possible ve hoe amoureuse -na olona 2 en même temps?
84. mandrindra
(
13/11/2006 15:35)
tsy izany kosa e, ny olona koa dia omena toerana, ary maka toerana any amin'izay rehetra alehany.
fa raha ohatra ka iza koa no fandraisanao azy dia aza adino fa misy lafy tsarany ihany an, tsy hainao angaha ilay fomba fiteny hoe: "izany ka zana-javatra". noho izany fanomezamboninahitra ihany koa ny fiantsoana ho objet na zavatra indraindray. :lol:

86. mandrindra
(
13/11/2006 15:44)
aiza no misy valala be eo? efa ela mantsy aho izany no tsy nihinana :-D:-D:-D
izany no marina ka. ny marina ihany hoa :lol:
izany no marina ka. ny marina ihany hoa :lol:
90. mandrindra
(
13/11/2006 15:58)
ny vaovao no 2007 ka. ny 2006 efa tonta 10 volana fa mbola misy toerana :lol:
98. mandrindra
(
13/11/2006 16:28)
dia ny olona koa jerijerena matetika, raha tsy izany manao lava molotra be dia manao hoe : zah tsy raharahinao mihitsy an :lol: