fambolena zana_kazo namanadago 2007
121. tefy
(
02/02/2007 12:12)
ho avy mihitsy aho aam io raha tsy ratsy ny andro ny hadidy tsimaintsy hatao ,hiaraka aam'n angady aho ary efa rangitiko tsara mihitsy izy ato,mahereza daholo isika rehetra é
122. Bditra
(
02/02/2007 15:27)
TRATRY NY TAONA 2007 DAHOLO ISIKA NAMANA REHETRA E !
Ny tenanay moa zany dia efa ho tamin'ny septambra 2005 no nitsidika tato farany ka tsy dia mahalala olona maro loatra ato intsony. Fa ohatry niverina eto amin'ny tanana indray dia mba te hiaraka aminareo ka tsy haiko na ahoana zay na ahoana ?
Fa ny fanontaniako dia afaka mitondra fitaovana fitaterana hafa ve fa tsy mandeha amin'ilay fiara iombonana handoavana 4000 ariary io? Sa tsy maintsy ?
Dia eny Mahamasina zany no fotoana raha mety izay fangatahako izay e?

123. watafon
(
02/02/2007 15:42)
Bditra: azonao atao tsara mihitsy ny mitondra fiara k ! (raha ohatra k io ilay fitaovam-pitanterana hafa any aminao ? )
sasa : tsy aleo v :-D toy izay :cry: e sa ? :-D:-D:-D
ari.malala: d mirary soa ho an'i toky e! :-*
anarim: aza manambe e!
sasa : tsy aleo v :-D toy izay :cry: e sa ? :-D:-D:-D
ari.malala: d mirary soa ho an'i toky e! :-*
anarim: aza manambe e!
125. fijo
(
03/02/2007 05:42)
wata an,tsindromy kely ao letsy i ari malala io mba hanasitrana ny zanany an.hihii
sasa,kay,le pne ve no vaky de za no naninona le?ndry ko efa hanaraka an'i mbaliana an
sasa,kay,le pne ve no vaky de za no naninona le?ndry ko efa hanaraka an'i mbaliana an
127. mbaliana
(
04/02/2007 22:27)
mifosa ndray i fijo.
watafon> tsy dia tena efficace loatra le fomba vaovao fa aleoko ihany le taloha ka :-D:-D
watafon> tsy dia tena efficace loatra le fomba vaovao fa aleoko ihany le taloha ka :-D:-D
129. ari.malala
(
05/02/2007 13:42)
o ry fijo a, nyzanako ve ny marary de za no hotsindromina fa enao ve aona e! :-D:-D:-D:-D soa iany enao tsy dokotera fa nanahirana kle! :-D:-D:-D:-D:-D
132. ANARIM
(
06/02/2007 06:43)
watafon : misaotra @ firariantsoa fa dia afaka 6 volana isika mahita ny vokany!!!
majinikakely : zay nareo zay...
ari.malala : manasa hinana lasary manga loooool (tsy niady yaourt tao izy mitsam alina???)
soa zany fa dia vita ny adidy azo ny fahafinaretana... d mipitrapitra eto fotsiny zany ny tsy nandeha mba nanafatra sary... eny eeee! ekena eeee!

134. mbaliana
(
06/02/2007 19:29)
watafon ovay koa ny anao e...
sasa> avia akia hiaraka amiko a :-D:-D
sasa> avia akia hiaraka amiko a :-D:-D
136. watafon
(
07/02/2007 20:14)
mbaliana : fa manin nenà no ovaina ? tsy tiandry ngah ? :-D:-D:-D:-D
137. fijo
(
07/02/2007 23:20)
hoadray,ka fijo anie dokotera mpanindrona fotsiny e,hany ka ny azy izay azo tsindromina ihany .:-D:-D:-D:-D
138. mbaliana
(
08/02/2007 11:06)
watafon> ovaina fa tsy efficace ny anao koa..
i fijo manindrona foana na dia tsy tokony hisy tsindrona aza.. aza mba gaga amin'izany nareo
i fijo manindrona foana na dia tsy tokony hisy tsindrona aza.. aza mba gaga amin'izany nareo