NOEL , noely ,25dec ??
21. pissoa
(
17/12/2006 13:09)
(tohiny)
2 - Misy marary fo (betsaka eto amy serasera :-P) fa tsy misy soratra ony ao amin'ny Baiboly hoe "Ankalazao ny nahatongavako ho nofo, na ny nahaterahako" ... So what? I Pissoa dia Kristianina Katolika fa tsy Baibolista.
# Tsy maharaka antsakany sy andavany ny baiboly izy (otranareo rehetra ihany, raha tsy hisy handainga be indray hoe maharaka azy rehetra :-P:-D )
# Tsy izay voasoratra ara-bakiteny ao amin'ny baiboly ihany no ataony eo amin'ny fiainany. Tsisy soratra eo ohatra hoe midira mpikambana ao amin'ny serasera.org --- fa i niditra i Pissoa :-D
Ooops, ianareo marary fo amin'ny tsy voasoratra ao amin'ny baiboly koa nefa toa niditra eto amin'ny serasera. Mande direkta any amy afobe zao nareo :°):-D:-D:-D

22. pissoa
(
17/12/2006 13:18)
(tohiny)
3 - Misy marary fo (betsaka eto amin'ny serasera :-P:-D) fa tsy 25 Desambra izany no nahaterahan'i Jesoa. Dia maninona nefa na 25 Desambra na tsia ?
Azo ankalazaina isan'andro ny nahaterahan'ny Mpamonjy ... izany hoe na 25 Desambra na tsia - dia tsy maninona, ankalazao foana, ary hisaory foana Izy tonga niaraka sy miara-monina amintsika. :-D
4 - Misy marary fo (betsaka eto amin'ny serasera :}:-D) fa fankalazana ny "fahazavana (lumiere - masoandro)" ny 25 Dec taloha sy amin'ny olona sasany. Dia maninona nefa ? E zany izy oe taloha. Taloha ny tranonay any Dago manga kely ny lokony - dia nolokoina maitso ... dia maitso izy izao fa tsy mangakely intsony. Izay manana solomaso fôpla na simba maso iany no mbola mahita oe manga kely io :-P:-D
Na inona nankalazaina tamin'ny 25 Desambra taloha na inona, rehefa i Kristy no ankalazain'ny Kristianina dia OK izay eo anatrehan'i Kristy. Izay tsy te hankalaza an'i Kristy ihany no mi-insiste amin'ny masoandro, fa izay te hankalaza tsy manozongozona azy izay nisy taloha :-D

