vehivay nahita fianarana avy aty ampita rehefa mody any Dago

21. simplex ( 09/01/2007 18:16)
zay d manararaotra be ry liantsoa sy ry pissoa, le ra- eo aloha mintsy no tena misy an'le sarma :-P
22. zaranahita ( 09/01/2007 18:20)
Mety ho marina io kanefa d manentana an ze aty andafy fotsiny aho mba tsy hieboebo rehefa tonga any Dago e! D amzay ny ol tsy manana fijery hafahafa toy izany.
23. fasaly ( 09/01/2007 18:21)
iza kay izany liantsoa:°);-)
24. Lalah ( 09/01/2007 18:45)
Tsy mahatoky ny valeurany izy zany matoa matahotra tsy hahita vady, lhl be dia be erakin ny tampo-tanety io, sady ny lhl amin zao fotoana vhv mahay, tsy dependante, no tena tiany e!
Ny lhl @ zao fotoana presque materialistes daholo( misy minanaka ndray zao eo nefa marina io voalazako io), tsy mirevy sipakely vao miainga intsony fa tonga dia zay mahay mihetsika, donc fort ny probabilite hitiavana ny lhl ao dago ny sipa avy any andafy afatsy ny C.O.X angaha.
25. kitjo ( 09/01/2007 18:55)
simplex sy fasaly> marina tokoa ny voalaza fa na lahy na vavy anefa rehefa diso bossiste be lotra...tsy mivoaka ny trano fa oe mibosy...tsy hanao sipa fa hoe aleo mibosy...tsy mahita ny fahitan'ny olona fa oe mibosy...tsy manao ny fanaon'ny olona fa hoe mibosy...

ny iafarany refa vita ilay fianarana vao misary gaigy nefa efa tsy @ taonany tsony dia iomehezan'ny kil fts...sady kizintina satria ts mitovy longueur d'onde @olona tsony

zya nge mahatonga "antsika" manala azy eto iany e..hahaha...mila balancer-na ny fiainana ry zareo ah!

Zay no tsy atahorako amzany refa hody any Dago...:-P
26. bonnechance ( 09/01/2007 18:58)
Marina ny anao @ lafiny sasany ry lalah. Fa lay toe-tsaina gasy tia misehoseho hoe avy any andafy no tena tsy ahitany satria tonga dia comléxé ny ao antoerana. Ohatry ny hoe tsy maintsy ambony be foana rehefa "avy any andafy". Matoa tsy mahita dia satria ny fisehosehoana no atao be amboalohany fa raha tsy manao izany ,ka manana ny valeur morale tsy maintsy mahita foana.
27. xxx ( 09/01/2007 19:02)
comléxé :-D
28. fasaly ( 09/01/2007 19:12)
kitjo: fangah kitjo mbola hitady vady fa tsy efa manana:wink::-D:-D:-D ka in marina no hatahorena fa ndao hi blance:-D:-D:-D:-D
29. Lalah ( 09/01/2007 19:15)
Ka ilay izy anie ry bonnechance tsy misy hoe misehoseho hoe za-miavaka fa mahavita zavatra, za avy any andafy, fa io ilay zavatra efa niainana taty andafy dia lasa raikita-pisaka ao anatinao ilay tia mikarokaroka, tsy tia mipetrapetraka e, fa miezaka foana! mazava hoazy fa mivoaka hoazy ny mampiavaka anao @ hafa. Dia raha zany ve zao dia lazainao fa misehoseho aho? an an zay no nahazatra ahy koo. Ny olona koa anie matetika, indrindra isika gasy no mbola manana ilay toetsaina hoe miseho mialy indray i anona fa avy any andafy, na tsy mieritreritra an iny aza ilay olona dia forcen ny sasany fotsiny hoe miseho milay. Ny an vazaha zany mahavita zavatra zany tsiriritina ery ny antsika tonga dia hoe hanindry ndray zao i anona io fa nanao an izao.
30. fasaly ( 09/01/2007 19:16)
izà izao wa mahalala sipa vita fenarana avy andafy fa tsy mety mahita vady hatram zao efa quarentaine mbola eny ihany ....:?
lalah: marina ve izany?????? toa hitako hoe ny sipakely no mahazo vahana koa sa ve tsy izay ilay izy:°)
ilay izy koa anie tsy hoe vita fenarana aty andafy de hoe tonga de mahita asa e! zareo indrindra no sarotiny be amin'ny asa satria hono ny karama tsy mifanaraka am diplome hanany dia aleony tahirizina ny diploma fa tsy miasa fa miandry proposition karama avo be dia jereo amzany, lehilahy iza no hiditra amzany eo!;-):-D:-D:-D tsy mime loza aho an!
31. sitlo ( 09/01/2007 19:28)
sao dia voan'ny lagaly kosa ilay izy ry fasaly
32. Lalah ( 09/01/2007 19:29)
fasaly, io ndray aloha dia arakaraka ilay olona e! ilay resaka asa, raha fantany hatrany amboalohany fa tsy dia misy kandra mahazaka ny proposition any Dago mikasika ny filiera ataony dia tokony efa niomana @ zavatra hafa izy, ohatra hoe nanao vadimpianarana hafa, na tonga dia nanagana zavatra hoan ny tenany. Na mety manana plan hafa koa izy no mahatonga azy tsy miditra amin ilay asa, aiza moa no mety hahafantarana zay programany any.
Ny hoe tsy mahita vady indray, sao tsy ilay hoe maha avy andafy azy na hoe miandry proposition karama ambony be no tsy hahazahoany vady fa sao zavatra hafa mihintsy ohatra hoe ratsy toetra tsy azo hiarahana miaina, raciste, tsy te-hanambady mihintsy.
33. Lalah ( 09/01/2007 19:31)
sitlo, dia maninona raha voan ny lagaly ry sitlo, lagaly angaha tsy azo sitranina,. Fa mba tonga lafatra hoatran ny ahoana ity ianao no manaratsy olona?
34. fasaly ( 09/01/2007 19:32)
sitlo: tsy haiko aloha fa zà tsy nanainga ny akanjony e!:roll::-D:-D fa somary malàny fofona izany ireny ka! kozy e! asa na ny produit ampesainy marina no maro lotra de.... euhhhhhh:roll:
35. fasaly ( 09/01/2007 19:34)
:-D:-D:-D ary tsy mi colle izany resaka izany fa i sitlo kou tena manakoratana ny saina:?
noheveriko fa lay resaka tsiro mbehivavy tarokatra ity vosoratrao ry sitlo ka kinga ery aho namaly hay lay resaka sipa nahavita fenarana no ato!

