Kristianina manambady Silamo
81. diamondra27
(
10/01/2007 11:47)
soanja: tsara ny mahatsapa tena mba ahazoana manitsy izany.Olombelona tsy tonga lafatra isika fa raha hivavahanao fatratra izany dia ho afaka.
Rien est impossible à Dieu
ary koa raha ny zanaka no hanafaka anareo dia ho afaka tokoa ianareo.
Manàna objectif fa aza mijanona @izao.(@ fanarahana ny Tompo io an)
Soanja: za manokana aloha dia tsy mampaninona ahy ny hoe: mahalala coran sy zavatra hafa ianao, amiko izany tena zavatra tsara satria entina hampandroso @ fanarahana ny Tompo.
Jereo fotsiny izao ny nataon'i Jesosy, tonga nofo Izy mba hahazoany miaina tahaka antsika, mahatsapa ny fijaliana sns fa tsy midika izany fa nanota Izy. Ny tiako lazaina dia hoe: azonao atao tsara ny mandeha manao yoga , mi-zen, bouddhiste, coran sns fa mitazona ny maha-kristiana anao foana.
Ahoana moa ny fomba hamalianao ireo sokajin'olona ireo raha ny baiboly ihany no fantanao?
Raha hitady olombery ianao dia aiza no aleha: eny antsena ihany ve, sa ampianarana sa eny ampiasana , non hoy aho hoe: tsia satria mila mandeha any @ boîte de nuit ianao raha izay no lalana tsy maintsy izoranao mba hahazoanao olona very sy lalana voatendrin'i Tompo, fa izany tsy midika hoe: ho any ianao de handihy sy hanao la vie fa hoe: hoe ho any @ boîte ianao dans le but hitory teny, hitarika olona ho an'Atra fa tsy voatery hoe: @ toerana mahazatra foana no itoriana ny teny.
Mety ihany koa @ toerana misy ireny toxi reny no aleha sns...
Tsy mandehandeha araka ny fisainanao anaefa fa mandeha araka ny Fanahy rehefa izay no voatendry hataonao.

82. diamondra27
(
10/01/2007 11:53)
Somary HS kely ity tantara ity:
nisy kristiana iray tena nafana fo t@ fanarahana ny Tompo , taty aoriana dia nihemotra izy satria nisy olana teo @ fiainany.
Inona hoy ianareo no fitaovana nampiasain'i Tompo azy?
Olona mamo no nifanena taminy ary nanome ilay kristiana tracte. Teo ampamakiana ilay tracte dia tonga saina ilay kristiana hoe: andray ity izaho, za tokony hitaona olona indray ve no mivarolavo nefa le mamo iny aza no nanpahatsiahy ahy mba tokony hiverenako @ Tompo
Ny tiako ambara dia hoe: manana ny fomba fiasany Andriamanitra amintsika tsirairay avy.
Ahoana no hitarihanao ny silamo raha tsy mifanerasera aminy ianao? nisy contact
izay izany ny hevitro ka asa na nazava na tsia fa tokony tsy hifanome tsiny fa samy maneho ny heviny daholo.
Tsy forcé ny manaraka an'i Jesosy fa décision personnelle.
Raha mahatsiaro voatery ianao dia mbola tsy tsy izy izay.

