fambolena zana_kazo namanadago 2007

141. fijo ( 09/02/2007 06:09)
mahay manindrona ka
142. watafon ( 09/02/2007 20:01)
fijo: tsindrona inn moa lesy izy zay fa adinoko ? :-D:-D
mbaliana : tsy ovaiko zany io k ! :-D
143. mbaliana ( 09/02/2007 23:13)
watafon> ovay fa tsy misy azo ka
fijo> tsindromy aloha ny tenanao ka
144. fijo ( 09/02/2007 23:15)
wata io le tsindrona mahavelona ka.misy karazany roa izy io.
ao ny -bibitoine,izay tena mamelona tampoka
ao koa ny -penis line,izay mampakatra ny tosidra somary ambanimbany
145. sasa ( 12/02/2007 04:46)
=))=))=))=))=)) anjekaky o ry fijo matahotra tsindrona za kle
146. mbaliana ( 12/02/2007 20:59)
aleo ihany comprimé ka
147. sasa ( 13/02/2007 05:23)
mbaliana ye aleo mintsy comprime raha otranzao koa sady tsy mety am olona marary foa le penis line
148. fijo ( 14/02/2007 00:24)
aiza ary nareo izany rankizy.ny tsindrona anie haingana kokoa e.sady tsy mampaharary vavony
149. sasa ( 14/02/2007 05:10)
fijo tsy raikitra misotro rano betsaka d'efa tsy marary vavony koa
150. mbaliana ( 14/02/2007 12:05)
sasa> yee zany marina... misotro rano sy manatelina tsy mampiseo vouvoux
151. fijo ( 14/02/2007 22:31)
sasa ,ao fa misy ranovelona koa aty ka.aza manahy fa minonoa fotsiny ihany hoy St marc e
152. mbaliana ( 14/02/2007 22:59)
io ndray raminonoaa... anga mno ny voalazan'ny baiboly ndray i fijo?
153. fijo ( 16/02/2007 05:51)
tsy mino fa mamerina rehefa ilaina ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3191