Tia mitsaingotsaingotra ve ianao ?

21. Fiffi ( 02/11/2006 06:47)
heritrereto fotsiny aza ity ohatra an ! 10 cerises fotsiny de mitovy calorie @ paoma 1 ! ny paoma 1 anefa mahavoky tsara saingy ny 10 cerises......:?:
22. booboo ( 02/11/2006 09:01)
aleo zà ho botabota @ voankazo kah :°)! légumes zany amiko tsisy tsirony raha tsaingotsaingohana ...laoka ahay dia ié hihihihihihi !
23. ari.malala ( 02/11/2006 13:14)
efa tsy tia tsingitsingoka hatr'izay za, sady ny ana ko voankazo no tena tiako :)

booboo, andefaso voaloboka aky fa ts mbola misy aty zao a! :)
24. vale ( 02/11/2006 15:21)
booboo: hihihihi..
25. Fiffi ( 02/11/2006 17:42)
ka le izy ange tsy natao hoe hanoloana ny sakafo , vary sy laoka eh ! fa hoe mba hi-eviténa ny hihinana biscuit na fen'akoha ao an-dakozia ao eh ! na mofo hasiana fromage kely sns..eh ! zay fotsiny le tanjona fa tsy hoe hanaovana régime tsy hihinanana sakafo an!
26. booboo ( 03/11/2006 11:08)
ka le izy ange tsy natao hoe hanoloana ny sakafo , vary sy laoka eh ! fa hoe mba hi-eviténa ny hihinana biscuit na fen'akoha ao an-dakozia ao eh ! na mofo hasiana fromage kely sns..eh

azoko tsara sady ekeko kah hihihihihihi...fa aleoko hôa voankazo fa reny tiako kokoa ny tsirony hihihihihi
27. kitjo ( 04/11/2006 07:57)
fiffi> tena io mitsy no tsara fa za d lasa aretina fts

na tsy noana aza vao miditra ny trano d manokatra frigo, nddray aza ange tsy maka akory fa di oh tsy mety ra tsy manokatra an'io

ankoatra fruit sy legume io ny fanafodiny dia tsy asiana in in mihitsy :-D:-D
zavatra manta iany na rano d amzay kamo hahandro

tanjemo iany ny fruit fa ankoatra ny calorie dia misy ireo be sucre lotra an,
ny akondro hono hoy ny Dr dia tsy categoriser-na ho voankazo fa farine...ary mampatavy nohon' ny ovy aza.
28. kitjo ( 04/11/2006 07:59)
fiffi> mitsaingotsaingoka fa tsy mitsaingotsaingotra..hihi :-*
29. Fiffi ( 05/11/2006 17:40)
:oops:
30. kitjo ( 05/11/2006 18:29)
ao aza e...mbo manitsy fts za e...:-*
31. Fiffi ( 06/11/2006 05:55)
misaotra akia an! :):-*:-*:-*
32. kitjo ( 06/11/2006 16:07)
d aona ndray alo ra mba tiana ovaina kely ankoatra reo legume reo fa nddray ko nge leo na vo maheno ny fofony aza e

ankoatra legume in ko azo tsaingotsaingohana tsy mampatavy?

zavatra tsisy lafarina alo c sur!
33. Fiffi ( 06/11/2006 17:53)
nga akia io misy fofona ? sa ve le vinaigre ny heno @ le fofona ? de manao sauce yaourt kely kah !
Raha tsy zany de paoma , tena tsara @ fo , ny lalandrà hono sy ny inona koa moa ?
34. mandrindra ( 07/11/2006 13:38)
zah klou raha legioma izany dia tsy voako e. zavatra hafa angaha dia tsaingohako
35. vale ( 07/11/2006 13:56)
mandrindra:-D:-D:-D
36. vale ( 07/11/2006 14:00)
kitjo:

fiffi> tena io mitsy no tsara fa za d lasa aretina fts

na tsy noana aza vao miditra ny trano d manokatra frigo, nddray aza ange tsy maka akory fa di oh tsy mety ra tsy manokatra an'io

ankoatra fruit sy legume io ny fanafodiny dia tsy asiana in in mihitsy :-D:-D
zavatra manta iany na rano d amzay kamo hahandro

tanjemo iany ny fruit fa ankoatra ny calorie dia misy ireo be sucre lotra an,
ny akondro hono hoy ny Dr dia tsy categoriser-na ho voankazo fa farine...ary mampatavy nohon' ny ovy aza.

:? marina ve ky izany kitjo? sotra!:wink::-*


37. mandrindra ( 07/11/2006 14:12)
vale, inn klou le mampihomehy? :wink:
38. kitjo ( 07/11/2006 14:22)
mandrindra> le mitsaingoka angamba mampme azy

vale> tany Dago teo za vizaka be d saika hanao magnesium d oe mampatavy ozy dr satria za zao mila manao regime :oops:
d aveo ndray oe akondro oa aona d ozizy oe vo mainka pire fa aleo aza Magne B6 moa? ts tadidiko le nataoko fa ampoule izay

d zay nanazavainy an le akondro oe tsy fruit fa farine!

39. mandrindra ( 07/11/2006 14:30)
kitjo, fa inn no mampihomehy amin'ilay mitsaingoka?:lol:
40. vale ( 07/11/2006 14:46)
:-D:-D, mandrindra::-D mangalam-pinana indray aza e:lol::wink::wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6012