny ahoana ity ianao no manaratsy olona?
fanontaniana manitikitika fa tsy fanaratsiana ka. :°)
44. fasaly
(
09/01/2007 20:16)
lalah: ianao mitsny no tsy nahakobo ilay sipa fa tamzà mbola tany anie izany zvtr izany no nitranga e! ka hatramzao izy dia mbola mitady vady fona !
nitondra zvtr hamidy nanao varotra import ixport teo izy kalongany fa tsy naharitra e! jereo amzany anie! nahazo diploma avy aty andafy hoe nahavita fenarana fa izy nefa dia t sy nahita asa mahitsy fa amzao no tsy haiko fa ny fatako dia mbola tsy nanambady izy aloh, ny resaka eto dia reska hoe sipa mody nahavita fenarana tsy mahita vady:P dia cas naly sipa izay mitsy no tantaraiko etona:P

45. simplex
(
09/01/2007 20:18)
Lalah: fa maninona i rasoa sy raketaka no tonga d tsy maintsy hoe pahina? :-w miady amiko @ zany an :-P
io zao le toe-tsaina kihaninao ery ambony ery hoe manao prejuge ny ol fa hoe avy any an-dafy d tsy maintsy henjana. Kay ny ol avy any andafy kou manao prejuge hoe ny ol avy eto antoerana hoe tsisy atokona.
Na zany na tsy izany, ekena mba fidio ihany ze hovadiana. Aza atao be loatra fotsiny ilay prejuge. Ny vola fitady ary ny bandy Gasy koa anie mba midebra ihany fa tsy hoe tena tsy aninontsianinona akory e. Ka zay le izy e, Aza mamono lolo kanefa koa aza manaiky tsindrina. Tsiky d ampy :D sady mandaitra io ;-)