23. Achia
(
17/12/2006 16:30)
Ny an'i pissoa ngamba tsy dia ilay nahaterahana loatra no tena masaka fa ilay fanaovana fety e! raha ny hevitro manokana dia tsy tokony hafangaro ny fomba romana sy ny fomba Kristiana , mino ve ianareo fa sitrak'ATRA izany ?
24. pissoa
(
17/12/2006 17:16)
I Achia ngambany tsy mahita tsara e :lol:
:-D:-D:-D
Ny fomba tsy mifangaro mihitsy ka ! ny Kristianina mankalaza ny nahaterahan'i Kristy ... ny tsy Kristianina mankalaza ny tsy Kristy, ka inn no mifangaro amin'izany :?::-D
pissoa:
Mankalaza : rehefa hoe mankalaza, dia toy misy hoe "fety" angamba. Dia mifety ny nahaterahan'ny Mpamonjy aho izany. Mifety --- ara-panahy
pissoa:
Azo ankalazaina isan'andro ny nahaterahan'ny Mpamonjy ... izany hoe na 25 Desambra na tsia - dia tsy maninona, ankalazao foana, ary hisaory foana Izy tonga niaraka sy miara-monina amintsika.
:-D:-D:-D
Ny fomba tsy mifangaro mihitsy ka ! ny Kristianina mankalaza ny nahaterahan'i Kristy ... ny tsy Kristianina mankalaza ny tsy Kristy, ka inn no mifangaro amin'izany :?::-D
25. Fiffi
(
17/12/2006 17:30)
- Misy marary fo (betsaka eto amy serasera ) fa tsy misy soratra ony ao amin'ny Baiboly hoe "Ankalazao ny nahatongavako ho nofo, na ny nahaterahako" ...
- Misy marary fo (betsaka eto amin'ny serasera ) fa tsy 25 Desambra izany no nahaterahan'i Jesoa.
Misy marary fo (betsaka eto amin'ny serasera ) fa fankalazana ny "fahazavana (lumiere - masoandro)" ny 25 Dec taloha sy amin'ny olona sasany.fa izany betsaka zany aloha ? de iza zany hoe marary fo zany ? tsy azoko......
Io de samy manana ny azy fa tsy ho voatery hoe zao ny an'i ranona na ny ahy de tsy maintsy tahak'zao koa ny an'ranona....
28. Fiffi
(
17/12/2006 17:50)
Alahady faha-telon'ny Avent isika androany..... fihomanana sy fiheritreretan-tena ....
29. pissoa
(
17/12/2006 17:56)
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m4570ab8612563 ny dinika efa nataon'i Fiffi ho an'ny Avent :-D
31. exdadabe
(
18/12/2006 03:27)
marina avokoa ny voalazan'i pissoa ireo satria fanamafisana ny voalazan'ny rohy ..
marina ihany koa ny voalazan'i Fiffi satria hita ao anaty rohy io
1-ny 25 desembre dia andro nankalazain'i foko MYTHRA ho fahatsiarovana ny nahaterahan'ny andriamanitra masoandro ( naissance du dieu soleil ), andro lehibe indrindra t@ mfoko MYTHRA ary najainy sy nankalazainy fatratra
2-raha vao voatendry ho filohan'ny eglizy erantany ny evekan'i Roma t@ androan'i emperora Justinian ( 476 apres JC ia isan'ny programan'asany ny hisintonana ireo tsy mpino ireo (MYTHRA)mba ho lasa mpino hanaradia an'i Jesoa Kristy.
3-novaina araka izany ny kalandrie ka natao hoe kalandrie Grogorien satria t@ andron'i papa Gregoire no nanovana azy
4-novaina ihany koa ilay anaran'ilay andro ankalazaina ka raha tokony nhanaja ny 25 desembre ho andron'ny nahaterahan'ny masoandro dia novaina hoe " andro nahaterahan'ny Mpamonjy "
...Indrisy anefa fa tsy tanteraka ny fiksan'ipapa katolika t@ izany fotoana izany satria rehefa tena tafiditra tao anaty fiangonana tokoa ireto foko MYTHRA ireto dia nanjary izy indray no nanao lalana sy fombafomba rehetra ary nanjary lasa voabaiko hatramin'ny papa T izany andro izany ( mamakia boky :wink: ).
5-@ izao andro misy antsika izao dia efa tafakatra faratampony ny fombafomba MYTHRA satria na ny andro hankalazana sy hiderana Ilay nahary aza dia ny andron'ny masoandro ( sun day =andro alahady ) azonao jerena ny baiboly Ezekiela iray manontolo
:roll::roll:aza tezitra i pissoa @ ilay reference a:°)
...apetraka aminao ny fanontaniana ..ahoana ary ny anao
a-ilay fahaterahan'ny Mpamonjy ao anatin'ny fonao ve no tena ankalazainao sa...
b-mankalaza azy @ fihinana henakisoa sy vorotsiloza be + :miam:vin de table dia avy eo manao BOUM o^o izay fomba efa nahazatra ireo FOKO MYTHRA ??
anao ny safidy
...mbola hotohizako io rha sitrak'i pissoa :-$:b

