possible ve hoe amoureuse -na olona 2 en même temps?
21. anjely
(
06/11/2006 12:52)
:D misaotra anareo rehetra namaly ê! Tsy voatoniko tsi-1-1 fa valiako daholo ze fanontanianareo tadidiko: tena amoureuse fa tsy manala azy aho kah! (l)tena tsy possible amiko ny hifidy ny 1 amin'azy 2 lahy8O:?:. Tsy de matahotra ny ho votsi-droa aho klou ê :°), soloina 2 hafa ndray raha tonga izany ê! :evil:Farany: misy fitiavan-tena kely ihany ao amiko, marina io! :D:D
22. dailynews
(
06/11/2006 14:36)
anjely:
Tsy de matahotra ny ho votsi-droa aho klou ê :°), soloina 2 hafa ndray raha tonga izany ê! :evil:Farany: misy fitiavan-tena kely ihany ao amiko, marina io! :D:D
aahhhhhhhh????:roll:
23. anjely
(
06/11/2006 15:02)
Tsy jumeaux zareo kah sady tena tsisy itovizany mitsy, izay kou no tsy afoizako azy 2 satria complémentaire :P
24. rapala
(
06/11/2006 17:56)
Farany: misy fitiavan-tena kely ihany ao amiko, marina io!
Mandainga izay milaza tsy tia ny tenany alohan'ny hafa?:)
25. pissoa
(
06/11/2006 20:08)
Tsy jumeaux zareo kah sady tena tsisy itovizany mitsy, izay kou no tsy afoizako azy 2 satria complémentaire
Hay ve e ! Tsss, toa tsy amoureuse no fahitako an'zany fa karazan'ny mitady ny lafatra fotsn. Ze tsy azoko any amin'ny iray de alaiko any @ iray :lol::lol::lol:
Refa teren-NJY oe tsy possible ny hifidy ny 1 amin'azy 2 lahy dia tanjemo fotsiny voa any vô mipenipenina oe tsy nampoiziko fa efa miteny reo ny oul :-D:-D:-D:-D:-D
26. booboo
(
07/11/2006 06:18)
Tsy de matahotra ny ho votsi-droa aho klou ê , soloina 2 hafa ndray raha tonga izany ê! Farany: misy fitiavan-tena kely ihany ao amiko, marina io!
:-D:-D:-D :°) azoko tsara sady ekeko lé bla bla bla :°):°):°):°)
27. anjely
(
07/11/2006 11:22)
pissoa: ok, ok, tsy hipenipenina aho raha voadòna avy any, promis! Fa amoureuse akia zà â! Mitady ny lafatra d'accord fa amoureuse koa. Hitady ihany ve akia tsy hitady ny lafatra, nefa efa fantatra fa tsisy ny fanamperana (hoe olona 1) dia mba 2 izany dia ao tsara ê!:-o
28. mandrindra
(
07/11/2006 13:33)
ny fitiavana dia tsy manapetra e, afaka tia olona iray, roa, folo na zato aza, tsisy blema mihitsy izany.
30. mandrindra
(
07/11/2006 14:47)
xxx, ,eritreritra sy principe apetraka izany fa rehefa sendra an'ilay mahapotika dia mizara foana e :D
31. cutie
(
07/11/2006 15:27)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 07-11-2006 14:33:12
Lohateny : Re : possible ve hoe amoureuse -na olona 2 en même temps?
ny fitiavana dia tsy manapetra e, afaka tia olona iray, roa, folo na zato aza, tsisy blema mihitsy izany.
de azo iarahana daholo ve izy folo:-D:-D:-D
32. mandrindra
(
07/11/2006 15:38)
fa maninona moa no tsy ho azo???
ie, ie, ie, ieeeee, azzzoooooo ataaao izany:lol:
ie, ie, ie, ieeeee, azzzoooooo ataaao izany:lol:
34. cutie
(
07/11/2006 21:43)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 07-11-2006 16:38:49
Lohateny : Re : possible ve hoe amoureuse -na olona 2 en même temps?
fa maninona moa no tsy ho azo???
ie, ie, ie, ieeeee, azzzoooooo ataaao izany
de lasa mizara folo ny tena :-D:-D:-D:-D
36. rapala
(
08/11/2006 14:27)
mandrindra::-*
cutie: raha mizara folo ny tenany dia inn no tiandry akia, ny lohany sa ny fony sa?=))
cutie: raha mizara folo ny tenany dia inn no tiandry akia, ny lohany sa ny fony sa?=))
38. titis
(
08/11/2006 22:35)
Amiko rehefa hoe amoureuse dia olona iray ihany,fa hoana koa zany amoureuse olona 2 en meme temps zany?impossible!
39. cutie
(
08/11/2006 23:32)
ekeko alou le amoureuse oul 2 fa we en mme temps zay njay no tsy ekeko :lol::lol::lol:
40. Zina
(
09/11/2006 04:15)
raha miaraka @ olona roa ny iray tena tina be ny iray eo ho eo ihany - iry ihany no mampa-amoureux