46. fasaly
(
09/01/2007 20:24)
Lalah:
I fasaly angamba mety tsy mahafantatra zay tena fiainan any fa mety ivelany fotsiny ihany no hitanao, fa mety manana projet an izy.
manana ny projet ny dool anie matoa mody e! fa indraindray tsy arakaraka ny noheritreretina ny zava miseho any dia eo mitsatoka daholo ny zava nokasaina rehetra, mba hainao ihany ny fandehan'ny any antanàna any fa na mande na tsy mande, na mande dia tsy misy tohiny itsony io......
47. Lalah
(
09/01/2007 20:24)
Dia tsy haiko aloha zay anazavana azy aminao ry sitlo fa lagaly sy fofona sy produit ampiasaina izay tsy hitanareo akory fa foroninareo aza hitanareo critique-na sahady koa maika zavatra hafa. Aiza koa moa izy no tsy mba hametraka ny condition-any. Samy manana ny fijeriny marina ny olona.
Fa ny zavatra tsy azo lavina aloha dia zay mahay mihetsika tsy maintsy tafita e! indrindra miampy fahaizana.
Fa ny zavatra tsy azo lavina aloha dia zay mahay mihetsika tsy maintsy tafita e! indrindra miampy fahaizana.
48. fasaly
(
09/01/2007 20:27)
ka ny olona rehetra tsy tafiditra amly sokajy hoe mahay mihetsika fa manantena ny diplome ny izy kou!
dia amin'ny lalah izao! in no hetsika manja mety hanafaka ny olona eo amzay olana misy izay:wink::°)
dia amin'ny lalah izao! in no hetsika manja mety hanafaka ny olona eo amzay olana misy izay:wink::°)
49. kelly13
(
09/01/2007 20:29)
:oops: mba azo fintinina v fa lava lôtra le izy? misaotra tompoko :)
50. booboo
(
09/01/2007 20:31)
Pissoa > nikoteka zay Raketaka fa hadinoko lé hihihihihi
Simplex > angaha :-P ? tôko Rasoa ato @ namana io noteneniko io ...mihevina zay ilay zanak'olona voatoniko foan lé
Simplex > angaha :-P ? tôko Rasoa ato @ namana io noteneniko io ...mihevina zay ilay zanak'olona voatoniko foan lé
51. xxx
(
09/01/2007 20:33)
Tsy ny fepetra apetraky ny vehivavy izany io ry reto oa. Na ry rasoa ry raketaka aza ataoko fa mba manana ny fepetrany ihany koa fa tsy tonga dia hanaraka izay bandy mikaoty azy voalohany fotsiny. Ny lehilahy no tena be fepetra no mahatonga an'io. Jereo ny soratry simplex, jereo ny lazain'i fasaly. Toy izao sy toy izao ilay vehivavy tadiavin'ny lehilahy. Mody tsy ekeny fotsiny oe ao anaty fepetra ilay tsy nianatra be na avy any andafy io rehefa miresaka. ;-):°):°)
52. Lalah
(
09/01/2007 20:34)
simplex, zah aloha tsy niteny hoe rasoa sy raketaka no pahina e, fa ohatra no noraisiko, hoe mijery tsara vao manaiky fa tsy zao olona tsy fanta-pototra na mpanendaka na mpamono olona(pahina) rehetra zao no ekena ho vadiana.
fasaly, ka efa tsy anao raha mihintsy zany ny andry kay, cas hafa mihintsy zany.
fasaly, ka efa tsy anao raha mihintsy zany ny andry kay, cas hafa mihintsy zany.
53. fasaly
(
09/01/2007 20:34)
booboo: tsy io fanoratra rasoa io no eto am namana fa rrasoa:wink: donko tsy izy no resahina fa i rasoa sy i raketaka :wink::-D:-D:-D
kelly: aza kamo vavy fa vakio hatreny amboalohany:-D:-D:-D te ho taraiky any kou eo vao hoe fotino wa fotino
kelly: aza kamo vavy fa vakio hatreny amboalohany:-D:-D:-D te ho taraiky any kou eo vao hoe fotino wa fotino
55. kelly13
(
09/01/2007 20:36)
fasaly>ka tsy nahatratra tgv tsony d tara lava e, eo mou mba fitino fa aza b :-D:-D:-D eo fotsiny e
56. fasaly
(
09/01/2007 20:38)
lalah: ohatra itako alou io zao ka tafiditra ohatra azoko paetaka ato am dinika ity:wink:
betsaka anefa ny cas otran'io ka! na bandy na sipa otran'ny lany andro nanatra taty andafy fotsiny fa refa tonga miverina mody any antanàna dia diso fanantenàna daholo hany ka manao zavatra hafa mihitsy tsy mifanaraka am diplome ny, dia eo amizay ilay resaka lazain'i lalah hoe mihtsika izany hoe alefa amzay ny resaka afera izay mety hatao ho fampidriam-bola:°):-P

57. fasaly
(
09/01/2007 20:41)
lalah: ka lay rasoa sy raketaka anie mba ohatra noraisin'i sipmlex fa mety hoe i fasaly io na i kelly e!:wink::-D:-D:-D
booboo: :wink: sao tonga fofona eto ny zanak'oul kou nefa i rasoa sy raketaka atao ohatra no resahina:-D:-D:-D
kelly: defa hita mibaribary lmitsy ny hakamoandry anktriny an! arokatra am dinika manokana hoe tsy mahasokatra an'io aho fa video jereo eto snsn izao indray de we fitino:-D:-D:-D:-D maninona raha manakarama oul mitsy hanao azy:-D:-D:-D

58. Lalah
(
09/01/2007 20:42)
fasaly, betsaka ny zavatra tsy hitan any Dago aty andafy, azo atao tsara ny manao azy any Dago. Io ndray anefa arakaraka ilay vola misy ampelatanana, mahaiza mitsakaraka.
59. kelly13
(
09/01/2007 20:44)
fasaly>njaso klou hitady saosy hanakaramana oul ra izany fa njy klou zao no eto d ento ny famintinana ramatou kely serasera2006 izay omeko ny solon'anarana hoe "fasaly" ary haingana njy fa aza laozana mivanitikitika eo an hihihi
60. kelly13
(
09/01/2007 20:45)
ary kay samy mitovy iany tsika samy tsy mpanokatra le we "jereo eto" hihihihi