possible ve hoe amoureuse -na olona 2 en même temps?

101. mandrindra ( 13/11/2006 16:41)
ekeo amin 'izay ilay toerana nomeko anao e :-D:-D:-D
102. cutie ( 13/11/2006 16:43)
ndraso alou za hanala vokona hime :-D:-D:-D:-D:-D
103. mandrindra ( 13/11/2006 16:45)
dia hanaiky izany rehefa avy mihomehy :-D:-D:-D
104. cutie ( 13/11/2006 16:45)
an3 :-D:-D:-D:-D
105. mandrindra ( 13/11/2006 16:48)
eo moa eeee :lol::lol:
106. cutie ( 13/11/2006 16:50)
non:-D
107. mandrindra ( 13/11/2006 16:52)
aza mampiasa an'ireny teny négatif ireny hoa fa tsy tsara :lol::lol:
108. cutie ( 13/11/2006 16:53)
tsy oui:lol:
109. mandrindra ( 13/11/2006 16:54)
ilay "tsy" no manimba zavatra satrai mbola négatif :lol:
110. cutie ( 13/11/2006 16:55)
an an an :lol:
111. booboo ( 13/11/2006 16:56)
Cutie > :-D:-D:-D reny fatra-pandà reny hono no tena hum ouz lé tary zay
112. cutie ( 13/11/2006 16:57)
hoy iza
efa haiko zany :-D:-D:-D:-D:-D
113. mandrindra ( 13/11/2006 16:58)
kiiiiiiii fandavana telo be izao ve
114. cutie ( 13/11/2006 17:01)
4 reo :-D
115. mandrindra ( 14/11/2006 10:06)
ekeo amin'izay ary e:wink:
116. cutie ( 14/11/2006 17:40)
an3 wa :-D
117. mandrindra ( 15/11/2006 10:16)
aza filafilainao loatra zaho ô
118. Ruby ( 15/11/2006 14:47)
ary anjely kay tokony hiova ps fa otran ny tsy mety aminy le anarana
119. cutie ( 15/11/2006 22:24)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 15-11-2006 11:16:23
Lohateny : Re : possible ve hoe amoureuse -na olona 2 en même temps?
aza filafilainao loatra zaho ô

tsy mankarary io :-D
120. mandrindra ( 16/11/2006 10:55)
cutie, tsy mankarary an'ilay mampifilafila :-P

ruby, zah mahita hoe tena mety ilay ps
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2829