fambolena zana_kazo namanadago 2007

41. ANARIM ( 15/01/2007 14:31)
tsy misy fisoratana anarana moa zany an?
42. naritsimba ( 16/01/2007 05:33)
ANARIM> zà hitady rambo be eh!
43. rabaradaka ( 16/01/2007 09:53)
Za rangahy mba handeha raha tsy voahantso ho Ministra a !
44. Lejao ( 16/01/2007 12:13)
zay zany mba mila namana hiarahangady lavaka fa manana angady dombo e
45. Manitra06 ( 16/01/2007 12:55)
Trary taona daholo aloha e! Tsara kosa zany fambolen kazo zany a!efa katramin'ny fahazazana mantsy no zatra namboly hazo efa tsy voatanisa tsony e. ny tenanay mbo tsy hay na ho avy na akory ko,tsa mbola manana malala e!sa any vo mitady.Manorata haingana ry malala a! na tsy tonga aza ny tenanay de mirary soa daholo hahita fahafinaretana e!:D:):P:-D:lol:
46. watafon ( 16/01/2007 15:37)
ari.malala: ela tokoa zany marina an! d hivavahana mba ho tsara ny andro amin'io e!
Lejao: tonga d rangito dieny zao le angandy amzay mba maranitra izy mandra-pa !:-D :-D:-D
47. batita ( 16/01/2007 16:59)
Tena ialan-tsiny fa lavitra loatra sy miasa ka tsy ho afaka e!De mahazo fahafinaretana daolo an!:):)
48. Pynnokio ( 16/01/2007 17:11)
tratry ny taona ko nareoe, adidy zany de atao e, amin'ny le 3 zany e.Reventsika milay io.
49. casper ( 17/01/2007 09:17)
ok!oavy ny aty sady efa ela zay no tsy niaraako t@namana reetra!ny angataako fotsiny d mba aza atao ariva be ny fodiana fa mpetraka lavitra izay!:wink:
50. sasa ( 17/01/2007 10:32)
za zany d mahita ps be da be vaovao handé am le fambolen-kazo, tongava daholo fa tena milay be io sady fifampiaharabana tratry ny taona ihany koa io an!
Manantena antsika rehetra izany e
51. watafon ( 17/01/2007 13:53)
sasa: sôtsa e ! d manantena ny fahatongavanao kou e !:-*
52. Fiffi ( 17/01/2007 22:25)
zah moa zany de mazava ho azy fa tsy tafaraka @ nareo ho any fa de mahavità soa daholo an ! fa na izany aza de tsy manadino fa miaraka an'heritreritra @ nareo lalandava ! de hiantso an'i wata indray zany zah hanomé vao2 sy ny fandehany any ! :)
53. watafon ( 18/01/2007 15:19)
Fiffi: raha ny faniriako d izay mihitsy fa nohon'ny asa aman-draharaha d tsy possible fa aleo @ manaraka ndray za manome vaovao e !
54. Fiffi ( 18/01/2007 22:00)
wata: hay ndry tsy afaka ? de @ manaraka indray zany koh ! :):*
55. watafon ( 19/01/2007 09:07)
Fiffi: zany mihitsy akia an ! :*
56. sasa ( 22/01/2007 04:49)
watafon ha ha ha ha amin'ny manaraka indray
Fiffi amin'ny manaraka akia an
57. jord ( 22/01/2007 10:50)
Salama aby oh. Zah mety tsy ho afaka fa tena mianjy vahiny atoato, lol. Maztou aby an
58. sasa ( 22/01/2007 11:03)
jord tongava soa ny vahiny ary e
59. tsimatimanota ( 22/01/2007 11:09)
Faly tokoa ny tena fa samy tratrin'ny taona aby tsika rehetra,
koa manentana ny rehetra tokoa moa,
dia samy hanao ny adidy sy andraikiny ary ny fialamboly hoa n'ny rehetra koa,
Mazotoa di mandrampihaona
Any mahita Izy
60. naritsimba ( 22/01/2007 11:58)
casper> fa ise aiza no mody raha tsy mahadiso?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1836