83. prime
(
10/01/2007 12:00)
dailynews> efa mivaona tokoa ny resaka eto fa dia mitovy hevitra tanteraka aminao aho satria izany tokoa no lazain\'ny soratra masina...
\"Hoy Jesosy taminy: Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin\'ny Ray, afa-tsy amin\'ny alalako.\" Jaona 14:6
xxx:... hatreo amin\'ilay hoe ilaina ny mandalina ny finoana hafa dia itoviako hevitra aminao fa ny hoe mankany amin\'Andriamanitra dia tsy izay metimety aminao izany fa izay nolazain\'Izy Andriamanitra ihany araka ny voasoratra hoe :
Tsy midika koa izany fa tsy tokony handalina na hanana fahalalana momba ny fivavahana/finoana hafa, au contraire, manampy anao hitady izay tena lalana mety aminao , mety ho tonga @ cas aza hoe lasa miova fivavahana ianao, fa rehefa izay no mampety ny fanahinao dia izay ilay izy
\"Hoy Jesosy taminy: Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin\'ny Ray, afa-tsy amin\'ny alalako.\" Jaona 14:6
84. diamondra27
(
10/01/2007 12:56)
prime: d'accord à 100%@ireo voalazanao ireo aho.
mandalina ny finoana hafa dia tsy izay mahafinaritra anao no atao fa izay angatahin'i Tompo aminao.
Kristiana manambady silamo:
hoy Jesosy: avia fa ataoko mpanarato olona ianao.
Y compris ny silamo. Raha manana an'i Jesosy izany ianao dia tokony hahataona azy.
Alohan'ny hanambadiana ilay silamo ve aloha dia efa napetrakao t@ Tompo hoe: mety ny hanambadianao ilay silamo sa ianao fotsiny no mafy loha hoe: tiako izy na dia hafa finoana amiko aza
après raha efa asehon'i Tompo fa tsy mety izany nefa mbola ataonao ihany dia tokony tsy hanome tsiny an'Atra ianao hoe: tsy mamaly vavaka Izy, rehefa any aoriana any raha miseho ny olana. Satria ny fonao no nohenoinao fa tsy ny feon'i Tompo.

85. Ruby
(
10/01/2007 14:34)
xxx, diamondra27: ra ny fahitako ny zavatra mitranga eto toa tsy hoe eto soanja mba tia jerijery fotsiny sy te hahafanta-javatra fa toa efa mino tokoa koh, ary tsy mino fotsiny fa mitory an io finoana mifangarongaro io :roll: de ahona indray izany?
86. rakaroka
(
10/01/2007 19:57)
rakaroka:
xxx:
Ary momba ny nolazain\'i rakaroka momba ny zazakely minono dia misy ny teny toy izao:
\" Avy amin\'ny vavan\'ny ankizy madinika sy ny minono no nanorenanao hery noho ny mpandrafy Anao, mba hampanginanao ny fahavalo sy izay ta-hamaly ratsy\"
Salamo 8:2.
Eto i xxx dia mampiasa ny versé @ tsy izy mihitsy:
dia ahatsapa ianareo fa tsy misy fahamarinany ny fijerin'i Soanja.
Ary na izany na tsy izany manatombo foana izay manam-pahalalana eo @ fiainana ankapobeny!
Misy diso ny voasoratra dia ahitsy: misy fahamarinany ny voalazan'i Soanja fa tsy hoe tsy misy!
87. diamondra27
(
11/01/2007 07:47)
Ruby:ka hoy ny Tompo hoe: tsy misy mahay manompo tompo 2. Ka tsy azoko le hoe: mitory finoana mifangaroharo.
Samy manana ny nampianarana azy isika, fa raha izay no fantany fa mety dia inona moa no azoko atao
ahoana aza no hinoanao an'i allah en même temps hoe: mino an'Atra ianao
ny silamo manana ny doctrine ny kristiana koa manana ny azy; un moment donné rehefa te ho kristiana pratiquant ianao dia tsy maintsy manaraka ny teny voalaza ao @ Baiboly fa raha tsy izany dia lasa mpivavaka masirasira, nefa tokony ianao no ilay sira fanasin'ny tany...

