NOEL , noely ,25dec ??
81. pissoa
(
23/12/2006 17:18)
Ary raha i Kristy Andriamanitra aza sahin'ny devoly alaina Fanahy amin'ny alalan'ny Soratra Masina ... njy ve no tsy hosahiny ? Dia tandremo hoa fa sao lasany raha ny baiboly foana no tompoina ao :wink::-D
82. Achia
(
23/12/2006 17:32)
Fa nga moa hoe manompo baiboly e! ilay tompon'ny teny ao no tompoina satria tsy nahafantatra Azy aho raha tsy tao aiza ary enao zany zay nge no hanontaniako anao hoe teny Andravoahangy angaha no nahalalanao an'i Kristy e!? ary aminao zany tenin'ny devoly no ao anaty Baiboly รด!?
83. pissoa
(
23/12/2006 17:44)
Jereo ary amin'ny dinika hoe "Ny maha-Kristianina" ary ny resaka baiboly fa raha hotohizantsika io dia mivadika indray ny sujet. Amiko fotsiny, na tenin'iza na tenin'iza ny ao amin'ny Baiboly, dia azon'ny baiboly ampiasaina io.
Ny nahafantarako an'i Kristy ve ? I Dada sy Neny no nanoro ahy voalohany indriiiiindra. Tamin'izany aho tsy mbola nahay namaky teny akory ka tsy nahavaky baiboly, fa efa natorony an-tsary sy nampianariny nibada hoe "Jesoooooa" :oops::-D ... Tsy teny Andravoahangy io fa teny Ambohimirary :wink:
Ny nahafantarako an'i Kristy ve ? I Dada sy Neny no nanoro ahy voalohany indriiiiindra. Tamin'izany aho tsy mbola nahay namaky teny akory ka tsy nahavaky baiboly, fa efa natorony an-tsary sy nampianariny nibada hoe "Jesoooooa" :oops::-D ... Tsy teny Andravoahangy io fa teny Ambohimirary :wink:
85. Achia
(
23/12/2006 20:15)
ka ankehitriny ianao efa mahay mamaky teny de mba vakio ary ny tenin'i Jesoa e!
86. pissoa
(
23/12/2006 20:22)
Efa novakiako - dia efa vakinana amiko, fa mbola tsy nahita mihitsy aho teny manohitra ny fankalazana na fanomezana voninahitra an'i Kristy. :)
Atoroy za raha mahita njy :wink:
Atoroy za raha mahita njy :wink:
88. Achia
(
24/12/2006 06:28)
Ye de tsy mifanohitra koa @ fetin'ny Mithra isaky ny 25 decembre nankalazaina tany Roma fa tsy tany Jerosalema
89. pissoa
(
24/12/2006 06:33)
Ka he izany izay hoe "N"ankalazaina knou ... efa lasa anie izany e ! Ary na mbola misy manao an'izany aza amin'izao, rehefa tsy manao an'izany ny Kristianina tsy hitako ze olana :-D Njy hoa aza mivavaka intsony fa sao isan'andro sady manome voninahitra an'i Satana no mivavaka amin'Andriamanitra :-D:-D:-D
90. Achia
(
25/12/2006 17:12)
Iza ary no homenao vonin'ahitra refa @ le 25 decembre e!? ny andriamanitra masoandro ny mitrha tena tompon'ny fety sa i Jesosy kristy nafangaro tao e!?
91. pissoa
(
25/12/2006 17:32)
Fa maninona no ny masoandro no lazainjy hoe tena tompon'ny fety ? Izaho no manao ny fety - dia izay tiako atao tompony io fa tsy izay nataon'ny olona taloha, na izay teneninjy eo foana akory. Ka ny ahy i Jesoa no ankalazaiko.
Njy aza mankalaza aloha fa hitako eto njy io fa handeha hifety masoandro e :-D:-D:-D
Aza mivavaka intsony hoa fa mifangaro anie ny andro hivavahanjy sy ny andro hanomezanjy voninahitra ny Satana e ... raha tsy hoe tsy manota intsony njy :wink:
Njy aza mankalaza aloha fa hitako eto njy io fa handeha hifety masoandro e :-D:-D:-D
Aza mivavaka intsony hoa fa mifangaro anie ny andro hivavahanjy sy ny andro hanomezanjy voninahitra ny Satana e ... raha tsy hoe tsy manota intsony njy :wink:
94. pissoa
(
26/12/2006 14:51)
Efa ela no tokony ho tapitra fa i Achia otran'ny tsy mahita ilay soratra oe : TALOHA IZANY MASOANDRO IZANY sy ilay hoe I KRISTY NO ANKALAZAINAY AMIN'NY NOEL :lol::oops:
(Io zao mety mbola tsy hitany ihany nefa efa ataoko sora-baventy :roll::-D )
(Io zao mety mbola tsy hitany ihany nefa efa ataoko sora-baventy :roll::-D )
96. pissoa
(
26/12/2006 18:11)
Oujyyyyy, o ry Achia !!! fa tokony ho tezitra angaha Jesoa rehefa miala amin'ny karazana sampy ny olona ary mirona amin'ny fankalazana sy ny fanarahana Azy :roll::-D:-D:-D
Hafa njay iny fanontanian-njy iny akia ka :-w
Hafa njay iny fanontanian-njy iny akia ka :-w
98. Achia
(
26/12/2006 18:23)
Zao ary ny olontianao de manana olontiana hafa ankoatra anao ; de hoy ilay olontianao hoe : andeha hatambatra ny anniversairenaro roa de hiarankifaly isika , de asa manahoana ny fihetseponareo roa @ izay
99. pissoa
(
26/12/2006 18:26)
Ka tsy misy olon-tiana roa ! Any mihitsy njy no diso :-D ka na hanao ohatra 10000000000 aza ka misy resaka olon-tiana roa na zavatra tiana roa sns ... dia tsy izay ilay izy e !
100. Achia
(
26/12/2006 18:32)
fa ahoana ilay izy , ilay ATRA ne sarompiaro e! de hanaiky ve izy raha hampirafesinao @ mpanompo sampy ? ny mithra ve nahalala an'i Jesosy zavatra mitombina anie le ohatra e! fa zany hoe tsy hita izay hialana @ fotsiny e!
