NOEL , noely ,25dec ??

1. exdadabe ( 16/12/2006 18:29)
Inona marina ny zava miafina fonosiny ?

inona no tena marina ?

ity aloha misy rohy alohan'ny hilazako ny hevitro
http://catholique-nanterre.cef.fr/faq/fetes_noel.htm

dia eo ary mba miandry ny komanteran'i Fiffi e :D
novalian'i exdadabe ny 17/01/2007 17:27
2. exdadabe ( 16/12/2006 18:33)
oupsss hay moa , Fiffi sy ny namana manko e :( azafady Mme fiffi a :(
3. Imahaka ( 16/12/2006 18:37)
exdadabe noely :°)
4. diamondra27 ( 16/12/2006 18:40)
exdadabe:

oupsss hay moa , Fiffi sy ny namana manko e :( azafady Mme fiffi a :(


saika tezitra aho hoe: fa maninona no i fiffi fa tsy ny namana?

:°)

5. diamondra27 ( 16/12/2006 18:41)
Imahaka:

exdadabe noely :°)


omeo bonbon zahay

Dia mba ataovy resaka matotra aloha le izy fa tsss!


6. exdadabe ( 16/12/2006 18:42)
imahaka > ary en ligne ilahy izany aa:wink:

diamondra 27 en ligne koa ianao izany a:wink:
dia aza tezitra tsony moa ndry e fa ao mba valio aloha le fanotaniana ee, zah tsy mbola hiteny klou:(
7. diamondra27 ( 16/12/2006 18:43)
za mbola mamaky ny jereo eto vao mamaly
8. exdadabe ( 16/12/2006 18:48)
lava be angaha le izy ? :roll: izay tena essentiel sokafana e :roll:
9. Achia ( 16/12/2006 19:14)
eto kosa angamba mazava tsara ilay hoe noely e! :wink:
10. pissoa ( 16/12/2006 20:13)
exdadabe:

Inona marina ny zava miafina fonosiny ?

inona no tena marina ?

ity aloha misy rohy alohan'ny hilazako ny hevitro
http://catholique-nanterre.cef.fr/faq/fetes_noel.htm

dia eo ary mba miandry ny komanteran'i Fiffi e :D

De inn no ao amin'io rohy io alou fa zah tsy mahay teny farantsay e :twisted::-D

Ary nambiniko fa tsy mahay teny frantsay kou ledada ... sa lasa ex de mahay amizay :roll::-D

Hihihi - tezitsa njay zao xxx fa laozako mitsikanikany kle ! Ka efa bobaka tsinn ny size noel dia mbola misy hafa iny ka :°)


11. fasaly ( 16/12/2006 22:43)
euhhhh! mety ex dadabe marina enao an!:-w raha ny fipetraky ny sizé no dinihina:roll::roll::roll:ary mety misy fanantenàna ihany ao raha izany:-P:-P:wink:
12. exdadabe ( 17/12/2006 08:20)
fasaly> rahoviana i toi vao hino hoe TITAN aho ??:-w:-w andefaso mail aho fa hovaliko toi e :-$

pissoa > fa iza no xxx ??? aza matahotra toi fa ataoko @ teny angilisy io ary e :wink:

ho an'i pissoa :1-what is exactly the meaning of Noel ? what is the secret behind this big christi


an fest ?:°):°) sa atao teny sioa no tindry ????:-w

Achia :yee efa te hamaly aho fa saingy tsy mbola nisy naneho hevitra dia alo klou mangina :wink:
13. Achia ( 17/12/2006 08:35)
Aza de mandrangotra re ry pissoa a ! :°)
14. fasaly ( 17/12/2006 08:45)
exdadabe: mino mazay zà ka, vao namoaka ny resaka noel toi de toundé de haiko hoe i dadabe taloha:wink::°) ny any titan marina tsy anao fety noel 25 an!:P de i toi kou tsy manao izany:^):-D:-D:-D
ok mino amzay zà ka:-*:-*:-*:-*:-*
exdadabe: zà efa niova adresse mail fa tsy lay taloha be iny tsony hihihihih! ao fa andefasako:wink:
15. Fiffi ( 17/12/2006 09:03)
Rehefa nanaiky Maria , renin'i Jesoa , ho fofombadin'i Josefa , raha mbola tsy nivady izy ,
dia hita fa nitoe-jaza avy tamin'ny Fanahy Masina izy.......

