Tia mitsaingotsaingotra ve ianao ?

41. vale ( 07/11/2006 14:47)
Kitjo: de aleo ihany izany ffody koa, fa ny ratsy ftsn le effet sec, sa tsy misy iny @ magneB6?:wink:
42. mandrindra ( 07/11/2006 14:50)
vale, mitovy angaha ny mitsaingoka sy ny mangalampihinana? toa tsy sahala ireo amiko fa samy tiako daholo aloha e :°)
43. kitjo ( 07/11/2006 14:51)
asa mety oe ilay zavatra hafa ve?aleo alo ho avy eo vale hamaly azy e..iiih

d in tkou zany zavatra hafa tsaingohanjy zany fa io le tiko anontaniana

tsy mampatavy an!
44. vale ( 07/11/2006 18:43)
kitjo: aza miala pa eo ndry an! hihihihih:wink:

mandrindra: ka sahala reo fa tsy mitovy:lol:, rehefa mangalam-pinana tsy mahavita mihinana be de be, rehefa mitsaingoka kou kely fotsiny:wink:
45. tisera ( 08/11/2006 07:43)
:-D:-D:-D fa na izany az aloha tena :miam::miam: ange lé mitsaingoka légumes é!
46. kitjo ( 08/11/2006 15:54)
lasa otsan lapin ve?:-D
47. malalatinasoa ( 09/11/2006 06:24)
ny poma, vonkazo mankahia be. Misy aty olona manao regime fa dia paoma fotsiny ny ohaniny.

Dia ankoatr'izay tsy dia hitako:
- mitsaingoka rano isaky izay mahatsiaro
- na mitsaingoka laitue

:lol:
48. kitjo ( 09/11/2006 15:22)
hhiihhii

aona ny fitsaingoka rano zany ry malala?

une pincee d'eau zany?
49. malalatinasoa ( 09/11/2006 16:00)
kitjo:

hhiihhii

aona ny fitsaingoka rano zany ry malala?

une pincee d'eau zany?


nan, ray sarona tavoangy ka, na consom kely :wink:.

Sao dia misy mahita fika hafa tokoa rizareo ankoatry io legioma sy paoma io fa te-hinana mamy foana aho :?, Nefa efa matax b
50. kitjo ( 09/11/2006 16:22)
manin raha misotro le jus sans sucre ireny ohatra rehefa tena tsy mety raha tsy mahita mamy?

sinon voankazo ihany zany ny odiny ko!

enga anie tsy gateua na chocolat na koba fts..:lol:
51. Fiffi ( 09/11/2006 19:45)
manaova voamadilo de hatao anaty tavoahangy , de hasiana rano , de hampiana siramamy kely de iny no hatao fisotro fa sady régime no tena tsara an ! eny @ sinoa misy mivarotra !
52. malalatinasoa ( 10/11/2006 10:42)
Fiffi:

manaova voamadilo de hatao anaty tavoahangy , de hasiana rano , de hampiana siramamy kely de iny no hatao fisotro fa sady régime no tena tsara an ! eny @ sinoa misy mivarotra !



Messi, ndraso fa andeha itady vomadilo zany, na dia mbola tsy nahita mihitsy na dia teny @ sinoa taty aza.

kitjo> hihihi, ny 100% pure jus efa ni-rayerna t@ lisitra fa mampatax b, dia rano fotsiny zao no malaza ato. Dia ilay fruit sisa no mbo ianteherana.

Ary marina ve rizareo fa mananasy koa hono mampahia?
53. kitjo ( 10/11/2006 13:15)

zany hono !

fa mankarary vavony anefa an!

ilay soupe legume (laisoa-courgette-haricot vert-poivron, tsy azo asiana karoty sy ovy an!) mixer-na dia asiana jumbo fa tsy sira iny no tena faran' izay malaky fa zao...tonga d yo-yo diet be...vao mijanona tonga d miverina ary matavy2 kokoa aza...fa rehefa akaiky fety d tsy manin alo manao an'iny sitrany tafiditra ny akanjo

fa deconseiller anefa io raha ela koa satria tsisy apport @ vatana mihitsy dia lasa malezolezo be ary na ny saina aza lasa meda!

le tamarind io na citron tsara! atao kely siramamy manala le marikivy b fts!
54. mandrindra ( 10/11/2006 14:44)
vale:

kitjo: aza miala pa eo ndry an! hihihihih:wink:

mandrindra: ka sahala reo fa tsy mitovy:lol:, rehefa mangalam-pinana tsy mahavita mihinana be de be, rehefa mitsaingoka kou kely fotsiny:wink:

ka io tsy kantite no tadiavina fa kalite :-D:-D. ilay mitsaingoka kely:wink: sy mangalapihinana anie tena fy be mihitsy. kelikely milailay be:-D:-D:-D

55. kitjo ( 11/11/2006 07:27)
tena mila fandava-tena be aloha e

ny ahy ny tena olana dia izao, za tena tia mahandro sakafo be...dia ahona moa no tsy hihinanana nefa efa enao manao azy?

d refa le misy ambiny ao anaty frigo , iny aloha tsy lasa mihitsy fa d mitsaingoka foana isak ze manokatra e

ny farany zao d aleo mihidy ato an'efitra na atao farak ze kely mtsy fandehanana lakozia,,hihi
56. vale ( 11/11/2006 08:13)
mandrindra: ha ha!!:lol::wink::wink:

kitjo: hevitra mety:lol: ihihihi:wink:
57. Fiffi ( 11/11/2006 21:52)
mandrindra: hummmm ! inona indray ity mangalampihinana ity ? :-D:-D:-D
58. vale ( 13/11/2006 00:06)
kita oa e! hihihihi.. fa tena mamy tkoa anie ny zavatra rehefa le angalarina iny e!:°)
59. mandrindra ( 13/11/2006 11:58)
fiffi, zava-panao mahafinaritra io ka:lol::lol:

vale, tsy rehefa anagalarina fotsiny fa rehefa lany vao tena matsiro :-D:-D:-D
60. vale ( 13/11/2006 12:51)

mandrindra: :-D:-D:-D

Mandrindra, Fiffi: ha! ha! :lol::lol::wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4453