88. LazaDaddy
(
11/01/2007 07:52)
diamondra27:izany ve dia tsy azon'i Diam? Valiny: mihatsaravelatsihy =))
ahoana aza no hinoanao an'i allah en même temps hoe: mino an'Atra ianao
89. diamondra27
(
11/01/2007 13:06)
LazaDaddy:
diamondra27:izany ve dia tsy azon'i Diam? Valiny: mihatsaravelatsihy =))
ahoana aza no hinoanao an'i allah en même temps hoe: mino an'Atra ianao
LD::-w:-w ihany le izy aloha e!
na izy tena mino an'i allah dia mba manao présence fotsiny mihaino rehefa tonga any ampiangonan'ilay Xna fa tsy afaka ny hilaza mihitsy hoe: za mino an'Atra de hanompo an'Atra se donne à 100% dia avy eo koa manaraka 100% ny coran
naman'ny hoe: mitsatsaingoka ihany izany amiko
iza moa le niteny hoe: Atra saropiaro Atra? Izay no mahatonga an'ny ranamana hilaza an'io(tato sa tany an'efitra tsy tadidiko tsony azfd)
90. xxx
(
12/01/2007 07:59)
Jereo tsara aloha sao tsy izay no tena tian'i Soanja nolazaina tary aloha tary ? Sao dia mba hoe miezaka mi comprendre ny finoana hafa , sao miitatra any @ tsy izy @ tsy misy antony ity resaka ity
91. prime
(
12/01/2007 10:03)
xxx> tsy vao izao i soanja no mitory an'io ka tsy dia mahagaga loatra ny fomba fandinihany zavatra mikasika ny finoana...
Ny fanambadiana kristiana dia manana ny hevi-dalina fonosiny ary manambara feno sy maneho ny fitiavan'Andriamanitra ny fiangonana ary ny fiainana mandrakizay, (izay no mahasakramenta azy mihitsy amin'ny katôlika) fa tsy toy ny an'ny silamo... noho izany raha misy kristiana manana eritreritra ny hanao izany dia mila mandinin-tena lalina satria tsy resaka taranaka sy firazanana sy "fitiavana" ihany no fototra ao fa tena Andriamanitra mihitsy no mitady ampirafesin'ilay mpino kristiana amin'andriamanin-kafa...

93. rakaroka
(
12/01/2007 17:22)
Ny fivavahana atao, amiko, dia tahaka ny emboka manitra asandratra eo amin'Atra, tsy izaho velively no hitsara avy aty ivelany, fa Atra no mahita ny ati-fo, dia tahaka ny fanatitr'i Kaina sy Abela.
Tsarovy fa nankasitrahan'i Jesoa kokoa ilay samaritana "tsara fanahy noho ireo hafa noheverina fa
mifikitra @ baiboly!
Ny ajustement nataoko angamba "concret" satria miharihary ny soratra, mazava Bbbe ny didifolo
toa nohadinoina..., fa mikasika ny fahafantarana an'
Atra sy ny fiovaovany endrika efa hatrao anaty baiboly: mila fianarana sy fandinihina lalina izany!

