fambolena zana_kazo namanadago 2007

81. fijo ( 26/01/2007 05:49)
sasa ao fa hoany isika rehefa maniry tsara ny hazo e.eo ampotony eo isika miala sasatra
82. mamynirina586 ( 26/01/2007 07:48)
miasotra e! aleo fa ho avy ny tary e! sady hanafatra tary hafa ihany ko e sady any ange ny tanindrazanay e! hi hi hi hi de tonga soa aty @ nay zany mamboly hazo e! ho be ala zany any @ nay misaotra
83. watafon ( 26/01/2007 09:04)
mbaliana, fijo: za tsy tia coco d sur fa tsy hamboly zany ! :-D:-D:-D:-D
sasa: misaotra mialoha e !
84. sasa ( 26/01/2007 10:53)
=))fijo, kou tsy efa antitra be ve isika vao hande hiala sasatra any raha izany kle:-D:-D:-D
watafon he he he he tsy misy fisaorana mialoha fa vola omena e=))
85. mbaliana ( 26/01/2007 13:41)
sasa hahhahahahahaha.. mitady vola aty aminay koa zany njy fa nanatsatoka ny hazonay? :-D:-D:-D

sasa ka zay koa no ilaina ny hazo koa .. ho an'ny aoriana na ny taranaka fara aman-dimby.

watafon> eny ary koa .. tsy hisy coco ho vokatra zany aminity taona ity =))=))=))
86. salohy ( 26/01/2007 16:25)
tratry ny taona daholo ry reto a!
za mba tena te hande miitsy @ hetsika toy izao saingy tsy afaka e! fa ra mbola misy kosa aloha ao aoriana ao de tsy maintsy za no voalohany e!
Fa mba amboleo any koa ry sasa ny anjarako fa enao toa efa mamboly ny an'i wata sy fijo sns ihany a!
wata: aza mety tavela any @ sisiny zany fa miakara e!
87. fijo ( 26/01/2007 22:14)
sasa tsy ratsy indray iny le.hi hi hi izany ry wata an;
ao moa ry sasa fa tsy ataontsika hotratra antitra vao hoany e
88. jaya ( 28/01/2007 15:16)
ze mazotou hiakatra ery antampony b ery de mbo jerevo oe naniry ve le namboleko tami erintona, lol, zanakazo 6 nenah tami erintona an.
Ar i patou nga tsy hande kle, lery kousa aza asainareo miakatra eny, lol
zay fa mahavita b dool an:lol:
89. sasa ( 29/01/2007 06:22)
jaya za tsy hiakatra eny zany aloha, efa nitomho ny taonako d tsy mahavita miakatra eny za satria efa kely aina
mbaliana za tsy maka vola aminareo sy fijo izany fa i watafon ihany kan, ny anjy sy fijo amboleko fotsiny
salohy hi hih aleo fa ho atsatoko daholo ny anzay tsy afaka rehetra e!
fijo hi hi hihi eny aza koa :-D
90. watafon ( 29/01/2007 08:27)
sasa: tonga d alaivo @ kaontiko any lesy an !
salohy: :wink: aza manahy ny amin'iny e!
mbaliana: tsy amty ihany fa hatrizay mihitsy k ! :-D:-D
91. xxx ( 29/01/2007 09:24)
Salut daholo, raha ohatra moa ka avy ny orana de ahoana
misy ialofana de ahoana lena be de esorina daholo ny akanjo fa lena be. Sady tsy misy mitondra elo. Misy trano ve any e.Za mantsy matahotra orana.:-D
De andao ande isika rehetra fa aza misalasala.
Veloma de @fambolenkazo ny fotoane.
Jejo.
92. mbaliana ( 29/01/2007 11:42)
watafon> hihihihi tsy hisy coco intsony anie any dago raha izany e:-D:-D:-D
sasa> merci ary e ..e mba teneno ianay ihany hoe aiza le hazo fa mba atao souvenir e :-*:-*
93. notron ( 29/01/2007 14:39)
Tratry ny taona daholo ary e!
Somary elaela kely aho tsy teto fa te-hilaza kosa anefa fa akaiky anareo hatrany ny fo e!
Faran'izay mahafinaritra ny tahaka izao satria ny adidy vita ary ny fahafinaretana ho azo. @ zao vanim-potoana izao indrindra no tenan maha-mety ny fambolen-kazo mantsy.
Isaorako ireo mpikarakara. Masaka éééééééééééééé!
Izaho aloha dia hitondra zanaka COCO mba hambolena any e! @ zay mantsy dia mankany foana mba mijery ny fitombony. Sa ahôna ouzénow???? hahahahaha!
Efa maromaro ireo akama nilazako ary nilaza ny ho avy daholo izy ireo satria efa nahita ary efa naheno fa ambiansa foana.
Zay fa tongava aby eeeeeeeeeee!
94. Ralay ( 29/01/2007 15:16)
Mba amboleo hazo mitondra ny ps-ko any, dia mba ho tsidihiko rehefa hatrizay e :lol:
95. mbaliana ( 29/01/2007 19:37)
:-D:-D:-D
96. Samoana ( 29/01/2007 20:18)
Ralay/ le hazom-bôsarimakirana atsy nice efa @ anaran'i booboo sao tadiavin'elà atao latsak'alina eo a :-D !
97. sasa ( 30/01/2007 04:50)
Ralay d asiana anarana hoe ralay izany ve le izy ha ha ha ha ha aleo fa ataoko mifanakaiky ny anareo 4 hi hi hi hi hi hi hi fa ny an'ahy mantsy ataoko mitokana tsy misy mpahita d amzay za irery no mialoka ao
watafon tsy nahazo za fa efa niova hono ny mdp koa :-D:-D:-D
98. naritsimba ( 30/01/2007 06:49)
Aza adino ny mitondra ny sakafoko ho anareo ry izay mazoto fa ny ahy sotro sy vava no entiko eh!
99. watafon ( 30/01/2007 07:26)
sasa: zany v ? oooohhh andraso ary fa alefako e! :-D:-D:-D, d aza adino ny sakafon'i naritsimba zany an ! :wink:
mbaliana : olona iray v no tsy mamboly d ho lany tarangana kosa ny coco! hihihi! vao maika miha betsaka aza izy zao aty kou !
100. pelazie ( 30/01/2007 15:21)
lo:

miarahaba tratry ny taona koa e, d mirary soa bdb ho antsika rehetra,
iee, d voaray ny hafatra fa ho avy amzay hanatevinaharana eee, fa taratara kely fa tsy afaka ny maraina manko
d zay zany fa d any mihaona e, manantena antsika ho avy, fa ny adidy vita ny fahafinaretana ho azo ozy nynamana zay



de tsy misy fisoratana anarana zany fa tonga dia eo mahamasina ny fotoana am'nio?

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.358