"Indro , ny virijina hitoe-jaza ka hiteraka zazalahy".........(S Mat.1-18)

Ary t@ izany , rehefa niala teo @ ireo anjely ireo ka nankany an-danitra , dia niresaka ireo lehilahy
mpiandry ondry ka nanao hoe " Andeha isika hankany Betlehema ka hizaha izany zavatra vao tonga izany,
izay nampafahantarin'ny Tompo antsika.

Dia nandeha faingana izy ka nahita an'i Maria sy Josefa , ary ny Zazakely nandry teo am-pihinanm-bilona.

Ary nony efa nahita izy , dia nampiely izay teny nolazaina taminy ny @ Zaza izany.

Ary izay rehetra nandre dia gaga t@ izany zavatra nolazain'ny mpiandry ondry taminy.
Fa Maria kosa nitadidy izany teny rehetra izany ka nieritreritra azy tao am-pny .

Ary ny mpiandry ondry niverina nankalaza ny nidera an'Andriamanitra noho ny zavatra rehetra izay reny sy hitany ,
araka izay nolazaina taminy.

Ary rehefa tapitra ny havaloana , ka hoforana ny Zaza , dia nataony hoe JESOA ny anarany , araka ilay
nataon'ny anjely , fony tsy mbola torontoronina tao an-kibo Izy. (S.Lio 15)
16. pissoa ( 17/12/2006 11:07)
Achia, aiza za ze mandrangotra eo :roll: K'hita za fa tsy mahay teny Frantsay kou, de ledada kou tsy mahay :-D:-D:-D

ledada, le resaka lava be ao io ve de reo fotsiny ny dikany amy Anglisy ? :roll::-D
17. Fiffi ( 17/12/2006 11:30)
(tsy misy manomé zay heviny momba ny Noely fa lasa HS izy zany)
18. mika117 ( 17/12/2006 11:34)
tena mahalina kosa lay izy ry dadabe an ;sady tena mampiheritreritra ;ka aleo aloha ho dinihina tsara hoe ahona marina ary izy izany fa sao mananao faona eto ka voakapok'i Jesosy eo;raha ny fandinihako azy dai tsy misy mitsy ny 25dec:?:
19. Fiffi ( 17/12/2006 12:00)
mika117: de ahoana zany @ le 25 zao ?
20. pissoa ( 17/12/2006 13:04)
Hevitra, mikasika ny hevitra be dia be efa nandeha teto :-D:-D:-D Mazava ho azy - tsy novakiako le teny Frantsay tao amy le rohy ... sady kamo zah no tsy mahay :-D ka tsisy hidiran'io ny zavatra hosoratako eto. Raha misy mazoto hanao famintinana an'io moa dia isaorana azy.

----

1 - Noely, Krismasy. Ho an'i Pissoa (that is me of course, hihihi), mankalaza ny nahaterahan'ny Mpamonjy izy - ny nahatongavany ho nofo ; ary miandry ny hahatongavany indray.

Mankalaza : rehefa hoe mankalaza, dia toy misy hoe "fety" angamba. Dia mifety ny nahaterahan'ny Mpamonjy aho izany. Mifety --- ara-panahy :idea: fa tsy ferana koa ny fety "araka ny tsy fanahy". Tsy manohitra an'Andriamanitra mihitsy ny hananantsika fitafy madio sy sakafo ara-pahasalamana :-D

Ny fety ara-panahy tiako tenenina, dia ohatra ilay manao hoe "Voninahitra anie ho an'Andriamanitra any amin'ny avo indrindra ..." ka mba handavorariana ilay "fety" ara-panahy, dia mandray ny fanampian'ny fiangonana hiomanana tsara (Avent ony ny fiantsoana azy). Mba tsy hifanohitra ny lazain'ny vava - sy ny zavatra atao. Isan'ny fiandrasana ilay hahatongavan'i Jesoa indray koa io. :-D

Ny fety araka ny tsy fanahy ... haka sopapa ao amin'ny dinika momba ny sakafo aho ngambany amin'ny kaly matsiro. Raha tsisy vola tampoka dia tsy maninona fa tsy asiana fety amin'iny lafiny iny izany :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0083