33. pissoa
(
18/12/2006 05:55)
bedada - tohizo foana fa tsisy kwa ka ! Na mbola misy 5 pages aza ny manaraka, ny ahy efa mazava ny ataoko amin'ny Noel ...
Ny ankoatra izay isaorana an'lah ny fampatsiahivana ny tantara :-D
Fa zany oe
Hay ve io rohy io njay no tompon'ny fahamarinana e :-D Nde vakiko iany zany, dia haka mpandika teny fa sao tsy mahafantatra ny marina zah kle :oops::-D
Ny fomba tsy mifangaro mihitsy ka ! ny Kristianina mankalaza ny nahaterahan'i Kristy ... ny tsy Kristianina mankalaza ny tsy Kristy, ka inn no mifangaro amin'izany(dia io koa ny Alahady :-D )
Ny ankoatra izay isaorana an'lah ny fampatsiahivana ny tantara :-D
Fa zany oe
bedada:
marina avokoa ny voalazan'i pissoa ireo satria fanamafisana ny voalazan'ny rohy ..
marina ihany koa ny voalazan'i Fiffi satria hita ao anaty rohy io
Hay ve io rohy io njay no tompon'ny fahamarinana e :-D Nde vakiko iany zany, dia haka mpandika teny fa sao tsy mahafantatra ny marina zah kle :oops::-D
34. booboo
(
18/12/2006 07:09)
...apetraka aminao ny fanontaniana ..ahoana ary ny anao
a-ilay fahaterahan'ny Mpamonjy ao anatin'ny fonao ve no tena ankalazainao sa...
b-mankalaza azy @ fihinana henakisoa sy vorotsiloza be + vin de table dia avy eo manao BOUM izay fomba efa nahazatra ireo FOKO MYTHRA ??
anao ny safidy
Zà manokana, ataoko aby. Tsy hitako izay maharatsy ny fiarahana mifaly @ hafa @ fiaraha-misakafo tsy tahaka ny isan'andro :roll:. Mivoatra ny raha aby aby amiko : hevitra, finoana, fombafomba sns
35. Imahaka
(
18/12/2006 10:57)
ny ahy koa moa ataoko aby. Mande mivavaka dia avy eo misogany sy mandihy. Impiry ao anatin'ny taona moa no mba afaka miara-paly amin'ny namana sy ny fianakams e! soa fa misy itony fety malaza itony mba hifampiarahabana sy hihaonan'ny mpianakavy fa raha tsy izany angamba dia samy variana amin'ny fitadiavana eny foana. Soa ihany aza fa nisy izany foko Mythra lazainareo izany, mila manao fety ny kofa fa aiza dia hikandra foana kle.o^o:miam:
36. soanja
(
18/12/2006 14:49)
Raha mba misy afaka manome ahy ref.ao anaty baiboly milaza hoe Sabata = Asabotsy de faly be zah.
37. soanja
(
18/12/2006 14:55)
diso toerana azafady le hevitro fa tkony ao amabadika.
Izay tokoa mantsy ry Imahaka. Ny fety tsy maintsy mba asiana indraipa isan-taona momba an'io ho fisaorana an'Andriamaniatra no fihobiana azy fa isika olombelona hoy aho be zavatra kizitinana ny mahavoa azy.
mety tafiditra ao anatin'io aho saingy ity ray ity aloha dia faly aho rehefa 25 Dec ny 25 dec satria ao anatiko teraka indray i Jeso zazakely.

38. Fiffi
(
18/12/2006 20:44)
http://www.bible-ouverte.ch/point/point24.htm
http://fr.wikipedia.org/wiki/Samedi
http://www.unpoissondansle.net/mat/Matthieu_12.1-14.pdf

40. jigs
(
19/12/2006 05:08)
tena marina mihitsy ireo tenin'i Exdadabe ireo:
-ny 25 desembre dia andro nankalazain'i foko MYTHRA ho fahatsiarovana ny nahaterahan'ny andriamanitra masoandro ( naissance du dieu soleil ), andro lehibe indrindra t@ mfoko MYTHRA ary najainy sy nankalazainy fatratra
2-raha vao voatendry ho filohan'ny eglizy erantany ny evekan'i Roma t@ androan'i emperora Justinian ( 476 apres JC ia isan'ny programan'asany ny hisintonana ireo tsy mpino ireo (MYTHRA)mba ho lasa mpino hanaradia an'i Jesoa Kristy.
raha ny marina izany dia andro nankalazain'ny Mpanompo Sampy io andro 25 dec io, ka inona moa no mbola anohizantsika mankalaza azy e??
Ao @ efesiana dia milaza hoe: "ny MPANDAINGA ... TSY MBA HANDOVA NY FANJAKAN'ny LANITRA" nefa ny olona mankalaza io andro lainga be io dia mbola manantena ny ho any an-danitra ihany ntsoôo!! nareo ve mahalala hoe oviana ny fotoana nahaterahan'ny Mpamonjy?? Misy porofa maro² ao @ Baiboly ao