possible ve hoe amoureuse -na olona 2 en même temps?

121. cutie ( 16/11/2006 21:12)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 16-11-2006 11:55:37
Lohateny : Re : possible ve hoe amoureuse -na olona 2 en même temps?
cutie, tsy mankarary an'ilay mampifilafila

:-D:-D:-D:-D
mbola tsy hitako marray akory le ampifilaina :-D:-D:-D
122. mandrindra ( 17/11/2006 15:03)
tongava aty dia ahita:-D:-D
123. nikopol ( 17/11/2006 15:49)
possible ve hoe amoureuse -na olona 2 en même temps?

Raha lehilahy kalo no fijeriko azy dia tsy possible e, fa raha vehivavy mety matetika mitranga :lol:
124. cutie ( 17/11/2006 20:48)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 17-11-2006 16:03:13
Lohateny : Re : possible ve hoe amoureuse -na olona 2 en même temps?
tongava aty dia ahita

:-D:-D:-D:-D:-D
ho avy eo za fa ataovy
125. mandrindra ( 20/11/2006 14:30)
tongva hoa :lol:
126. cutie ( 20/11/2006 15:06)
alaivo:lol:
127. kala ( 21/11/2006 09:04)
diamondra27:

kala:inona no tiandry havaliko le oui sa le non?


le tsy mety amintsika roa ê!

xxx > tsy dia azoko le fanontaniana hoe zandry sa zoky. tsisy # koa zany!!!

anjely > zay mahadiavolana ny andry akia atao â!
fa raha ny ahy aloha hoe kambana le izy mety tsy ho ouain ihany fa tsy araky ny kil.:-D:-D:-D

ndry zany koa mba perfectionniste en amour :roll::roll:




© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1494