possible ve hoe amoureuse -na olona 2 en même temps?

41. anjely ( 09/11/2006 12:54)
raha miaraka @ olona roa ny iray tena tina be ny iray eo ho eo ihany - iry ihany no mampa-amoureux
mety hoe tsisy tiako be izy 2 lahy fa samy tiako, tsisy tiako havela. Ny hoe tia be aloha amizao amiko mbola sarotra satria vao avy naratra:(
42. booboo ( 09/11/2006 15:09)
na izany aza, aza dia mandratra ny hafa raha toa ka misy tena potika beee ôtra ny biscuit ny iray @ zareo ....
43. anjely ( 09/11/2006 15:29)
booboo: zà klou jamais mandratra ol zany ê! Zà na mampirafy aza tsy ataoko fantan-drizareo kah! Ra potika izy de raofiko ê!:P
44. dailynews ( 09/11/2006 15:36)
zakan i anjely ary ve ny hampirafesina?
45. booboo ( 09/11/2006 15:45)
anjely > aza mi-jamais klou fa tsy hay ange zay ampitso...na afaka 3segondra aza ;-), hihihihi tsy ratsy koa lé raofina hihihihihihi
46. anjely ( 09/11/2006 19:32)
zakan i anjely ary ve ny hampirafesina

Efa vita vaksiny amizany ny tenanay ê! De tte façon le ol mampirafy tsy manontany ny hevitrao hoe zakanao v ka rehefa tia ianao dia mizaka na rehefa tsy mahatanty de miala :cry:
47. dailynews ( 09/11/2006 19:46)
WOW
48. booboo ( 09/11/2006 20:19)
voadona mafy Anjely zany a ? :-*:-*
49. titis ( 09/11/2006 21:34)
zany hoe rah ny fahazahoako azy de hoe,rah vao miala @ ilay iray zany dia misy reserve foana ao,sao dia manody ny goavy manta ka ny kiho no raisina.Asa tsy misy anjely marina eto an-tany angamba!
50. cutie ( 09/11/2006 21:37)
:-D:-D:-D:-D:-D
51. anjely ( 10/11/2006 09:22)
k'hita fa matoa latsaka an-tany dia efa anjely very seza koh! hihihi
52. mandrindra ( 10/11/2006 14:33)
cutie, tsy mizara folo izany ny tena fa tokana ihany. ny diary no atao tsara lahatra mba hampandeha ny tantana.

rapala, misaotra e

aza ferana ny fitiavana fa aleo hihanaka e. io no tsara indrindra, io no mamy indrindra. zarazarao amin'izay rehetra tianao hizarana ka te handray. rehefa tsy hifanerena fotsiny dia sady milay no ponsibla foana foana.
53. anjely ( 10/11/2006 14:38)
mandrindra: reveko le filôzôfia!
booboo: mangana mihitsy f'enao nga ahoana?!:-D:-D
54. mandrindra ( 10/11/2006 14:41)
anjely, ampiharo amin'izay ary e:wink::-D
55. anjely ( 10/11/2006 16:03)
efa mampihatra mandrindra â! ;-):-*:*
56. mandrindra ( 10/11/2006 16:57)
tohizo fa tsara :*:*
57. cutie ( 10/11/2006 20:49)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 10-11-2006 15:33:13
Lohateny : Re : possible ve hoe amoureuse -na olona 2 en même temps?
cutie, tsy mizara folo izany ny tena fa tokana ihany. ny diary no atao tsara lahatra mba hampandeha ny tantana.

in zany diary :roll::roll::roll:
58. booboo ( 10/11/2006 20:54)
karazana agenda
59. cutie ( 10/11/2006 21:00)
hay ve :-D:-D:-D:-D:-D
60. mandrindra ( 13/11/2006 11:49)
mody tsy kôpy indray i cutie an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1873