Tia mitsaingotsaingotra ve ianao ?

1. Fiffi ( 01/11/2006 09:35)

Tia mitsaingotsaingotra ve nareo ? tsy lasa mihintsy fa mankao an-dakozia ao de ny hihinan-javatra foana no hatao ao ? na hoe mahatsiaro noana kely iny de haka biscuit na zay misy anaty frigo ao de mihinana ?

Misy zavatra tena faran'zay tsotra anefa azontsika hatao an! tsy hinanana zavatra ahazahoana kilo !

ingredients:

-choux-fleur
-carotte
-courgette

-Tetehina ny carotte sy ny courgette hatao somary lavalava (10cm)
-Hampangotrahana ny rano (2L) de hasiana sira sy 2 verres de vinaigre blanc !

-rehefa mangotraka ny rano de harotsaka ao ireo legumes ireo juste 2mn ! de halana avy eo !

Trempéna anaty rano mangatsika aingana mba tsy ho lasa masaka ! de hatao anaty plat !

-Io no hapetraka eo ambony latabatra dia isakin'ny miditra ao an-dakozia de maka , de mihinana ! lasa crokanty ireo legume ireo , ohatran'ny mihinana cornichon zany !
-De azo hampiana branche de celéri koh ! de mazotoa mihinana fa sady régime be io no mahatsara ny fahasalamana no tsy mankatavy .
-
2. fasaly ( 01/11/2006 10:33)
hummmmm! msotra am idée aky a! ny ahy tsy handrahoiko akoyr aza reo legioma ireo fa karepohiko manta kanefa njay manjary mitady saosy amperahina aminy tssssss aleo iany handraoina zany de tsy asina sauce:-D
3. Fiffi ( 01/11/2006 11:15)
azondry hatao hiany ny manao sauce kah ! de hataovy sauce yaourt nature le izy ! hafangaro @ ciboulette voatetika faran'zay madinika kely indrindra ny yaourt de hasiana sira sy poivre de zay ! hataovy bb ny poivre masisika kely iny fa tsara be an !
4. kala ( 01/11/2006 12:43)
misaotra amin'ilay torohevitra fa hitako tena tsy mampitombo nefa tsara.
sady tsy misy hena:wink:
5. Fiffi ( 01/11/2006 14:04)
ié ! tsy misy hena ! tena tsara ho an'ny vegétariana io ! fa tsara ho an'ny rehetra koa mba tsy hinanana biscuit lava zao !:)
6. cutie ( 01/11/2006 14:59)
merci fiffi
za koa manko miezaka ny ho vegetariana.:lol:
7. Fiffi ( 01/11/2006 15:23)
hatraty akia io an ! :)
8. cutie ( 01/11/2006 16:10)
hay, tsara zany :P
9. Fiffi ( 01/11/2006 17:04)
ka ny hena akia efa tsy hay intsony fa hahenohina an'zao zavatra tsy hay zao foana klé !
10. cutie ( 01/11/2006 17:56)
hita koa, refa tsy mahita organic za de tsy mihinana
11. booboo ( 01/11/2006 18:13)
tsy voako ndray zany mitsaingoka légumes zany lé ! aleoko mihinana voankazo
12. vale ( 01/11/2006 19:17)
Fiffi: merci @ le conseil:oops::wink:

booboo: ny ah koa aky tsy dia mahavantana ahy io mikarepoka legioma io fa voankazo iany:^), fa de hatao izany e! saotra e !!
13. booboo ( 01/11/2006 19:43)
vale > nenà ato ny voaloboka vao vidina anio dia fongana alohan'ny alina hihihihihihihi
14. vale ( 01/11/2006 20:42)
booboo: hihihih, ..:wink:
15. Fiffi ( 01/11/2006 21:12)
ka ny voakanzo aloha tsara koa an ! saingy tandremo hiany fa misy @ izy ireny be calorie ! ohatra zao ny akondro , ny voaloboka sns....fa ny légumes ange ry zareo tena faran'zay tsy misy calorie eh ! sady rehefa avy namangotrahana iny izy , vao maika manala ny calorie-ny de mba afaka mihinana bdb !
16. cutie ( 01/11/2006 21:25)
:lol::lol::lol:
17. boubounezy ( 01/11/2006 21:46)
vale aleoko kou alou minana vonkazo dé avy eo mijey télé dé miéno dc:wink::-D:-D:-D:-D
18. vale ( 01/11/2006 22:18)
:-D:-D:-D:-D boubounezy! hihihi, ohatra ny itako ery ky eh!:wink:

Fiffi: ny voaloboka alou efa reko ihany fa maha-ngeda, ny akondro koa, fa ny reko ny am voaloboka zany de oe le produit @ iny no maha-ngeda fa matetika ny ol tsy mahala tsara an'iny, tsy fantatro na marina..:roll:.. ny akondro kou, ie!!
19. boubounezy ( 01/11/2006 22:39)
ny akondro kia vale refa aninjy izy na betsaka aza ka tsy betsaka ny taux ny magésium @ njy dé tsara fona izy sady tsy mangéda zany a! mila équilibréna fotsiny ny taux ny calorie, kajoul, lipide, glucide, sns.. dé akafa aninjy dôly ny retra. fa marina alou fa ny volobouka bé anisany bé glucida bé mintsy ra ssamy vokazo é! fa njy nga inana aninyfona kosa nefa:?::roll::roll::roll: marary kibo eo an!
20. vale ( 02/11/2006 03:27)
:-*, mety tsara amiko izany le akondro , satria za matetika tsy ampy magnésium:)
mesy @ conseil ky boubounezy ah!:D:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.049