94. xxx
(
13/01/2007 03:57)
prime:
(izay no mahasakramenta azy mihitsy amin'ny katôlika) fa tsy toy ny an'ny silamo... noho izany raha misy kristiana manana eritreritra ny hanao izany dia mila mandinin-tena lalina satria tsy resaka taranaka sy firazanana sy "fitiavana" ihany no fototra ao fa tena Andriamanitra mihitsy no mitady ampirafesin'ilay mpino kristiana amin'andriamanin-kafa...
Nampiseho antsika ny fanambadian'ny hafa i soanja,tsy midika izany fa diso izy.Isika rehetra dia samy manaiky fa tsara ny mandalina ny fivavahan'ny sasany.
Na samy hafa finoana aza dia misy olana ny fanambadiana.
95. xxx
(
13/01/2007 04:34)
dailynews:
aza adino fotsiny fa Atra ilay namorona dia tsy fitiavana fotsiny ihany fa Atra saro-piaro; Atra masina ihany koa.
Saro piaro Izy: tsy zarainy @ atra hafa ny voninahiny(dia saro piaro be sy malahelo Izy raha toa ny olona iray mino zavatra hafa ankoatra Azy)
masina: tsy mahazaka fahotana Izy ary tsy mi tolerer izany (nilaza ny olona foana izy hibebaka sy hiala @ ratsy izay natao)
t@ alalan i Jesoa mba tsy ho very any @ afobe izay rehetra mino an i Jesoa fa hanana ilay paradisa, ilay fianana mandrakizay miaraka Aminy.
Milaza foana isika fa samy Atra iray no hivavahana,tsy mitovy mihitsy na iray aza
.
Izaho dia mitovy hevitra aminao,ny fanambadiany silamo na tsy mitovy finoana dia azy ho azy,fa raha resaka famonjena raha tsy mitarika ilay hovadiny hanantona an'i jesosy izy dia aza manantena ny ho voavonjy.Tsy ny finoana silamo irery ihany fa na ireo finoana hafa ka tsy mifanaraka ny tenin'Atra dia voafoaka daholo.^:^
96. piste
(
16/01/2007 00:05)
Laisany dia olona tery saina mihitsy. Ny finoana tokoa rah tsy intelligence sy charité dia lasa fanatisme sisa. Dia izao ataon'ny laisany izao.
Inona moa no itsaran'Andriamanitra antsika. Tsy resaka izay antokom-pinoana misy anao any velively fa ny FITIAVA-NAMANA. Jereo Matio 25
Ka na dia kristianina aza ianao nefa ratsy fitondran-tena, mitompo teny fatratra milaza ny marina dia tsy izy mihitsy rakoto ò. Ary misy ireo rahalahy silamo fa indrindra ry zareo bouddiste manam-pahendrena lavitra noho isika kristianina.
Ary farany : tsy isika mihitsy no hibaiko an'Andriamanitra hoe Tsy maintsy kristianina ihany no vonjenao ny sisa avelao. "Tsy izay manao tompoko tompoko ihany no hiditra ao @ fanjakan'Andriamanitra fa izay rehetra manao ny sitrapony ". Dia ny fitiava-namana sy ny tsy fanavakavahana izany.
Asio fandinihana kely fotsiny Rakoto dia tafita laisany

97. xxx
(
16/01/2007 10:41)
Mahagaga ihany ianareo zany an! eo zao nareo manome teny ao anaty baiboly tena mahafinaritra be Matio 25 mamaky baiboly ihany ianareo nefa zao raha misy teny ao @ baiboly omena anareo lazaina fa ny anareo baiboly foana nareo fanatique be :-D mahagaga . Ary mitombina mitsy ilay lazain'ilay size ray atsy hoe tsy Kristiana ny Katolika
98. piste
(
16/01/2007 11:02)
Ny olana anie dia ny fomba famakiantsika Baiboly mihitsy no tsy mitovy é.
Izay lazain'ialahy moa na kristianina izahay na tsia tsy hampiova n'inona2 izany. Rah misy ny Fiangonana tena kristianina dia ny Katòlika. Iretsy fiangonana majinika milaza azy tena izy iretsy dia tsy afa-manoatra ka hany sisa dia manaratsy no atao. Atao ahoana ny mpanaratsy dia ao aoriana foana.

99. xxx
(
16/01/2007 11:17)
Asa na ahoana ny famakianao anty
Exodosy 20: 4 , 5 , 6 . Aza manao sarinjavatra voasikotra ho anao , nany mety ho endriky ny zavatra izay eny @ lanitra ambony , naizay eny @ tany ambany , na izay any @ rano ambanin'ny tany . Aaza miankohoka eo anatrehany , ary ary aza manompo azy ; fa izaho Jehovah Atrao dia Atra sarompiaro ka mamaly ny heloky ny ray @ zanaka hatramin'ny zafiafy sy zafindohalika , dia @ izay mankahala ahy ; nefa kosa mamindra fo @ olona arivo mandimby izay tia ahy ka mitandrina ny didiko

100. kitjo
(
17/01/2007 04:16)
Piste> jereo kely aloha ny jaona 3:16 fa io no fototry ny Famonjena fa tsy ny fanaovana asa soa
Ary tsy misy Afo fandiovana zany koa ao anaty Baiboly ka hoe hotsaraina @ charite sns zany...
Rah aresaka charite sy fitiava-namana ary fihavanana dia ry zareo bodista no lohalaharana amzany,
io ry zareo dia ny hoe fantaro aloha ny tena atao oe Kristiana! aleo @le resaka atsy ambadika atsy no tohizana