fambolena zana_kazo namanadago 2007
21. booboo
(
10/01/2007 13:42)
azotsika atao koa ny mandalina momba ny tantaran'ny tendrombohitra roa eo akaiky eo antsoina hoe Babay sy Lohavohitra izay fandre matetika amin'ny fomba fiteny andavanandro ireny e
Tsara beeeeee mihitsy ny vue avy eo tampon'i Lohavohitra lé misy fasana t@ andron'ny Ntaolo reo...
22. play
(
10/01/2007 16:36)
tratry ny taona daholo
ahoana ny momba ny namana vaovao fa zahay tsy maharaka mihitsy lay resaka fambolenkazo
ahoana ny momba ny namana vaovao fa zahay tsy maharaka mihitsy lay resaka fambolenkazo
24. radoly
(
11/01/2007 02:56)
tratry ny taona daholo zalahy zavavy an! merci tsy manadino ny tanàna éh! milay foana fa taona vao2, ny prgrm ho hitako eo ihany fa handamina azy aho, efa hitako sahady fa milay zany kozy zany!
25. mimich
(
11/01/2007 06:28)
play> tongava fotsiny de any mahita izy fa raisina an-tanandroa foana izay rehetra ho avy na vao2 na tranainy
26. Samoana
(
11/01/2007 07:35)
ftma:
Mazoto daholo izany e, ho tonga ihany hamboly ny anjaranay amin'ny manaraka
watafon: mba voleo ny anjara hazoko an
ftma/ tahaka izay tokoa novolena ilay ambina mangahazontsika:lol:
glou + namana mazoto/ Mirary soa dia mahavità be e !
27. ari.malala
(
11/01/2007 07:36)
miarahaba nahatratra ny taona vaovao e! efa ela no naniry hoavy fa saingy nisy sembana foana ka amin'ity hiezaka ny hoavy raha tsara ny andro, enga mintsy anie!saingy mba miangavy fiandrasana raha sanatria ka tara fa hainareo iany ilay mitaiza e!
28. avylavitra
(
11/01/2007 08:18)
zahay koa ho avy miaraka amin'ny rambokelinay e.
Tongava ry reto fa milay io a!
Tongava ry reto fa milay io a!
30. fitina
(
12/01/2007 06:23)
Slt! daolo2 de miarahaba tratry ny taona ny rehetra2! d samy miezaka ny ho tonga any zany e!BYE
31. naritsimba
(
12/01/2007 06:51)
Raha ny hamaroan'ny nilaza andeha aloha dia betsaka fa dia mirary antsika ho tonga maro @ io andro io eh!
32. Popety
(
12/01/2007 09:20)
De mbola miarahaba antsika rehetra koa ny tenako enga anie ka hitondra soa sy fanambinana ho antsiks ity taona 2007 ity.
Mitongava daholo fa ny adidy vita ny fahafinaretna azo.
De any @ny fambolena hazo izany on fotoana eh !
Mitongava daholo fa ny adidy vita ny fahafinaretna azo.
De any @ny fambolena hazo izany on fotoana eh !
33. Lejao
(
12/01/2007 13:03)
AHONA DAOLO E. DE MIARAHABA NY NAMANA REHETRA KOA TRATRIN'2007 E, misotra t@ fampandrenesana e, ny tenanay mo miasa @ resaka tontolo iainana ka zany ndray ve hifampiarana fa de hitady 2000 ariary zany atao frais fa ny kaly sisa zao ny olana e,
tongava soa daolo ry reto a.
tongava soa daolo ry reto a.
35. rniels82
(
12/01/2007 19:10)
tena tsara lo le hevitra fa amin'ny firy tsara le fiaingana de amin'ny firy no mety ho tafaverina
36. fijo
(
13/01/2007 05:40)
kitjo ngaha amin'io tsy efa any?????raha efa any ndry de amboleo ao koa ny anjarako e
37. faralisy
(
13/01/2007 11:41)
Miarahaba anareo rehetra ny tenako, arahabain atratry ny taona daholo e!
Mahafinaritra be ny fambolen-kazo hatao fa sady fialam-boly no famerenana amin'ny laoniny ny tontolo ianinantsika ka dia mirary soa anareo ny tenako hahatanteraka izany adidy izany satria aho aty lavitra aty ka tsy afaka mankany de mahatontosà ny adidy aby e sady "Ny adiddy tsy an'olon-dratsy" Mirary soa ary mitrotro am-bavaka anareo hahavita izay kasaina.

38. dongadonga
(
14/01/2007 16:38)
ampy ve ny fiara hitondra atsika ho any eeh:?: ,de mitondra angady ve sa sakafo ihany:?:de mahazo mitondra
tsy fofombady ve:?::-D
tsy fofombady ve:?::-D
39. naritsimba
(
15/01/2007 11:26)
Ny fiara aloha dia ezahina ny ho ampy ny isan'izay andeha, raha sanatria tena mihoatra be dia efa misy ny fiara azo antsoina, izany akory tsy misakana antsika izay manana fiara tsy hitondra izany.
Mahazo mitondra fofombady na tsy fofony e, fa saingy tsy mitondra angady lavalela fa ilay angady vita nanahary entina e, hihihihihhi!
Tsiky dia ampy
:D:D:D
Mahazo mitondra fofombady na tsy fofony e, fa saingy tsy mitondra angady lavalela fa ilay angady vita nanahary entina e, hihihihihhi!
Tsiky dia ampy
:D:D:D
40. ANARIM
(
15/01/2007 14:25)
avylavitra:
zahay koa ho avy miaraka amin'ny rambokelinay e.
Tongava ry reto fa milay io a!
miarahaba antsika aloha nahatratra ny fito amby roa arivo... any andranovelona atao ny oroka...
avylavitra : d'efa lazao ny rambokelin'ialahy hiomana hitarika ny rambokeliko indray e!
ari.malala : hanongo takolaka mafatifaty ihany zany ny farany i maman'i mirana...