NOEL , noely ,25dec ??

41. soanja ( 19/12/2006 06:35)
Ka nadao ary hojerena tahak'izao e.
Tsy nahafantatra aho hoe oviana marian no teraka. Nefa tiako hankalazaina ny fety nahaterehako. Nanapakevitra aho fa be ny mankalaza rehefa tonga ny fetin'ny 26 Juin. De hoy aho hoe ndeha izany fa amboariko ny rehetra fa ny 26 Juin no atao fankalazana ny fetiko na dia nankalaza ny fahaleovantena aza ny olona tamin'izany fotoana izany. Taty afara elabe lasa nalaza aho ary zah indray no tena fantatry ny olona fa tsy le fetim-pirenena intsony. De mankalaza ny momba ahy ny olna fa io daty nofidiako io. De inona ny olana kay e. Tsy mankalaza ilay fety hafa intsony no olona fa izaho no zavadehibe. De toy iznay hatrany. Any aoriana any mety hiova ho olonkafa indray hisalovana io andro fetiko io. Ny zavadehibe dia ilay olonkafa no nakalazain'ny olona fa tsy zah intsony.
Izay ao anatin'ny fo no zavadehibe. Iza no hankalazainao i Jeso ve sa izany sun god izany? Dia Andriamanitra mahalala izany satria Izy Andrimanitra.
42. jentilisa ( 19/12/2006 08:39)
Izaho moa efa hatramin'ny fahakely no nahalala fa tsy 25 desambra izany no teraka Jesoa e! fa natao fotsiny io hankalazana ny fahaterahany. Hafa indray ny olana amiko fa tsy hiady izay datin'andro aho...io tahaka ny andro fandroana fahagasy novaina ho 14 jolay fotsiny izao satria ny Fratsay no nitondra! ankehitriny moa foana hatreo ny fandroana! tsy nahasolo ny 14 jolay ny 26 jona satria na ny atao hoe fandroana aza efa very...ka tsy hitako izay olana raha misy ny andro mitovy ho fankalazana azy! safidy io...ny mpandainga dia izay mitady hanamarina hoe tena 25 desambra tokoa no teraka Jesoa. Ny izy dia io na natao ho andro nahaterahan'i Jesoa...tahaka ny mba atao hoe ny 1 desambra no andro iraisam-pirenena hiadiana amin'ny sida e! tsy tamin'ny 1 desambra anefa no teraka ny sida! :°)
43. Imahaka ( 19/12/2006 09:16)
jigs:


... nefa ny olona mankalaza io andro lainga be io dia mbola manantena ny ho any an-danitra ihany ntsoôo!!



Anareo angaha ny lanitra sa any ny lakile? aza mitsara alohan'ny Tompony e :^),

misy olona mahalala alohan'Andriamanitra mihitsy ato ka
o^o:miam::@

soanja> izany ka =D
44. Achia ( 19/12/2006 17:40)
Inty misy tantara kely sady ankamantatra mba hisainana vetivety
Nisy ranga iray avy niasa , refa mody izy dia tsimaintsy mividy voankazo eo @ ndRakoto satria antoky ny fahasalamany ny fihinana tsindintsakafo ary tsimaintsy ataony izany .Indray andro ary refa nody de mbola nividy ary teo @ ndRakoto ihany satria eo no mahazatra nefa ny andRakoto somary efa tranainy kely ihany ny mpivarom-boankazo nefa maro no teo , de nividy teo @ Rakoto ihany de lasa nody .Refa hihinana ilay voankazo anefa de izay nojerena nisy olitra avokoa . De inona ary hoy ianareo no nataony ny andro efa alina tsisy mpivarotra intsony izy tsimaintsy mihinana voankazo
45. pissoa ( 19/12/2006 18:00)
Achia : Izay no hankalazan'ny Kristianina an'i Kristy amin'ny 25 Dec fa tsy ankalazany ny karazan-tsampy feno olitra :lol::lol::lol:
46. exdadabe ( 19/12/2006 18:40)
tsy azoko le zavatra tian'i achia lazaina :roll:
47. pissoa ( 19/12/2006 19:33)
Rehefa samy hividy voankazo ihany ( = hanao fankalazana na fety), dia aza mividy eo amin'ilay efa taloha misy olitra ( = mankalaza fetin'ny masoandro) fa mangala an'ilay vaovao ( = mankalaza ny nahaterahan'i Kristy) :wink:

Zay ve le izy ... :°):-D:-D:-D
48. Imahaka ( 19/12/2006 20:23)
:°):P:miam:
49. Fiffi ( 19/12/2006 21:16)
pissoa:
Rehefa samy hividy voankazo ihany ( = hanao fankalazana na fety), dia aza mividy eo amin'ilay efa taloha misy olitra
fa iza kosa no adala andeha hividy voankazo efa misy olitra zany ? sy efa taloha ?


50. pissoa ( 19/12/2006 21:27)
Jereo le tantara nataon'i Achia fa nisy nividy :-D:-D:-D
51. Achia ( 20/12/2006 07:55)
Ampiako kely raha tsy azon'i exdadabe ary e! refa notarafiny t@ jiro ireo paiso de nisy olitra daholo :idea:
52. Fiffi ( 20/12/2006 07:59)
izay indrindra manko...
53. pissoa ( 20/12/2006 10:58)
:-D:-D:-D
54. prime ( 20/12/2006 14:12)
achia> :wink:
pissoa> :-D:-D:-D
fiffi> izay indrindra manko??? :)

Izaho aloha dia tsy dia mankalaza loatra mihitsy ny krismasy ho andro lehibe... indrindra moa ilay hoe Jesosy zazakely no ankalazaina... fa kosa manaja ny andro fety rehetra na dia ho fandinihan-tena ihany aza... satria indray2 noho ilay andavanandro mitondra fanadinoana sy fahazarana be fotsiny dia ilaina ny fety toy izao na dia ny iverenana ao amin\'i Kristy aza...
55. pissoa ( 20/12/2006 15:04)
prime:
fa kosa manaja ny andro fety rehetra na dia ho fandinihan-tena ihany aza... satria indray2 noho ilay andavanandro mitondra fanadinoana sy fahazarana be fotsiny dia ilaina ny fety toy izao na dia ny iverenana ao amin'i Kristy aza...

=D=D=D=D=D

Fa maninona aho no hihomehezan'i prime :°)

Tsy aritry i Prime mihitsy io "Jesoa Zazakely" io an ! Tsy mampietry ny maha-Andriamanitra Azy io hoa :-D:-D:-D
56. soanja ( 21/12/2006 06:49)
Izaho koa dia mihevitra fa tsy IO no andro lehibe indrindra fa ny andro Pantekosta. :D aloha hatramin'izao mandrapaha. Saingy rehefa tonga io fotoana daty io dia mientanentana ny ao anaty te hidera sy hihoby e.:D
57. Achia ( 21/12/2006 07:09)
Ka ahona hoa azon'i exdadabe @ izay ve ary ilay tantara e! de inona ary no nataon'ilay rangahy ?
58. diamondra27 ( 21/12/2006 16:40)
exdadabe zany tsy hanome kilalao anay raha izao no fandehany
59. exdadabe ( 22/12/2006 01:38)
:roll::roll:tsy kopy zah eeeeeee
60. pissoa ( 22/12/2006 05:10)
Efa natoroko io ka inona ihany e :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0086