possible ve hoe amoureuse -na olona 2 en même temps?

1. anjely ( 03/11/2006 15:50)
Salut daholo! manontany tena aho ry reto hoe 8O possible ve hoe tia olona 2 en même temps? zà marina ohatran'ny tsy afaka hisafidy fa mamy ny atsy fy ny ary. Zay jerena :^) mampilndalenda daholo :-o hoy aho hoe, zà mintsy ngamba no tsy normale?:-P
novalian'i kala ny 21/11/2006 09:04
2. xxx ( 03/11/2006 15:59)
possible. nihatra tamiko. :?
nanao vakansy aho tany dago ao. hitako ny 1 er ammour ko efa 5 ans tsy nifanena, dia samy tara be sady nifankatia beuh. de hitako ihany koa ny sipako tam za niala tany dia tena tiako beuh koh. de samy niarahako. de gaga be aho tam tenako fa samy tena tiako:^):^):^) tena amooureuse an fa tsy oe nanala azy fotsiny.:*:*:*
3. xxx ( 03/11/2006 16:00)
oudry..amour mantsy e - de amoureuse.
4. Fiffi ( 03/11/2006 16:29)
samy hafa kosa le hoe tena tiako be sy ny hoe amoureuse eh !
5. xxx ( 03/11/2006 17:42)
tena gaga t@ tenako aho t@ izay kah. tena samy naha amoureuse ahy izy roa. za tsy de tia mifanoroka raha tsy bandy tena tiako fa samy nifanoroka tamiko izy mitsam tena samy tsapako lalina tany anaty foko tany.:*:*:*:*
kozy zany fiffi a, za aza gaga oe aona ary zany.
6. diamondra27 ( 03/11/2006 17:43)
nareo reto an! mahita size atao foana!


tout est possible hono

de iza no tena tianao bebe kokoa zany

tena nareo zany no atao hoe:polygame an
7. simplex ( 03/11/2006 17:56)
:D:D:D
ity ndray zany le hoe 70%-30% :-D:-D sa hoe regle du 20-80 le izy :°) indraindray mifamadika, variable aleatoire :{:{

mety ho possible k, fa saingy hoe io le fantatra @ teny gasy hoe: mampirafy. D tsy hay marina hoe tena fitiavan-tena v izy io sa hoe tsy nampoizina tsy afa-manoatra fa d tsotra fotsiny le kozy hoe tandremo sao traingo fa tsy hisy bandy hanaiky hampirafesina zany eo :°):-P;-)

:-*:-*
8. lemenakely ( 03/11/2006 18:08)
anjely:

Salut daholo! manontany tena aho ry reto hoe 8O possible ve hoe tia olona 2 en même temps? zà marina ohatran'ny tsy afaka hisafidy fa mamy ny atsy fy ny ary. Zay jerena :^) mampilndalenda daholo :-o hoy aho hoe, zà mintsy ngamba no tsy normale?:-P



EEEEEEEH! vehivavy ny tena aza dia manao an'izany loatra sao votso-droa!ka lasa sanatria basin'ariary fito ny hiafaràna!
9. Fiffi ( 03/11/2006 18:08)
xxx:
kozy zany fiffi a, za aza gaga oe aona ary zany.
passager fotsiny kosa angamba zany an ! satria manko rehefa mifanorka @ olona ndry ry xxx na zah na ny hafa de mahatsapa an'zany daholo hatrary @ faran'ny fony ary fa tsy midika kosa hoe amoureuse avy hatrany eh !


10. xxx ( 03/11/2006 18:18)
lemenakely: marina izany. samy sipako taloha daholo izy ireo mantsy, dia izay no nahatonga ilay izy. ny iray lasa tany andafy no nahatonga anay nisaraka nefa samy tia be, ny iray indray za nankaty andafy no nahatonga anay nisaraka fa samy tia koa t@ izay.
de nony nanao vakansy tany dago aho de samy nahita azy roa(l)(l)(l)..dia samy niverina daholo ilay tantara manga taloha t@ force :o:o tsy hay toherina.
fa izao, soa ihany aho fa tafaverina taty dia samy tsy misy hitako izy roa de samy hendry tsara. de na mifankahita afaka folo taona indray aza zahay dia manahy aho fa mbola hiverina io. hummm, aza mba mahatokitoky ireny -exes ny sipanareo reny ihany surtout oe toerana no nampisaraka azy fa tsy ny decision ny manokana. 8)8) fa vao mifankahita izy dia mirongatra ilay izy
11. xxx ( 03/11/2006 18:22)
Fiffi:

xxx:
kozy zany fiffi a, za aza gaga oe aona ary zany.
passager fotsiny kosa angamba zany an ! satria manko rehefa mifanorka @ olona ndry ry xxx na zah na ny hafa de mahatsapa an'zany daholo hatrary @ faran'ny fony ary fa tsy midika kosa hoe amoureuse avy hatrany eh !





fiffi, ra bandy tsy de tindry dia ny lanilaniny sy ny lelany no tsapandry. :-D:-D:-D:-D


12. talissa ( 04/11/2006 00:41)
amiko aloha tsy possible mihitsy izany mitia olona roa izany eh!! @ fomba ahoana no hitiavana olona roa na maro, tandremo ary sao votsi-droa eo ka sady tsy an'ny atsy no tsy an'ny aroa!!
13. tslem ( 04/11/2006 04:32)
ohatry ny tsy mitombona zany ry anjely a !asa alo koh:{ :{ :{ :{ :{ mangozohozo hatram ny vatako marina mafy e, sao dé amoureuse ary zah =)) =)) =))
14. heribe ( 04/11/2006 06:26)
:D:D
15. Fiffi ( 04/11/2006 06:53)
xxx:
fiffi, ra bandy tsy de tindry dia ny lanilaniny sy ny lelany no tsapandry. :-D:-D:-D:-D
hay va re eh ! :roll::roll:


16. kala ( 04/11/2006 09:29)
mandalo fotsiny zà de manoratra kely eto fa ntssss tsy haiko ny amoureuse olona 2 en même temps zany, zà sady tsy anjely rahateo fa le tena :evil: saingy aoka ihany.

iray aza ity mahaboda loha.

diamondra27 > io ny andry valio fa zoky aleo hikarakara kaly amin'izay :-*
17. xxx ( 04/11/2006 13:49)
ka tsy tonga de entre deux ve ianao am'zany ry anjely:-D
18. xxx ( 04/11/2006 16:19)
kala> zoky sa zandry? :lol:
19. degree ( 05/11/2006 19:51)
samy hafa ve alou izy sa deux jumeaux e?
20. booboo ( 05/11/2006 20:48)
aza mba mahatokitoky ireny -exes ny sipanareo reny ihany surtout oe toerana no nampisaraka azy fa tsy ny decision ny manokana. fa vao mifankahita izy dia mirongatra ilay izy


:-D:-D:-D eka ouz !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2616