an a an ka! tsy voan'ny lagasy izy fa tratran'ilay hoe basin'ariary fito e!:-P
36. Lalah ( 09/01/2007 19:37)
hafa ndray zay fomba fijerinareo olona zany. Manahirana marina izy ity marina moa.
37. fasaly ( 09/01/2007 19:37)
lalah: ka mahavaly ny fanontanianao ihany anie ny volazan'ny simplex etsy ambony e! matetika ny sipa obsista be dia tsy azo resahina fa kizitina am atao rehetra de mikatso eo dool refa tafody any sauf vevavy nahavita fenarana fa sarmante be no tsara fanahy be! kanefa otran'ny tsy izay dool ilay hitako izay ka:roll::wink::-D
38. diamondra27 ( 09/01/2007 19:40)
ny vhv avy aty andafy be fepetra doly.
Manisy condition we zao sy zao nefa i raso sy raketaka lol tsy mila an'izany fa refa misy maka vady de manaiky.

simplex:ho ho ho coincée v zany le sipa avy aty andafy?
mba asiana tsiky ihany le fiainana fa tsy atao serieux zany foana an!
asiana @ le manala azy kely... fa tsy au tél lava, lol hahaha

fasaly: eny e! na de tsy mahita asa aza izy de misy an'le we avy any andafy de revo foana ny sipa.Refa voan'le vantara eo ry zareo de vao maika tara.Refa tsy misy ny vola de ny vava no ampiasaina manao baratin fotsiny.Grrrrr

fa firy taona aloha le sipa miandry vady zany e!

mety efa nandalo teo anoloany ihany ny destin fa izy no tsy nahay nanararaotra satria be kenokenona sy be condition loatra(oh we: za tsy hanambady raha tsy miasa le kofy, rah tsy zao sy zao); de lasa izy koa

39. sitlo ( 09/01/2007 19:56)
io aloha amiko tsy misy hoe avy any an-dafy sa tsia eh. Ny ahy hoe manja sa tsia aloha, dia avy eo tsara toetra sa tsia, dia izay vao manaraka ny nahavita fianarana sy ny fitovizana revy sy ny voan'ny lagaly sns ...
Za ndray zarako aza nahavita fianarana ambony ko.
40. Lalah ( 09/01/2007 20:02)
Marina aloha fa Rasoa sy raketaka tsy mila blah blah, fa rehefa misy maka dia tonga dia manaiky. Fa saingy zao tsy rasoa sy raketaka akory no atao tanjona eo amin ny fiainana. Tsy hisy kosa angamba olona hanambady pahina nefa efa hita hoe pahina, tsy olana mihintsy ny mijery tsara zay ho vadiana fa tsy hoe zao ampombo-lahy rehetra zao dia mety avokoa na vhv aza ny tena.
I fasaly angamba mety tsy mahafantatra zay tena fiainan any fa mety ivelany fotsiny ihany no hitanao, fa mety manana projet an izy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1608